fucking-friends
21. xxx
(
23/07/2008 02:57)
Tsy hitako izay olana, efa samy olon-dehibe. Raha raisina @ lafiny fitaizana sy ny moral indray tsy dia mety.
Aty aminay dia efa io mihintsy no malaza, sady bedabe no manao azy, efa mazava fotsiny ny tegle du jeux. Ao koa ny travel friends, shopping friends, cooking friends...

22. ari.malala
(
23/07/2008 05:57)
xxx:
Isika eto mantsy avy dia tia mitsara. Nefa na ilay relation lazaina fa "normale" ange en général misy mpanelanelana koa. Eto ary izy mazava kokoa. Ary aoka izay ny manao fady ny filana ara-nofo satria zavatra voa-janahary io ka tsy misy tokony hahamenatra.
tsy mitsara ny filazana fa tsy tia! ohatranao mifidy izay hiarahanao iany io, mety misy olona tia anao fa tsy tianao, d ts hitsara mints enao raha miteny we ts tinao le oul, d toy izany koa, ts tianay ilay izy d zay iany. Izahay anie tsy niteny hoe ratsy ilay izy e fa hoe tsy tianay, rehefa namana dia namana. Ho anareo mankafy d ankafizo, fa tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra aminareo akory d mitsara izay :°) aza susceptible hoaa hihih
23. diamondra27
(
23/07/2008 11:38)
dailynews:
diamondra27:
http://www.moov.mg/femme.php?articleId=333326
raha ohatran'io aloha dia tsy d'ac @io za e, tsy lany fotoana fotsiny ve
o ry diamondra o, inona ity titre lazainao??? mba fantatrao ve fa teny ratsy be izy io aty usa..asa aloha ny fandraisan ny sasany azy e.
tsy novakiako aloha ilay hoe jereo eto e, taitra be fotsiny aho t@ ilay titre dia mba manao tsetsatsetra tsy aritra. .
----------------------------
ye haiko fa ataoko ahoana aza ovaiko ve nefa io ndrindra no dinika tiana hodinihina
24. diamondra27
(
23/07/2008 11:42)
xxx:
Tsy hitako izay olana, efa samy olon-dehibe. Raha raisina @ lafiny fitaizana sy ny moral indray tsy dia mety.
Aty aminay dia efa io mihintsy no malaza, sady bedabe no manao azy, efa mazava fotsiny ny tegle du jeux. Ao koa ny travel friends, shopping friends, cooking friends...
------------------------------
raha travel friends sns ndray aloha dia d'ac za e fa le hoe misy fikitihinany tena mihintsy no tsy tanty
Misy zao ireny mpinamana ireny dia mifanaiky we ndao hanofa trano dia miaraka mizara charges sns fa te hanao vacances nefa ny charges lafobe....
25. diamondra27
(
23/07/2008 11:43)
cutie:
za koa tsy namaky ze voalaza tao :)
-----------------
de vakio akia aloha ilay izy a, nefa efa mety haindry ihany angamab le tiana lazaina ao e
:lol:
26. diamondra27
(
23/07/2008 11:51)
lazounet:
badboy:
Zay ilay tonga de mitsara fotsiny fa tsy jerena aloha hoe fa inona no antony!!!!
Ary inona moa ny maharatsy izany rehefa lehibe mifanaiky??? Sa ilay mifanamerda ihany no tena fiainana???? De mifanamerdiava eo fa ny olonkafa efa miaina ankahalalahana!
Izay ilay safidy!! Vive le fucking-friend!!!!! Raha mbola misy malalaka kokoa noho izay aza vao maika tsara! :twisted: :twisted: :twisted:
Bad boy a!
Nilaza ny heviny i Tantine Diamondra dia mba nolazainay sy Tantine Ari koa ny hevitray. fa hoy aho hoe izay makafy ny "BAISE entre AMIS" mila mahazaka ny onjany fotsiny.
Mora kely ange ny "mampiditra" é! Fa eritrereto hoe:
1- misy ZAZAKELY tampoka!!!! IZA NO RAINY ???? Hanaiky ve i Bad BOY ?
2- Nahazo ARETINA ianao (efa mpinama be dia tsy miaro-tena intsony)... IZA NO HOMENA TSINY.
3- Raha velona tampoka ny "sentiments amoureux" avy any andaniny na avy any ankilany...AKORY ATAO ???
Ireo fotsiny ny ohatra kely omeko. Tsy mitsara izay manao an'i zavatra io aho; zavatra efa nisy hatrizay tokoa...Fa amiko iLay izy toa ny "lalao mahery setra ihany".
Mba mangataka ny hevitr'i RAKAROKA sy IKALAMAKO àry HERY sy LANTO aho momba ity raharaha manga ity.
-----------------------
saika tsy hime za @ le we Tantine ;-)
xxx: ka izay ihany koa aloha no tsy maha- d'ac ahy am le izy satria de miaraka de miaraka eny nefa ny vokany tsy hita fa mety ho zavadoza tokoa
Marina fa we refa mmiaraka izany mila mitandrina nefa ny accident koa ange misy foana e, zay vao tatry ny alok'akoho
Tsara ny hoe manana liberte fa tsy ampiasaina amin'ny zavatra rehetra ilay liberte fa mba asiana fieritreretana ihany, tsy izay rehetra ataon'ny olona dia tsara sy manendrika anao daholo fa misy ny sahsza sy tsy sahaza ny tena
Fa rehefa izay izany aloha no mety aminao dia tsy maninona fa samy milaza ny heviny eto daholo isika e
27. diamondra27
(
23/07/2008 11:53)
ikaretsaka:
rehefa hifanarahina kosa
lazou> io letsy le hoe ze tia manarahy an.
efa nivonona @ zay ianao izay vao mi riska sy efa tsara petrapetraka daholo fa nga ataotao foana kosa...
--------------------
tena marina mihintsy izany , efa ifanarahanjareo doly ny rehetra afa-tsy we raha misy accident de aona
28. ari.malala
(
23/07/2008 14:25)
diamondra27:
Tsara ny hoe manana liberte fa tsy ampiasaina amin'ny zavatra rehetra ilay liberte fa mba asiana fieritreretana ihany, tsy izay rehetra ataon'ny olona dia tsara sy manendrika anao daholo fa misy ny sahsza sy tsy sahaza ny tena
miombon-kevitra 100%
29. barakobama
(
23/07/2008 20:53)
zô nikôz an lôm oe "milai b le fucking friend" de lôm nikôz oe " atô inon kô ny fakon'i fredi" :!:
30. badboy
(
23/07/2008 21:10)
ari.malala diamondra27 >> Dia ianareo ndray koa izany no manana sy mitana ilay référencen'ny fitiavana lavorary sy tsy hitandonto!
Dia mbola ianareo koa no mametraka ilay fetran'ilay lazaina hoe liberté! Ka maninona koa, dia ny mbola eo ihany, tsy tonga de mangataka lalàna hamaizana ireo izay miaina ilay fucking friends???
Nataoko ihany tsy hihomehy fa là c trop drôle!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
OBAMA io manilika fa fakon'i Freddy hono zany ka tsy hilainy!! ;-) ;-) ;-)

