fucking-friends
41. ikalamako
(
24/07/2008 09:32)
o ry diamondra o, inona ity titre lazainao??? mba fantatrao ve fa teny ratsy be izy io aty usa..asa aloha ny fandraisan ny sasany azy e.
tsy novakiako aloha ilay hoe jereo eto e, taitra be fotsiny aho t@ ilay titre dia mba manao tsetsatsetra tsy aritra. .
daylynews> hatraty io tena gaga io ankia a!
mahavariana mahintsiny i diamondra27 ka!
Ka raha io no anaran'ilay "tendance" dia nivoaka avy any @ tany miteny anglisy toa ny tany misy anareo angamba izy io vao importé any amintsika izao, ka raha ianareo mipetraka any aza toa mbola tohina be ihany mahita ilay fiantso azy, ahoana moa no tsy hosahirana ny saina handanjalanja ny mahatsara na maharatsy azy io ?
Eny e, ilay mikisipasipa tsy sérieux dia efa nisy sy mbola misy foana, fa ilay fiantso azy mihitsy angamba no exagéré, satria manome lanjany ilay hoe "filan'ny nofo" dia mahatonga izao resaka izao.
Fa raha hoe "ami dans le besoin" ve no iantsoana azy dia moramora kokoa amin'ny sofina ny mihaino azy ary mora amin'ny saina manaiky azy. Kanefa ny "ami dans le besoin" tsy besoin charnel fotsiny fa affectif koa.
42. ikalamako
(
24/07/2008 09:46)
Hoy i Badboy
ka izay no tsy maha-friend azy. Ny azy métier fa tsy mandany andro manao contrat hoe androany oui dia rahampitso non. Tsy tia anao izany izy. Rehefa vita ny asany dia omeo azy ny karamany dia izay. Tsisy korontana tsisy arakaraka fa filan'ny nofo fotsiny.
Dia izay no mampiteny ahy hoe ka ilay fucking-friend ve izany tsy io ihany fa izy gratos fotsiny ?
Amiko ilay teny hoe "fucking" tsy afaka miaraka amin'ny "friend". Fa tokony hoe fucking-man na fucking-woman no ilazana azy. Na fuckingship fotsiny.
Tsy love ve no miaraka amin'ny friend ? Fa avy eo mifandamoro miaraka amin'ny sentiment, dia atao colonne sonore ny hiran'i tsiliva hoe zetèm-ko ianao marina mafy e... :-D :-D :-D
2- fucking friend : ho an'ireo izay tsy tia hiaina ao anaty korotana, fa miaina ilay filan'ny nofo!! HO an'ireo midradradra ilay feo hoe tsy manao raha tsy misy fitiavana, dia andana koa teneno ny makorelina hoe aza manaiky manao zany raha tsy miteny ilay kil hoe tia anao no sady manome vola!!
ka izay no tsy maha-friend azy. Ny azy métier fa tsy mandany andro manao contrat hoe androany oui dia rahampitso non. Tsy tia anao izany izy. Rehefa vita ny asany dia omeo azy ny karamany dia izay. Tsisy korontana tsisy arakaraka fa filan'ny nofo fotsiny.
Dia izay no mampiteny ahy hoe ka ilay fucking-friend ve izany tsy io ihany fa izy gratos fotsiny ?
Amiko ilay teny hoe "fucking" tsy afaka miaraka amin'ny "friend". Fa tokony hoe fucking-man na fucking-woman no ilazana azy. Na fuckingship fotsiny.
Tsy love ve no miaraka amin'ny friend ? Fa avy eo mifandamoro miaraka amin'ny sentiment, dia atao colonne sonore ny hiran'i tsiliva hoe zetèm-ko ianao marina mafy e... :-D :-D :-D
43. diamondra27
(
24/07/2008 10:14)
ikalamako: ekena 100%
sady zao koa zany e: le lohateny ange titre e
Raha vao teny ratsy zany dia tsy misy ady hevitra mihintsy fa we tabou be nefa tokony mba fantatra ihany we inona kay zany fucking-friends zany?
Ny famatarana azy tsy midika we arahina fa mba misy hisaintsainana

44. rakaroka
(
24/07/2008 10:26)
Azafady fa tara train e!
Ilay filazan'i Diamondra ny "titre" aloha: "tsy misy tsininy" mihitsy amiko, satria efa izay moa ny terme d'origine ka mampivaona matetika ny "interprétation"
isan-karazany ary misy koa ny "adéquation" amin'ny tiana horesahina araka ny voalazany!
Heu....Ny Tiako holazaina fotsiny dia "libre" @ tiany itondrany ny fiainany ny tsi1/1,Dia araka izay mampetimety azy e, saingy hoy ny fiteny vahiny indramina izay hoe:"A tes risques et périls" fotsiny e. Ny mitranga matetika dia ny olona ihany no ni-créer ny "blem"-ny.
Resaka choix koa ilay izy angamba : satisfaction de tel besoin inaccompli?
Fa hi-courir aprèsn'izany anie tsy valorisant loatra e, raha miatrika zavatra matotra iray na mi-convoite "ny tena fitiavana, na diplom, na vola, na izay hanana personnalité amin'ny zavatra atao fa tsy mbola nisy voahindrahindra
angamba hoe tena "FUCKING-FRIENDS" dadany be iny tary iny :-P :-D :wink:

45. badboy
(
24/07/2008 10:45)
Ilay "esprit"-n'ilay fucking friends mihintsy no be tsy mahazo!
Averiko indray mandeha:
1- tsy fangalarambadinolona io fa mpinamana mifanaiky no ao anatiny
2- tsy very akory ilay finamanana fa rehefa te hiray dia mifanome morse ka raha miray ny onde de mihaino hira @ radio @ toerana tsitan'ny olona no sady manatsembotena
3- tsy tokony hahataitra satria safidin'ireo izay nifidy io fianana io tahaka ireo zay nifidy ho pelaka, na mompera, na manambady 1, na mampirafy,..... safidimpiainana tahaka ny rehetra io k'aza mitorabato fa io no tiany de izay, tahaka anao hoe io tsy tinao fa iry de zay.
4- tsisy fahasarotapirao satria mpinamana no titre fa rehefa samy mila izay ilainy vao maka toerakafa
5- tsisy engagement hoe tokony hivady, na koa eritreitra hoe tsy mety ny ataotsika satrii safidy fa tsy noterena
Ka izay tsy tia ilay filozofia fucking friends aza taitra satria ny manana espit fucking friends koa mety afaka ny hiteny hoe ratsy ilay manambady satria manamerda, nefa tsy mbola nisy niteny izay teto angamba ka dia hajao ny safidiny.
;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-)

46. ari.malala
(
24/07/2008 11:32)
mahita v i bad boy hoe misy mitora-bato ao e! ento eto izany hojerena! raha ny filazana hote tsy tia d mazava, tsy tia izahay ko!
47. ikalamako
(
24/07/2008 11:39)
Ary hono ho'aho e, Badboy moa izany no tena mahazo tsara ity esprit ity :
ny bandy na sipa manana fucking-friend ve manana vady be ? Non ô ? satria izy tsy tia korontana tsy tia emmerdement tsy tia fatopatotra no hananany io esprit io.
Ka izao, rehefa ilay mba avy mifanala mangidy iny izany ilay izy mitsà fucking-friends, ka mifanena @ olom-pantatra iray, mety tsy hanontany io olona io fa sali sali dia samy lasa, fa mety hanontany koa io olona hoe : "ahoana rangahy, ahoana akia ! Han, euh izy izany no vadiben'i toi ?"
Dia ahoana no avaly : "nann, fucking-friend-ko fotsiny io kah".
Raha esprit kisipasipa fotsiny manko dia valiana fotsiny hoe namako io, dia anjaran'ny olona iresahanao no maminany hoe namany fotsiny sa sipany sa vadibeny.
Fa raha olona manana esprit pro ity tendance ity, dia mino aho fa tsy tiany koa no ho-étiquété-na hoe manana vadibe lery, dia mba hampazava ny resaka dia tonga dia lazaina ny titre.

48. badboy
(
24/07/2008 15:41)
Ka ilay fucking friends koa aloa, aleo hazava tsara tsy hoe izay te hanao az'io dia mahavita :
- Mila "potentiel physique" : izany hoe mba milay sy tsiriritin'ny olona, indrindraindrindra ilay kôfa (izaho zany ohatra ao anatiny)hihihi
- Mila "potentiel verbal" : izany hoe olona sady mahay mampihomehy no mahay miresaka!!!
- Mila "potentiel corporel" : izany hoe olona matanjaka sy vonona lalandava satria tsy misy andro voamarika fa rehefa taitra de zouuuuu!!
- Mila "potentiel de tolérance" : izany hoe olona mahatsapa fa tsy tokony ho sariaropiaro na dia misy misaritsarika aza ilay sipa na bandy!!
- Mila "potentielle de patience" : izany hoe mila maharipery satria tsisy fitiavana io fa samy célibat, na koa mety misy akama fa tsy mbola vita mariazy ny 1 na ny 2, no mifanaraka eo!!!
Raha tsy ao ny 1 @ reo no tsy ao dia aleo mifikitra @ kely ananana fa tsy ho lasa lavitra ilay tanjona!!!
Ka dia ireo izay mananan ireo potentiel ireo no manana hetaheta hanao ilay fucking friends, dia arahaba soa arahaba tsara fa 100% ny vintana, raha tsy hoe angaha efa kobonizireo ny potentiel-ny ka ni-exploite-ny!!!
Vive l'amour platonique
;-) ;-) ;-) ;-) (l) (l) (l)

50. cutie
(
24/07/2008 23:14)
fijo maditra :-D
diams
resaka F........ moa izy ty ka tsy hitako ze idiran'ny friends @ zany fa sexual relationship no mibahan-toerana :-D

51. ari.malala
(
25/07/2008 06:01)
badboy:mbô dedaka kou zany ra lelà marina hihihihihi
- Mila "potentiel physique" : izany hoe mba milay sy tsiriritin'ny olona, indrindraindrindra ilay kôfa (izaho zany ohatra ao anatiny)hihihi
52. rakaroka
(
25/07/2008 06:06)
fijo:
rakaroka an,ndry moa friendko e.hi hi hi
sera friend : "aoka précisé-na tsara!": :lol: dia ampy !