Fandefasana vola mankany ivelany

21. ainaheri ( 23/07/2008 17:46)
Fa marina ny "ahiahy teo hoe ahoana moa no maha-possible ny "stock" d'Euros
any @ firenena Afrikana ? raha betsaka ohatra ny transactions anefa voafetra ny vola "Euros" transferables ?...


Mety mampiasa euros made in Mali izy ngamba :-D :-D :-D
Enjana tkou ra sendran'ny zany an,ny oul any mety tsy ahalala oe vraie ou non ity euro raisiny :wink:
22. haritianah ( 23/07/2008 19:05)
Zà alou raha vao naeno lé feon'ny rangahy t@ tél dia tonga dé mainty ny fomba fiteny dia nisalasala.Raha tsy sur fa naeno olona nety ny trasanction @ io dia tsy sahy mandefa é.
Refa ts mbola sur fa mandeha tsara io ts sahy handefa alou.
Miaraka @ SIPROMAD mits raha ny pub nataondrizareo.
Sady lé taux ny ohatrany mora bé zan mahagaga any @ western raha mandefa atreo @ 50€ dia taux 10€50 raha atram 90€ dé 12€50.
Nefa ny andrizareo 500€ be zao dé 12€ fotsiny no sarany lazaindrizareo.
23. ainaheri ( 24/07/2008 05:02)
haritiana>>ny ahy ndray nefa sipa no nandray ny phone....
Andao hanohatra oe,keli² no alefa ra tonga? D jerena oe made in ...... ilay euros :-D :-D :-D
24. ni81 ( 24/07/2008 05:34)
Ka misy n° maromaro ange eo dia tsy maintsy olona samy hafa no mamaly satria birao samy hafa koa.
25. diamondra27 ( 24/07/2008 06:19)
ary ahoana ihany le SG etsy cachan e le we manome euros aty de azo alaina any dago em fmg?
26. ni81 ( 24/07/2008 06:29)
ary ahoana ihany le SG etsy cachan e le we manome euros aty de azo alaina any dago em fmg?
Tena tsy azoko mihitsy hatramin'izao ilay M. RABEARIVELO; t@ talata aza namerina niantso ilay n° dia tonga dia messagerie fotsiny fa feno ilay appel ao e!
27. ainaheri ( 24/07/2008 09:53)
Bizna mlay kou zany an,za kou ieritreritra hanao d ato iany za haka kil ,mety ooo??
28. ni81 ( 24/07/2008 10:20)
Manaova dia mba ataovy mora ny frais fandefasana e! :lol: Eto @ serasera ihany dia efa sady manao pub :-D
29. ari.malala ( 25/07/2008 06:24)
ainacheri, za andefasana volou :-P hihihi
30. Ratoa ( 25/07/2008 16:11)
Ny Western Union aloha no hitako ho azo antoka indrindra hatramin'izao. saingy 20% eo eo ny frais, fa mihena io taux io araky ny abetsahan'ny vola alefa (montant).
Ny tena mora dia mametraka carte de crédit any (Visa). Izay indray ny ahy no ataoko izao. Raha misy olona tena itokisana , dia io no mora indrindra sady haingana dia haingana. Ny anadahiko sy ny reniko no ametrahako azy. Miaraka izy mianaka rehefa misy ilàna vola maika. Efa ifanarahana izay halaina. Izaho aloha manao tél any isaky ny alahady na asabotsy, na misy na tsy misy inona. Dia izahay no mifanaraka hoe : izao izany. Samy faly amin'izay. Ny cadeau ho an'ny ankizy sy vonjy rano vaky no tena ametrahako carte de crédit any.
31. haritianah ( 26/07/2008 10:36)
sarotra bé zany ametrapetraka carte visa nao @ olona zany na dia iraitam-po na RAD zan.
Indrindra fa owé any Dago.Tsy midittra @ zany.Ny carte ts fanomé olona zany satria mety hapitera doza anao io, ts miantoka fanahy ho an'olona ianao na dia iraitampo zany.Andro iray ts ampoizinao rehefa teren'ny zvm any izy dia lasa manaonao foana, firifiry ny naita faisana t@ io.
Raha oh owé misy compte nao any dia isam-bolana ianao no mandefa chèque any akan'ilay olona vola dé mety fa ny carte nao no omena any tsy sahy alou raha izao é.
Asa anefa é
32. jejemy ( 26/07/2017 19:16)
Saika. mba anontany azafady. ny Western Un eto amtsika ve afaka mandefa vola any ivelany azafady
33. jejemy ( 26/07/2017 19:25)
Aiza. kai misy W.U afaka mandefa vola any ampita azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5146