ny olon-tiako sa ny vadiko

41. ari.malala ( 25/07/2008 06:03)
tsssssssssss ty fijo ty tena tsssss :-D :-D :-D :-D :-D :-D
42. diamondra27 ( 25/07/2008 13:48)
hiti: mba fantatrareo moa le we irin-ko-faty vao ela velona?

ilay vevavy 1 zao tena maniry mafy ery we raha maty io vadiny io zao de afaka mivady soa aman-tsara am zay zahay , ny mamany efa maty tsy misy misakatsakana sy marary fo intsony...

fa ny tsy azoko dia hoe: maninona no manambady olona tsy tianao ianao sady efa fantanao ihany ilay olana misy , tsy aleo ve nijanona tsy nisy am antsoina we mieux vaut etre seul que mal accompagne
zao lasa blem be le izy na ianao aza lasa mi souffre fotsiny
le vadinao zao zany no atao we vady par substitution, na roue de secours

izany rehetra zany dia miankina aminao doly , azonao amboarina mba hahitanao fahasambarana il suffit d'avoir une bonne volonte et de vouloir

Raha tena raimpianakaviana ianao dia hainao ny mandamina izany. Apetrakao aminyplasiny daholo ny rehetra na ianao koa aza.
Ny fanekenao ny tokantranonao no voalohany indrindra , efa mahita zany enao we tia anao ny vadinao dia mbola inona indray no takiana.
Raha ilay sipanao taloha no manahirana ny tokantranonareo dia alaviro izy na koa lazao ny marina we: efa zay no anjaranao , vita mariazy teo anatrehan'Atra ka aina no fetra.
dia atolotra anao ity hira ity:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/larmes%2Baux%2Byeux/video/x4vv5g_christian-delagrange-et-jeane-manso_webcam

Cd: Salut
Jm: Tu vas bien ?
Cd: Ca va... et toi ?
Jm: Moi ? ... ça va !

Tu as les larmes aux yeux
Et j'ai les larmes aux yeux
J'ai mal de te revoir
De te voir malheureux

Cd: Ca fait longtemps !
Jm: T'as pas changé
Cd: Oui ? ... Tu es heureuse?
Jm: Je vis ...

..Ma solitude
Et d'amour en amour
Je te cherche toujours
Et je me brise en peu le coeur

Toi ... dis un mot, fait un geste
Et moi je te suivrai ma vie entière
Nos yeux, disent tout le reste
Tout ce que nos coeurs essaient de taire

On s'est trompe d'histoire
On s'est connu trop tard
Mon tendre et impossible amour

Jm: Ne me parle pas d'elle
Cd: D'elle? Oui mais toi... ne me parle pas de lui

Ne me regarde pas comme ca
Ou je me jette dans tes bras
C'est dur de faire semblant d'aimer

On a les larmes aux yeux
En est très malheureux
Ca fait trop mal de dire adieu

Laisse-moi partir
Laisse-moi t'oublier
Laisse-moi, laisse-moi m'enfuir
Laisse-moi, laisse-moi pleurer



43. ari.malala ( 25/07/2008 14:04)
diams, angamba kosa tsy ho tonga hatrany amin'ny hoe faniriana ho faty na izany aza kle!!! henjana b kosa izany! d le manoratra zany vevavy e! jereo ao ambonimbony ao fa manoratra izy hoe izy no vavy
44. diamondra27 ( 26/07/2008 07:20)
ari.malala : ka tsy vao maika ve henjana izany akia ra vevavy ny mpanoratra
refa mba mahazo lelahy manaja tokantrano sy tia ny tena dia mbola mitady hafa atao inona indray?
misy tokoa ngamba ny olona mitady raharaha ka
45. mirianah ( 26/07/2008 07:43)
fijo:

mirianah an,sady aza milaza kambony fa alao hisy rezerva foana sao any aoriana any mba hummm



hihihi enao an !! :lol: :lol: mety ho hevitra iany alou zaye , asa .....
46. mirianah ( 26/07/2008 07:48)
ari.malala:

k io nge ky ry mirianah ze decision raisina eo misy vokany foana e, ko tsy aleo marary in 1 toy izay isak'izay mifankahita marary iany! atao aza hoe sanatria nisarahany ilay rainjanany d niaraka tammle olon-tiany izy, d marary fo kou le ranga, marary fo ny ankizy mifankahita am dadany, d aona moa izany no ataony indray?



