HERY ROA MANGEJA ANATY FAHANTRANA an'i MADAGASIKARA

21. ranitse ( 21/07/2008 13:40)
Profesora matihozatra hampahalala ny vahoaka ny tsy mety ndray ve no mpanohana. hahaha :lol: :lol: :lol:
22. xxx ( 21/07/2008 15:29)
xxx:

xxx hafa aho an !
ny zavatra hita kosa aloha dia matetika ny manampahaizana malagasy dia be théorie, indrindra ny amin’izao fotoana ! tsy vitan’ny be théorie fa tsy mamokatra ho an’ny madagasikara ! saingy maharary ny maheno izany an ! iza moa ilay atao hoe élite ? ireo avara-pianarana ? ity profesora ity ihany aza dia milaza fa olona tsy mahay mizara fahaizana ny elita gasy ! tsy nahay mantsy hono e ! fa hahay tampoka amin’izay !
ny vahaolana atolony hono dia « table ronde » : sady tsy dia original loatra no mbola hiresaka e ! raha tsy izy no inona ka hoe 15 jours dia ho vita ny vahaolana hanorenana firenena ! sao dia efa mitapy ! aza hitako ka mpikambana ao amin’ny Hetsika Diaspora izy ity ! fofompofony mantsy amin’ny firesaka sy ny fihetsika !
Vaha olana amin’ny mahamalagasy hono : mahay vava hoe « ngaha raha atao amin’ny teny anglisy ny map dia… » ! tsy mahay teny anglisy angamba izy ity fa tsy nolazainy ny teny frantsay izay mibaha toerana ao amin’ny pejy fandraisana !! fa izany koa ve no mba firesak’olona manampahaizana ? tsy misy kilasy !
Olana 2 ihany hono no hitany tsy mety eo amin’ny firenena ! ilay elita tsy haninontsy haninona tsy anisany !
Fa ho an’ny xxx nametraka fanontaniana aloha e : nibahan-toerana teo amin’ny fampandrosoana ny firenena angaha moa ny elita hatramin’ zay ka hoe tonga Ravalomanana dia tsy nisy hita popoka ?? raha eny dia mba lazao hoe iza ? ny elita izany tsy voasakan’iza n’iza ary tsy miandry tarihin’iza fa matoa tsy mahavita zavatra dia poakaty !


Izao fisainan'i xxx iray izao mihitsy sy i tsimati ilay fisainana tsy mahatafita antsika malgasy. Ny hamingana ny rahalany mitovy azy no ataony fatratra fa tsy milofo amin'ny tena olàna. Toa lasa ny olona nianatra, izay ho lazaina elita eto, no omena tsiny fa tiany hijanona eto madagasikara hamerina hianatra ny abidia angamba. Mody hoe ny elita makatsy sy ny makaroa mba hanakonana an'ilay biznesy. Teory be fotsiny hony, ka angaha kosa ny fianarana atao amin'izao ao an-davam-piringanao ao fotsiny fa misy teory mazava kosa io. Mba arosoy ary vaha-olàna raha toa ka mahita enao e!

Fantatro fa tsy misy satria efa eo am-pelatananao ry xxx sy tsimati ny lakiléan'i bizna ka mody ny elita indray no hamerezana saim-bahoaka eto. Miala tsiny indrindra ny tenako re tompoko mba aza hanovana ankety.
23. tsimati ( 21/07/2008 15:48)
Iza no manao ankety anao fa ianao no mi-xxx eo dia iny koa nisy xxx mifanohitra aminao. Ny Elita tsy hamokatra no resahina fa ny Elita misy mbola miasa miaraka amin'ny mpitondra zavatra hafa. :-D :-D :-D
24. Koditra ( 21/07/2008 18:28)
Antso ho antsika malagasy tia tanindrazana maniry ny hahafantatra ny tena zava-misy: ireo HERY ROA mangeja an"i Madagasikara anaty fahantrana
Ho antsika maniry hitondra miakatra hoa avo ny tena ho fampivoarana ny firenena
Tongava mamaky ny blaogy maha olom-pirenena
Jereo eto
dia manasa anareo koa hijery ny site olom-pirenena
Jereo eto
Ny Profesora Johnson Jacky THAÏNA
Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire
no manentanan ny dinika fanazavana famakafakana famoitra ny tena aretina ifotony mampahantra an'i Madagascikara ary ny vahaolana matotra sy maharitra entanin"ny maha olom-pirenena sy ny finiavana ampandroso ho avo ny firenena
ilazao ireo namana sy tapaka na eto madagasikara na aty ivelany ary manaova dinidinika mahasoa mikasika izay voalaza.
Misy teny frantsay ary hisy hatao teny malagasy


Tsy hoe tsikera fa tena zava-misy daholo ireo voalaza tao ireo.

Ny tsy mety azoko fotsiny dia isaky ny misy fifidianana dia tsy maintsy misy foana fikambanana na antoko mitarika ny olona tsy handray anjara @ fifidianana. Raha tsy tiko ny mpitondra fa te hanova @zay safidiko aho, ny tsy fandehanako mifidy ve no tsy hahalany io mpitondra io intsony? Sao dia mba ny mifanohitra @zany no tokony ho izy ? Raha tsy ifidy daolo ny te-hanova fitondrana fa ny TIM rehetra no ande ifidy, valipifidianana = lany 100% @ olona tonga nifidy sy premier tour dé vita ????
25. xxx ( 21/07/2008 21:31)
xxx:


Izao fisainan'i xxx iray izao mihitsy sy i tsimati ilay fisainana tsy mahatafita antsika malgasy. Ny hamingana ny rahalany mitovy azy no ataony fatratra fa tsy milofo amin'ny tena olàna. Toa lasa ny olona nianatra, izay ho lazaina elita eto, no omena tsiny fa tiany hijanona eto madagasikara hamerina hianatra ny abidia angamba. Mody hoe ny elita makatsy sy ny makaroa mba hanakonana an'ilay biznesy. Teory be fotsiny hony, ka angaha kosa ny fianarana atao amin'izao ao an-davam-piringanao ao fotsiny fa misy teory mazava kosa io. Mba arosoy ary vaha-olàna raha toa ka mahita enao e!

Fantatro fa tsy misy satria efa eo am-pelatananao ry xxx sy tsimati ny lakiléan'i bizna ka mody ny elita indray no hamerezana saim-bahoaka eto. Miala tsiny indrindra ny tenako re tompoko mba aza hanovana ankety.


rehefa mbola any ampianarana no manao teoria fa rehefa vita ny fianarana dia pratique amin'izay ! raha ny resaka ataon'ny profesoranao dia tsy firesak'olona manana traikefa loatra amin'ny tiany hitarihana ny olona aloha ! raha efa nisy traikefa mahomby teo amin'ny fianany dia tsy mila manaratsy an'iza n'iza mihitsy fa hitan'ny olona eny foana ny mampiavaka azy !!! izany no atao hoe elita : olona miavaka amin'ny maro, malala-tsaina, tsy mieboebo, malaza amin'ny traikefany, tsy manorina ny asany amin'ny fanaratsiana olona !!!! tsy manenjika olona nianatra mihitsy aho fa ny ahy aloha raha mbola tsy hitako izay vitany dia be teoria hozy aho ! tsy maninona anie ny be teoria fa saingy tsy ny teoria izao no ilaina sy ilain'ny firenena !!!

izay izaho ve dia hahafingana anareo ? aiza ary izany ! ianao ve tsy mihevitra hoe raha manao asa tsara noho Ravalomanana ianareo toy izay lany andro mikaon-doha amin'izay hanesorana azy eo, tsy mba handroso ny firenena ? tsy efa fahafirin'ny gasy nanao table ronde ianareo e ! copie coller n'ny Hetsika Diaspora ny anareo ka mahatonga ahy hiteny hoe : mety nareo ao ihany no mifambidimbindy mandray penina ao !!! na izany na tsy izany aloha dia tsy anisan'ny hikaondoha handany andro aminareo mihitsy raha izaho ! tohizo ny lalanareo fa dia izay hoa no mba tsarovy : inona ny handanianareo ny andronareo ?

26. tsimati ( 22/07/2008 00:24)
Indraindray ilay xxx mivalankira fa ity iray ity kosa aloha mba harahako ny heviny na tsy fikambanana aza. Mba niresaka sahala io koa moa aho fa ny fomba faneho azy no samihafa satria ity xxx farany ity mahay ka rariny raha milahatra tsara ny fanazavany.
Hoy xxx: rehefa mbola any ampianarana no manao teoria fa rehefa vita ny fianarana dia pratique amin'izay ! raha ny resaka ataon'ny profesoranao dia tsy firesak'olona manana traikefa loatra amin'ny tiany hitarihana ny olona aloha ! raha efa nisy traikefa mahomby teo amin'ny fianany dia tsy mila manaratsy an'iza n'iza mihitsy fa hitan'ny olona eny foana ny mampiavaka azy !!! izany no atao hoe elita : olona miavaka amin'ny maro, malala-tsaina, tsy mieboebo, malaza amin'ny traikefany, tsy manorina ny asany amin'ny fanaratsiana olona !!!! tsy manenjika olona nianatra mihitsy aho fa ny ahy aloha raha mbola tsy hitako izay vitany dia be teoria hozy aho ! tsy maninona anie ny be teoria fa saingy tsy ny teoria izao no ilaina sy ilain'ny firenena !!!
Hisaorako 100% :* :* :* . fay kidoropamba sy ny any andakilasy be teoria amin'io :-D :-D :-D
27. xxx ( 22/07/2008 08:13)
xxx:
rehefa mbola any ampianarana no manao teoria fa rehefa vita ny fianarana dia pratique amin'izay ! raha ny resaka ataon'ny profesoranao dia tsy firesak'olona manana traikefa loatra amin'ny tiany hitarihana ny olona aloha ! raha efa nisy traikefa mahomby teo amin'ny fianany dia tsy mila manaratsy an'iza n'iza mihitsy fa hitan'ny olona eny foana ny mampiavaka azy !!! izany no atao hoe elita : olona miavaka amin'ny maro, malala-tsaina, tsy mieboebo, malaza amin'ny traikefany, tsy manorina ny asany amin'ny fanaratsiana olona !!!! tsy manenjika olona nianatra mihitsy aho fa ny ahy aloha raha mbola tsy hitako izay vitany dia be teoria hozy aho ! tsy maninona anie ny be teoria fa saingy tsy ny teoria izao no ilaina sy ilain'ny firenena !!!