31. ikalamako
(
23/07/2008 23:04)
oudry, hay ve zavatra tsotsotra no tao anatin'ilay lohateny e ? izaho moa dia tsy nanopy maso akory vao hitako tatsy amin'ny pejin'ny serasera, fa hozy zah hoe portnawak !
Zava-baovao entin'ny fandrosoana daholo izao - na ny anarany aza toa mahasahisahy (ohatra ny pseudo-ko, lol :roll: ). Asa ny aty an-dafy lazaina fa nivoahan'io lamaody io fa raha toa ireny film mba miseho amin'ny télé ireny dia milalao afo ihany ilay manao an'io fomba io (unfaithfull, pretty woman).
Ary mino aho fa ny fanitsakitsahina tokantrano dia niainga t@ eritreritra hanao "fako inona frendy" dia lasa nivadika orera.
Te-hamorona zavatra hafa foana ny sain'ny zanak'olombelona fa tsy mety afa-po, ka tonga eto indray isika izany izao. Ka asa, afaka 20 taona indray angamba mety hiverina lamaody ohatran'ny paty delaka (patte de mamouth re e !) indray ny "fucking-my-wife" na "fucking-my-husband". Hiverina amin'ny taniny ny jiosy.
Ka izaho manokana aloha dia tsy mahita izay tena tombony amin'io e. Na misy pilule tsy mampiteraka sy kapôty hiarovana amin'ny sida, sns aza. tsss.
Ilay fucking-friend amiko tonga dia manome sens ilay olona miaraka amin'ny collègue-ny ps-ko ireny :°). Fa izy gratos fotsiny angamba.
Sady mila soloina isan-kerinandro izany izy ity - mba tsy hilazako hoe isaky ny roa andro - raha tsy izany dia miverina amin'ilay fiantsoana fa mahazatra ihany hoe "sipa" = ma copine, mon copain, my girlfriend, my boyfriend. Ny ela maha-iray roa hoy ny Ntaolo koh ! (sa izy Ntaolo tokoa angaha no nampiteny azy izany, fa izao efa moderna aby)
Sa ??? Ka inona no tombony ?