marina mintsy nge fa hisy vokany foana , tsy maintsy misy harary fo eo !!! fa io lazainy fijo io akia mety ho hevitr tsra an !!! hahaha :-D :-D :-D laingako akia zany fa anjarany no mahita izay mety aminy na inn na inn decision tokony ho raisina an !! Aleo hitsikiana fona fa io resaka fitivana io de tsy voako mintsiny e ! Mampitsoaka mintsy indrainday =)) =))
47. diamondra27 ( 26/07/2008 08:25)
hiti:ny tsy azoko dia izao: maninona raha ohatra ka tsy tena tianao ilay olona nefa noterahanao. Afaka niaraka nareo fa tsy voatery we hiteraka sa we zay koa ny fangatahan'i mamanareo?
48. Bola ( 27/07/2008 03:20)
Ny ahy ilay tantara manontolo mihitsy no tsy azoko:
- Nisaraka t@ ilay lhl voloahanyianao satria tsy te handratra ny mamanao (nefa t@ io ianao dia nandratra ny fon io olona niaraka taminao io)
- Novadianao ilay olona faharoa io...tena tianao ve izy sa dia hoe tian ilay fianakavianao fotsiny... Raha ity faharoa manko dia namitaka ny tenanao ianao ary nandratra ny tenanao koa satria nanambady olona tsy tena tianao akory...
Ataoko hoe tena tianao ilay olona novadianao: dia tokony tsy mipetraka io hoe hosarahako sa tsia satria ilay voalohany efa noratrainao ny fony, efa nisafidy ianao ny hanomboka pejy vaovao @ ity olona ity dia efa io no fianakaviana nosafidinao hananana ...
- Dia tonga @ ilay fanontanian i Diamondra: niterahanao ilay olona...fa inona no tena eritreritrao fa tsy mazava intsony: nieritreritra ve ianao fa hijanona miaraka @ io olona io sa dia efa tena fantatrao fa fampifaliana ilay reny ihany fa avy eo ialana...
- Dia zao maty ilay reninao dia te hiverina any @ ilay voalohany ianao...Matoa ianao mbola misalasala sy manontany...Misy ahiahy ihany izany...Miverina indray ilay hoe tsy te handratra an iza na iza...Izao anefa olona 5 be zao no tafiditra: ny vadinao, ny zanakao roa, ny olon tianao taloha ary ianao...Aza adino fa ianao no point commun @ ireo rehetra ireo...Raha nodinihanao: tsy nanao izay tianao mihitsy ianao fa nanao izay tian ny olona foana...Ka te hiverina any @ ilay iray ve ianao satria izy hoe miandry anao....raha manameon tena ianao hoe te hiverina aminy satria izy tsy nanambady dia jereo fa mbola izay tian ny hafa no fanapahan kevitrao...
Ka apetraho @ tenanao izay tena tadiavinao...tsy izay tadiavin ny hafa fa izay tadiavinao satria raha mbola hiezaka hanome fahafaham po ny olona hafa foana ianao dia tsy hiaina mihitsy ...
manaova fandinihana ny tenanao ary aloha ...iza no mahay mety ao am ponao anie ny tena tianao dia ity fianakaviana hanananao ity e...fa tsy fantatrao akory satria manenjika anao ny eritreritrao hoe ry niandry ahy ka no ho izany mila miverina any aho...Ny momba azy efa rano raraka tsy azo raofina fa izay decision raisinao izao kosa efa lehibe mahay manavaka ianao...azo limiter na ny degat ...Fantaro izay tena tianao nefa dia assumer-o zay consequences na tsara na ratsy...
Mampalahelo ilay iray nisarahanao voalohany nefa raha manaja sy tia anao izy dia tsy haka anao satria efa vadin olona ianao..raha tsy hoe angaha nolazainao izy fa tsy tena tianao ilay vadinao....Nefa raha za aloha izy dia hanariko tsara ianao raha mankaty amiko milaza an io hoe: efa io no nekenao ho vady, mandehana any aminy, tiavo izy, hajao fa vadinao...
Tsy mandatsa za milaza an ireo satria azoko an tsaina fa tena mety miady ny sainao, kanefa kosa misy consequence ny decison rehetra dia izay no maha tsara ilay mitady izay tena tianao atao fa @ iny mora kokoa mizaka ilay consequences fa tsy atsipy any @ hafa hoe satria zay no tian dranona nataoko dia zay no nanaovako an ity fa tsy faute ko io..Asa raha azonao...
mahereza dia aza mifantoka @ lasa fa mitsinjova ny ho avy...Mijere lavitra kokoa ny mety ho fiainana vokatry ny decision nao na hisaraka na hijanona dia ilay fiainana tianao @ ireo safidina...
49. ni81 ( 27/07/2008 07:32)
hoy diamondra27
ari.malala : ka tsy vao maika ve henjana izany akia ra vevavy ny mpanoratra
refa mba mahazo lelahy manaja tokantrano sy tia ny tena dia mbola mitady hafa atao inona indray?
misy tokoa ngamba ny olona mitady raharaha ka
Mahagaga tokoa raha efa tsara toerana no mbola hitady fahasahiranana. Mandiniha sy mieritrereta tsara fa sao ho mafy noho izao miseho izao ny adin-tsaina hisy aoriana kely.
50. diamondra27 ( 27/07/2008 14:13)
100% amin'ny resak'i Bola sy ni81

fanampiny:

hiti: misy cas n'olona tena mitovy aminao io mihintsy.
nanambady ity zazalahy 1 ary niteraka ry zareo anankiroa mianadahy> Mahatsiaro anefa ity vadiny ary niteny tamindrazazalahy mihintsy hoe: fantako ange fa nanambady ahy ianao fa tsapako fa tsy tena tianao tanteraka aho fa misy olona tianao lavitra noho izaho any ho any. Teo vao nangaina ilay zazalahy ary nitsotra hoe: marina izany nefa kosa hoy izy fantako fa ianao no anjarako dia mionona amin'izay aho ary izay hahasoa antsika no atao. Ilay vehivavy tena tia azy mihintsy , manaja mikarakara tokantrano ,miasa sns
Dia ny zava-miseho moa izany dia rehefa mifankahita amin'ilay olon-tiany taloha ilay zazalahy dia mbola mitempo fitiavana azy foana
Ny mahasamy hafa azy dia izao: ilay olon-tiandrazazalahy dia mbola mpitovo fa saingy kosa miteny hoe: marina fa mbola tia anao aho saingy tsy mety amintsika ny hiaraka satria ianao manambady vita mariazy teo anatrehan'Atra > Marina fa na dia hoe: nisy resaka fahafatesana aza ny noresahan'ilay vadiny hoe: afaka manambady ianaoraha toa ka maty aho>
Izay angamba no maha samyhafa ny vehivavy sy ny lehilahy hoe: ny vehivavy mahay manda hoe tsy mety ilay izy na dia tiany aza ny hivady amin'io olontiany io.

Ka ny toro hevitra amin'izany rehetra izany dia izao: miankina aminao ihany io , rehefa ianao no manaiky hoe: aleo hajaiko sy hotiaviko ity vadiko ity satria izy no anjarako dia milamina ny fiainanao na dia fantanao fa any ho any aza misy olona tena tianao>

Mifalia amin'izay hananana e.
51. tsimati ( 27/07/2008 14:18)
Misy lainga masina. Ny manda avy dia tsy mifandray amin'ilay lehilahy intsony. Raha mbola afaka miresaka mangina ary mifanome mofomamy nefa milaza ny Andriamanitra sy vita mariazy dia naman'ny tsy manda ihany izany. hehehehe. mody hoe heloka heloka nefa atao ihany.
52. ari.malala ( 28/07/2008 08:30)
i hiti aza tsy niverina intsony ko! tsy hay hoe nanao ahoana izay ny niafarany... fa ra za alou no sendra olona mahay manaja izany fa kolokoloiko tsara mintsy iny e! perle rare zany v ko hihii
53. ratonga ( 28/07/2008 09:26)
jefra:

Soa koa anie hono ny manan-droa, ka maninona no hasarotina ny fiainana :lol:

lava lotra lé dinika fa azoazoko ihany lé fandehan'ny tantara, mitovy hevitra @ i jefra ah eto:°) :P
54. ni81 ( 28/07/2008 09:32)
lava lotra lé dinika fa azoazoko ihany lé fandehan'ny tantara, mitovy hevitra @ i jefra ah eto
Mitady ho sahisahy :lol: :lol:
55. ari.malala ( 28/07/2008 13:41)
ratonga:

lava lotra lé dinika fa azoazoko ihany lé fandehan'ny tantara, mitovy hevitra @ i jefra ah eto:°) :P



ratonga tssssssssssss :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D ratsy toetra tssssss! :-D :-D
56. ratonga ( 28/07/2008 20:59)
ari.malala:
ratonga tssssssssssss :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D ratsy toetra tssssss! :-D :-D

:-D mety ratsy toetra marina fa malalatanana mahay mizara :-P :-D :-D
ni81 : tsisy olana mintsy ra masaky droky :wink: :-D :-D
57. ni81 ( 28/07/2008 21:10)
mety ratsy toetra marina fa malalatanana mahay mizara
ni81 : tsisy olana mintsy ra masaky droky
:lol: :lol: Izany angaha? :-D :-D
58. ratonga ( 28/07/2008 22:52)
ié zay mintsy :-P :-D
59. ari.malala ( 29/07/2008 05:57)
jereo zany haratsian-toetra tssssssss :-P :-D :-D
60. einstein ( 30/07/2008 15:11)
hiti:

tandremo fa ny fanambadiana tsy kilalao!
eritrereto iany!!! sady manody ange io e!!!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.054