izay izaho ve dia hahafingana anareo ? aiza ary izany ! ianao ve tsy mihevitra hoe raha manao asa tsara noho Ravalomanana ianareo toy izay lany andro mikaon-doha amin'izay hanesorana azy eo, tsy mba handroso ny firenena ? tsy efa fahafirin'ny gasy nanao table ronde ianareo e ! copie coller n'ny Hetsika Diaspora ny anareo ka mahatonga ahy hiteny hoe : mety nareo ao ihany no mifambidimbindy mandray penina ao !!! na izany na tsy izany aloha dia tsy anisan'ny hikaondoha handany andro aminareo mihitsy raha izaho ! tohizo ny lalanareo fa dia izay hoa no mba tsarovy : inona ny handanianareo ny andronareo ?


Lasa makany amin'ny tsy fahalehany ilay resatsika. Tamin'ny voalohany indrindra izà nilaza fa tsy mpikambana ary mbola tsy nandray anjara tamin'ny antoko na inona na inona. Olo-tsotra ny tenako ary ny mba anjara birikiko tamin'ny firenena dia ny fanampiako ireny ONG ireny.

Ny mba hany fanitaniako an'i tsimati dia ny tsy fitiavany ireo elita araky ny fiteniny, izay tsy dia azoko loatra hoe iza moa ireo elita? tsy mampaninona anahy ange izy raha mitsikera izany elita izany e! fa nefa araky ny fahitako ny zavatra soratiny dia hitako indraindray fa mba olona nandia fianarana avo ohatranao izy ry xxx. Ny mahagaga anahy fotsiny dia rehefa ny TIM dia toa tsy milaza firy. Ka izay no nahatonga anahy nilaza hoe TIM angamba izy satria manana halalàna tokoa izy ny hanakiana ny elita fa tokony mbola mahery kokoa noho izany ny fitsikerany ny mpitondra izay tena mapirefarefa an'i madagasikara. Nefa tsy izay no zavatra mitranga.

Momba ny hoe teory indray, araky ny hevitro, marina hoe tokony pratika amin'izay. Fa averiko ihany fa tsy ataotao foana ny politika ary miankina aminà teory io. teory izay naton'ny olona misaina lavitra talohantsika ary niverife izany izy taloha tamin'ny alalan'ny pratik fa tsy zavatra petatoko fotsiny io.
28. tsimati ( 22/07/2008 12:56)
Diso ianao ra-xxxiray farany eto fa tsimati tsinandia fianarana ary zara raha mahay mamaky soratra. Sady tsy "consultant" no tsy mpitantana ONG saingy afaka manasoa ny firenena na tsy nianatra aza ary koa na tsy TIM aza.
Ilay soratrao hoe "TIM angamba izy satria manana halalàna tokoa izy ny hanakiana ny elita". Mbola tsy ampiheverana koa satria ny Elita Gasy no nosaratako ary ny vokatra azo refesina manoloana ny vitan'ny firenena hafa koa no nasiako teny. Raha mpitantana ONG ianao ohatra na katrakatraka aza mba jerenay tsy nianatra ny loharanombola hampiasanao ary oharinay vendrana amin'ny ONG ivelan'i Madagasikara.
Tsy misy nahazo halalàna izany fa i kidoropamba manao safelinteny mamely fitondrana io ve nahazo halalàna koa ohatra. Samy maneho ny fomba fijeriny fa adalanao raha harary saina amin'ny resaka vendrana. Ny Elita dia Elita ihany na hiteny ny vendrana na hangina. :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023