ambiansa

21. Noue ( 27/07/2008 15:42)
ny tiako lazaina dia zao: ny fiakanjon'ireo vaza , aiza ve dia pataloha jean efa delavé ireny no hanaovana ? nisy vehivavy hoa , 3 , kapa kely fentina eny @ plage' ireny no hanaovany !

ny ambiansa indray dia miforetaka eo daholo fotsiny ahahahaha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. Noue ( 27/07/2008 18:37)
mirianah:

:lol: :lol: :lol: çà c'est bien toi an !!! :-D :-D :-D
mirianah>


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :-*
23. kallie ( 28/07/2008 10:23)
Ainahery> :-P :-P :-P :-P
24. 08051972 ( 30/07/2008 17:16)
slt! K'izà ko aloha tena de miteny mihintsy hoe tsy mahay mihaingo ny vazà satria na de tsy @ mariazy ihany fa na de mande mivavak'aza ry zareo ny alahady de manao patalo jean!!!! Ma jerao koa anie na de ny cathalogue 3suisse na quelle ireny e! Gasy iza koa no hanao tee-shert fohy tanana avelana akanjo ba cole roulé? hi!hi! hiii
25. Noue ( 30/07/2008 17:43)
hafa ny atao hoe manara-damaody ka ! raha tsy tian'ny gasy ny hanao an'io tsy olana fa mba lamaody kosa io e ! :)

fa marina zany ! hafa ihany ny gasy raha fihaingona ohatra mandeha miangona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0886