Iza no sahy handrava ny didy folonay roa?

21. bichette ( 01/08/2008 14:20)
somary lava lotsa
22. fijo ( 01/08/2008 21:32)
tsy somary lava fa tena lava ka mahakamo.
23. coksa ( 05/08/2008 10:55)
Lava loatra any ka tsy voavaky intsony... :-@
24. SHOAN ( 06/08/2008 18:52)
:?:
25. fijo ( 06/08/2008 21:41)
efa te ho ckrist marina ngamba ny havana ko
26. cutie ( 07/08/2008 14:46)
=))
27. fijo ( 08/08/2008 21:59)
io ko,efa mihezaka ny mitoriteny lavabeeeeeeeeeeeee
28. rakaroka ( 12/08/2008 11:40)
Nefa raha vô lava ny torinteny dua ny halavany fotsiny no refesin'ny olona fa tsy manar
29. rakaroka ( 12/08/2008 11:41)
aka 'ntsony ny maro! ('zafady fa tapaka....tonga dé lasa lé frapy!)
30. ikaretsaka ( 12/08/2008 14:12)
ny toriteny hoa ataovy ohatran'ny zipo
raha lava loatra njary tsy manaitra
raha fohy loatra njary tsy mahatakona
fa eo @ antonony ihany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1451