32. lazounet
(
24/07/2008 00:54)
FUCKING FRIENDS hoy ianao?????
Izany tokoa angaha no tonga amin'ny Etymologien'ireo teny ireto :
CO-PAIN : C'est la personne avec qui on partage le PAIN.
CO-PINE : C'est LA personne avec qui on partage sa PINE...
Vulgarité pour vulgarité...aho koa mba mahay kely =)) =)) (mifona Lanto a!)
Ataovy lehiretsy raha io no mahadiavolana ny fonareo a!

33. badboy
(
24/07/2008 04:24)
Bon ho an'ireo mihanahana :
1- fucking friend = amis qui baisent!! Mpinamana mifanamboatra, fa tsisy mitsy eo hoe vadin'i apondra nalain'i anne hotengenany na hitaingina azy!!!
2- fucking friend : ho an'ireo izay tsy tia hiaina ao anaty korotana, fa miaina ilay filan'ny nofo!! HO an'ireo midradradra ilay feo hoe tsy manao raha tsy misy fitiavana, dia andana koa teneno ny makorelina hoe aza manaiky manao zany raha tsy miteny ilay kil hoe tia anao no sady manome vola!!:-D :-D :-D
3- fucking friend : @ maha fifandraisana malalaka ilay izy, izay hevitra iraisan'ireo olondroa, dia mino aho fa tsy adala akory ireo izay manao izany ka tsy hampiasa kapoty na zvtr hafa!!
;-) ;-) ;-)

34. diamondra27
(
24/07/2008 06:03)
ikalamako: ie sans prise de tete io hono e, zay no efa nifanarahana . Ka atao ahoana ny hiaraka amin'ny olona toy izany anio izy miaraka am x rapitso y z sns de aveo un jour miverina aminao , dray dray draysao de mba tsy le eritreritra no lasa malalaka fa le ary ambany :-D :-D :-D :-D
badboy moa zany tia ilay fahalalana ka de bonne chance e

35. ni81
(
24/07/2008 06:12)
Dia marina ny hevit'ikalamako hoe FAKO KILA FOREHITRA :lol: :lol: :lol: :lol:
36. badboy
(
24/07/2008 07:21)
diamondra27 >> F'anga misy resaka hoe miaraka fa mpinamana mifanamboatra refa samy manina!!
De diamondra27 ve zany zao mbola tery sa efa malalaka????? :-D :-D :-D

37. Noue
(
24/07/2008 07:39)
dailynews:daylynews> hatraty io tena gaga io ankia a!
o ry diamondra o, inona ity titre lazainao??? mba fantatrao ve fa teny ratsy be izy io aty usa..asa aloha ny fandraisan ny sasany azy e.
tsy novakiako aloha ilay hoe jereo eto e, taitra be fotsiny aho t@ ilay titre dia mba manao tsetsatsetra tsy aritra. .
mahavariana mahintsiny i diamondra27 ka!
38. ari.malala
(
24/07/2008 07:51)
badboy:
ari.malala diamondra27 >> Dia ianareo ndray koa izany no manana sy mitana ilay référencen'ny fitiavana lavorary sy tsy hitandonto!
Nisi niteny anizany nga hono teo e!
badboy:
Dia mbola ianareo koa no mametraka ilay fetran'ilay lazaina hoe liberté! Ka maninona koa, dia ny mbola eo ihany, tsy tonga de mangataka lalàna hamaizana ireo izay miaina ilay fucking friends???
fa iza hono izahay ho hanana alalana hanao izany?
[quote=badboy]
Nataoko ihany tsy hihomehy fa là c trop drôle!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
d mihomeheza mafy be ko! hihihi! tsisy manakana anao anie!
Io ilay lazain'ilay namana raika izay hoe teren'i badboy hitovy am fijeriny foana ny an'ny olona d refa ts manaiky an'izay d ts tiany hihihi, it's true, you are a bad boy and i think you are the worst :-P
39. barakobama
(
24/07/2008 08:19)
de zô s lôm ref mifakaita de mifanambôtr, de refa tsy mifakaita de sami mak o az. tena milai b fa ref sam manina iani vô mifakaita :!: