Manina ny any aminay

21. ainaheri ( 27/07/2008 14:30)
Bola:
Za mihaino ireny kaiamba ireny...tena tsara fa @ tsy fatao fihaino matetika fa tsy mety....


Aoka fotsiny,za kou lebé tany T/ve d Kaiamba fona no heno ...tsy atao fiheno matetika marina fa...............


22. ni81 ( 27/07/2008 15:10)
Aoka fotsiny,za kou lebé tany T/ve d Kaiamba fona no heno ...tsy atao fiheno matetika marina fa...............
:lol: :lol: fa maninn no tsy fiheno matetika? Anjarako izao no mba manontany a! :-D :-D
23. naughtyboy ( 27/07/2008 18:22)
..mahereza Bola fa fombanjavatra zany,kodiarantsarety ny fiainana ozy ny fiteny :lol: ;-)
24. Bola ( 27/07/2008 23:15)
Ni: henoy matetika dia hitanao eo hoe fa maninona no tsy manao ilay izy matetika...nefa za mino fa efa hainao tsara! :wink: Vazivazy tsy maintsy atao ray an dalana sa ahoana...:D

Aina: fa inona marina no dikan ny hoe Kaiamba fa io cassette nomen ny ankizy ahy fa dia tsy haiko hoe inona marina na iza marina....
Hors sujet Aina: variana mihitsy aho @ fahaizanao miresaka na sujet inona na sujet inona...Asianao ilay hoe 3 na 4 mots fotsiny nefa miteny be ilay izy!:-D

Naughty: marina ny anao ka...mahery fa misoatra e...ary somary hors sujet kely koa...fa nahoana no dia naughty ianao e...sa tonga @ ilay diniky iza moa ..ilay hoe anarana ps maninona maninona tsara...:)

Entre parentheses aloha fa za hatramin izay nahitako ity site ity dia toy ny any Mada miresaka @ gasy maro fa tsy variana @ bokiko lava ato intsony fotsiny.... :-D
25. naughtyboy ( 29/07/2008 13:51)
bola > an iny njay de tsotsa :lol: I was born 2 B naughty but nice.. :-D
teraka ho madiditsa nefa tsara fanahy.. :°)tsy mandoka tena za fa zvmisy io.. fa ahona njay zany dinika anarana ps manin2 tsara zany fa tsy arako
26. Bola ( 29/07/2008 19:23)
when u re naughty u can t be nice....sa ahoana...@ ilay ianao manao ditra iny ve iza no faly aminao eo fa @ ilay tsy maditra zany angamba no tsara fanahy! :D Eny fa mazava ny @ iny aza e...
I Kapisitra no resahiko nanokatra dinika ary @ eritreritra mandalo dia vinavianainy eo hoe izao no nahatonga ny anarana ps ny ranona ho zao...Tsy haiko raha tao ny anao na tsia fa za tsy namaky hatramin ny farany.
27. 08051972 ( 31/07/2008 16:38)
Bola:

Inona no ataonareo rehefa malahelo ny any aminareo...
Sa tsy manao an izany nareo...
Za dia tena mbola matetika...faran ny taona 2002 aho no tsy nipetraka tany maharitra be intsony nefa ilay malahelo tsy mety afaka ... Te hody matetika mba tsy atao hoe lava. Efa nody fotoana fohy mihitsy nefa fa avy eo niverina ihany satria tsy nisy ho avy azo nianteherana tany...
Fantatro fa mila mijery ny positif fa androany koa za ohatra ny tena efa ambany ny moral... Ka za mihitsy ve no efa malahelo loatra sa mba misy toa ahy ihany any... :cry: :cry: :cry:

slt! atraty io malaelo te ody io !Marina tokoa fa refa any ampiasana alo de adinodino le alaelo fa @zao été zao tena matsiaro ny hafanan'i Dago d'efa ...!?Ny mifandray @ serasera koa fanafodinyana1 refa tsy afaka miantso ny any Tanana satria iarahamalala ny tel lafo be! Courage fa ts'enao rery io e!

28. naughtyboy ( 31/07/2008 17:47)
Bola > yes ,I can :lol: za nge tsy oe maditra manin fa madidoha kely fotsiny e :-D madidoha fa tsy ratsy fanahy ( notty but not bad only nice :°)
Ie tadidiko iny resaka kapisitra iny fa mazava kah :wink:
29. cutie ( 31/07/2008 18:28)
Bola [ Valio ] 22-07-2008 03:58:45
Lohateny : Manina ny any aminay
Inona no ataonareo rehefa malahelo ny any aminareo...
Sa tsy manao an izany nareo...
Za dia tena mbola matetika...faran ny taona 2002 aho no tsy nipetraka tany maharitra be intsony nefa ilay malahelo tsy mety afaka ... Te hody matetika mba tsy atao hoe lava. Efa nody fotoana fohy mihitsy nefa fa avy eo niverina ihany satria tsy nisy ho avy azo nianteherana tany...
Fantatro fa mila mijery ny positif fa androany koa za ohatra ny tena efa ambany ny moral... Ka za mihitsy ve no efa malahelo loatra sa mba misy toa ahy ihany any

mihaino hira gasy :)
30. fijo ( 31/07/2008 20:20)
izay,de mihira koa ,na ratsy feo aza
31. ratonga ( 31/07/2008 21:29)
feo kadradraka sa feo-tsaka :°) :-D
32. cutie ( 31/07/2008 23:31)
feo-tsaka :-D
33. ratonga ( 01/08/2008 00:02)
miaooooo :°)
34. malalatinasoa ( 01/08/2008 08:37)
Rehefa malahelo dia:
- miantso, tsy voatery fianakaviana na dada sy neny fa izay afaka itenenana teny gasy fotsiny,
- mandefa hira mafy be dia mandihy miaraka @ kofafa, na manao zaridaina
- mi-karajia, mirediredy eo @ salon, misy olona misenn bedabe koa aho dia :lol: :) :-D mivanitika @ adalan'ny sasany,
- mandeha mivoaky ny trano, tsy fantatra hoe ho aiza fa dia mankafy ny natiora sy mifoka rivotra tsara, na mandeha manao sport,
- alohany iverenana ao an-trano: maka filma mampihomehy dia mikakakaka irery avy eo,
- dodo be @ izay avy eo,
Ny ampitso en forme tsara.
Anareo indray izao.
35. cutie ( 01/08/2008 23:32)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 01-08-2008 02:02:42
Lohateny : Re : Manina ny any aminay
miaooooo
:-D
36. Bola ( 04/08/2008 01:16)
malalatinasoa:

- mandeha mivoaky ny trano, tsy fantatra hoe ho aiza fa dia mankafy ny natiora sy mifoka rivotra tsara, na mandeha manao sport,
- dodo be @ izay avy eo,
Ny ampitso en forme tsara.

Tena marina fa mandaitra be mihitsy, tsy resaka manina ny any an tany lavitra fotsiny fa rehefa resaka malahelo dia mety daholo. Ary araka ny psy koa, ny fampiasana vatana no antidepressant tsara indrindra satria mahatonga ny vatana hamoaka ilay hormone atao serotonine izay mahatonga antsika hatsiaro tena ho tsara (mihiratra ny saina, falifaly kokoa...)
Misoatra nampatsiahy malala!


37. haritianah ( 04/08/2008 13:01)
bola ko dé mahasosotra mits @ ity sujet ny iray ity ita fa manina dolo ny olona @ zao vakansy zao dé mbola accéntuéna indray.
Ny ay indray bola dé raha vantany vao malaeloelo iny dé ts atao mits ny mijanona eo am-pandriana.
Mifoha aingana dé mampirina trano retra,manadio ny lakozia sy ny fitaovana retra ao,manjaitra ny rovitra madinidinika retra ts vita andavanandro no mandéfa hira zé tena tiana atao misimisy kely ny volum ka sady mihira no mampirina lé trano,voasikotra dolo ny loto rehetra.Vita zay dé mandro tsara ary lasa amin'izay mitsangatsangana mivoaky ny tanana.Dé alefafoana ny hirahira any anaty fiara no mihira manaraka ilay hira mandéa.Hira zé tiana.
38. Bola ( 04/08/2008 20:10)
haritianah:

bola ko dé mahasosotra mits @ ity sujet ny iray ity ita fa manina dolo ny olona @ zao vakansy zao dé mbola accéntuéna indray.

ny ahy io no tonga taloha dia namindra tany @ i Ni za fa marina izany..Dia nanokatra iny dinika iny izy dia mba teo koa za no noraisina ...dia efa afaka ilay izy tao ao ... fa zao tsy matory zao ndray...ireo ataonao reo no ataoko amin alina ka eritrereto...:roll: Izay no ataoko hoe efa tokony mody indray aho fa ilay resaka visa sy pasipaoro no manahirana...za manko mahafoy tena tsy mividy na inona na inona...na boky aza hindramina ...fa dia manangona vola hodiana matetika araka izay azo atao. za sac a dos no entiko any rehefa mandeha aho satria tena hoe hamangy dia izay..Ary ilay farany teo aza tsy nampandre aho fa tena surprise...Fa hafahafa ihany aloha ilay tsy misy mitsena fa onjiny ianao samirery...za tena miaiky ny olona mahatanty ela be tsy mody...za aloha dia ity no lava indrindra tsy nodiako hatramin izay...tsy lazaiko firy taona fa hiomehezanareo eo za...hisy hanoratra indray eo hoe zay aza efa 10 taona tsy nody fa mangina...
Zay r ireto a...lazao rehefa misy renareo ilay pasipaoro hoe efa vita aty ivelany amin izay hanaovana papier avy aty (visa) dia @ izay tsy manao papiers intsony any mada maka visa mankaty fa milamina fotsiny....Ranomaso sisa tsy hiraraka ny ahy eto...Alahelo, tsy fahampian torimaso...ny aza marary angamba sisa... :cry: :cry: :cry:
39. ni81 ( 04/08/2008 20:19)
Aza malahelo zany e! Ny ahy efa afaka zao.
40. haritianah ( 04/08/2008 22:03)
Ts aleo ary ho ay lé billet de entiko ny veloma @ fianakams ry bola mandrapahatongan'ilay machinina.hihihihi
Raha izany anie bola de sarotra ny ahitanao tory satria mbola olana ts ay ny amahana azy ity machinina tsika sy momba ny pas bio ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2362