Manina ny any aminay

41. Bola ( 05/08/2008 01:03)
Efa afaka dia niverina ilay izy ry Ni a...Hari a, novaliako ary ambadika ny sasany...any @ ilay mofo bol..a :D
Ilay nampiverina ilay izy koa amin izao nody any Mada daholo ny ankizy dia za rery zao no aty dia tena mampi demoral kely...Ny olona any korana be ...nefa koa tsy maninona fa manao korana miaraka aminareo eto za e...
42. haritianah ( 05/08/2008 05:08)
bola à ndé ao ts ho any Roma @ 14 au 18 fa ho any @ bola raha izay.Sa tsa mandray vahiny kou bola? mba misy namana @ zay dé mba ts dé manina ny any amintsika é hihihihihi
Ny olako @ zay fotsiny zao bola dé, zà ty manao sakafo misy menaka kely sy sucre kely fa ts mihinana betsaka fa kely , bola indray dia mi invité mafy ts hanao ireo.
Dé aona?
43. Bola ( 05/08/2008 22:16)
haritianah:
Sa tsa mandray vahiny kou bola?

Taiza ndray no nisy resaka an izany e...Za olona faran izay tia mandray vahiny!!! Tsy manana aroso sy atolotra be nefa dia faran ny tiako io mandray vahiny io!

haritianah:
Ny olako @ zay fotsiny zao bola dé, zà ty manao sakafo misy menaka kely sy sucre kely fa ts mihinana betsaka fa kely , bola indray dia mi invité mafy ts hanao ireo.Dé aona?

Fa maninona moa zany no atao olana e...Ataoko zay tian i Hari fa tsy maninona ka...Azo amboarina foana zany :)

Ilay hoe lasa nody ny ankizy tiako lazaina, iray tam po amiko mipetraka any aminareo any mba firesahana telephone satria miantso Europe mora no Mada dia izao any Mada dia gina za...Sady ilay mieritreritra mihitsy hoe ry zareo rehetra mifankahita fa za tsy mahita tava ny any no mampalahelo ahy...
Lasa sady serieux no vazivazy ny resatsika eto! :wink:



44. haritianah ( 06/08/2008 22:23)
bola ; sao ary ao tonga any de anao sakafo dé ts ihinana eo bola?
ts akifady be zany @ menaka sy sucre an
45. Bola ( 09/08/2008 03:20)
haritianah:

bola ; sao ary ao tonga any de anao sakafo dé ts ihinana eo bola?
ts akifady be zany @ menaka sy sucre an

ka ny vahiny ve atao manao sakafo fa tsy izaho no mila manao e...:)
Nefa aloha za zao marary tsy avy hanao sakafo firy dia tsy maintsy mitady solotion hafa zany...namaky tokoa aho fa raha tena tsy matory mihitsy dia mahafaty andro vitsivitsy monja...zany no fanaovan ireny olona torture ny gadra...tsy ataony matory...soa fa mahalana ilay nuits blanches fa na izany aza kely torimaso dia izay no mampihena hery moramora..nefa ange efa mba netinety ihany va dia toa niverina indray ilay fahazaran dratsy e....tongava @ zay tianareo...dieny mbola eto koa za fa ny pass aza tsy hay avy fandehany...

46. haritianah ( 09/08/2008 22:18)
bola zafd é, hay vé ts en forme enao é! aza manambé ré
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.613