Vavak'ilay Mpangalabadinolona
21. ari.malala
(
18/07/2008 07:39)
tononkalo iany ny an' Ny Eja, fa za mino fa misy d misy ny manao an'izany, k raha sendra misy ato mamaky eto d zao no mba teniko, ny tody tsy misy fa ny atao no miverina! ary ny vao tsy manitra no ratsy fa rehefa tonta iray iany. Matoa ilay lelà roboka tamin'ilay faharoa, mety nisy nahataitra azy tao, zava-baovao tsy hitany tany am vadiny, fa rehefa ela ny ela hitovy iany ilay faharoa sy ilay any an-trano d hiova indray izy d inona indray ny vavaka hatao? enga anie ka tsy hitady fa hijanona amiko irery? aoka marina! ny zavatra aorina eo ambony ranomaso dia ts mba mateza! miovà d mamoiza raha sendra tratran'ilay tranga!
22. RATOVOARY
(
18/07/2008 12:36)
Raha hiverina @ le ao an-trano de zao ndray:
Ray ô!
Ifonako aminao raha sendra nibolila
Fa fitia te hahita fiainan-kafa ihany
Zay nanandramako an'iny
Fa hay tsy misy hafa fa iray hatrany
Ka eto aho de hiverina
Hamonjy lay akaniko
Fa efa latsa-nenina
Tamin'ny hafa nohaniko.
Ce 18/07/08 à 15:36
Ray ô!
Ifonako aminao raha sendra nibolila
Fa fitia te hahita fiainan-kafa ihany
Zay nanandramako an'iny
Fa hay tsy misy hafa fa iray hatrany
Ka eto aho de hiverina
Hamonjy lay akaniko
Fa efa latsa-nenina
Tamin'ny hafa nohaniko.
Ce 18/07/08 à 15:36
23. nyeja
(
18/07/2008 15:20)
Io aho fa tonga ôo!
Mialatsiny aloha raha izao vao afaka mamaly ity vavak'ilay Mpangalabadinolona ity
vavaka tena maro manao angamba izy io fa izaho kosa niezaka namaky batsilana ilay izy satria firifiry moa ny Mpangalabadinolona miditra fiangonana isaky ny alahady ary ilay vadinolona izay nangalariny dia indro fa manaraka azy any koa
Firifiry moa Mpangalabadinolona mahavita mitazona ilay ilay vadin'olona io any aminy ka tsy mahatsiaro mody intsony sy tsy mahalala ny zanany intsony izay tratrany ?
firifiry moa ny olona namoifo izay noho ny hala-bady izay natao taminy ka ao ny namono tena , ao koa ny maty hoazy noho ny aretim-po ?
Mampisaina izay manao sy miaina izany ny tononkalo, olon-dehibe no mifampiteny fa ny anatra be natao ho an'ny zaza fa ny lehibe kosa mahay misaina amin'ny teny atsipy, tahaka izao .
am-bava homana am-po mieritreritra ary Tompoko fa tena fiainan'olona izy ity fa tsy honohono, ary tena inoako fa tsy iray no miaina tahaka izany fa maro tokoa.
Ny Mpanoratra
:)

24. xxx
(
18/07/2008 15:29)
hahaha
Nyenja ve nangala-badin'olona no hoe mahalala ny vavany? Sao dia mifanohitra amin'ireo voasoratra ireo ilay vavaka? Am-bava omana...
Nyenja ve nangala-badin'olona no hoe mahalala ny vavany? Sao dia mifanohitra amin'ireo voasoratra ireo ilay vavaka? Am-bava omana...
25. badboy
(
18/07/2008 15:38)
Ilay mpangalatra mivavaka tsy dia inoako loatra, f'ilay iray very akama no mitalaho fa very tadipaotra! Tsy ilay ray nahazo no tokony ho tinginina, fa ilay niantsampy eny aminy no torahy vato ihivingivina! Tsy omena tsiny izy raha nadeha, satria ilay raika lahy taloha tsy vola, tsy tava .... tsy rehareha!
K'aza omena tsiny izy raha niantsampy ho eny atratran'ilay vaovao, fa ianao teo akaiky lasa bobongolo...... fieren'ny kalalao!!!!!!
Ny anatra azo tsoahana dia ny tokony tsy hanadinoina fa na vita aza ny mariazy, dia ilay fitiavana mila tsofina lalandava mba ho velona @ alalan'ny fomba tokana : "ny firahana manala azy"!!!! :evil: :evil: :evil: :evil:

26. xxx
(
18/07/2008 18:37)
Ny tenanay indray dia mankasitraka izao tononkalon'ny nyeja izao. Fitiavana no resahiny fa tsy misy resaka fangalarana io na kely aza. Ka tiany ary ko ataony ahoana, miantefa any amin'izay hiantefany any, eny fa na dia vadin'olona aza. Ataoko fa tsy anjarantsika olombelona mihitsy no hitsaratsara fahatany. Mifankatiava hoy ny tompo. Fombantsika malagasy tokoa mantsy ny miatsara-velatsy, mody hoe tsy misy manao an'izany. Fa inona moa no tena adisoan'io olona io akoatrin'ny nitia.
27. badboy
(
18/07/2008 19:42)
K'izay indrindra! Tsisy halatr'io f'efa olondehibe mifanaiky! F'anga nisy noterena fa sitrapo! Ka raha izay no tiany dia avelao izy hiaina @ zay! Rehefa tsy tanty de mialà, refa tanty de odio fanina de iareto eo ny fery! :twisted: :twisted: :twisted:
28. marindra
(
18/07/2008 21:12)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-07-2008 20:37:15
Lohateny : Re : Vavak'ilay Mpangalabadinolona
Ny tenanay indray dia mankasitraka izao tononkalon'ny nyeja izao. Fitiavana no resahiny fa tsy misy resaka fangalarana io na kely aza. Ka tiany ary ko ataony ahoana, miantefa any amin'izay hiantefany any, eny fa na dia vadin'olona aza. Ataoko fa tsy anjarantsika olombelona mihitsy no hitsaratsara fahatany. Mifankatiava hoy ny tompo. Fombantsika malagasy tokoa mantsy ny miatsara-velatsy, mody hoe tsy misy manao an'izany. Fa inona moa no tena adisoan'io olona io akoatrin'ny nitia.
tafita le tononkalo :)
30. naughtyboy
(
20/07/2008 15:58)
eka ouz nefa ratsy ihany le mitia neny hafa satria ataovy oe oh. ny tenanao no tompombady tsy maintsy marary andoha ihany avy eo .. :°) :°) misy ne ry zalah le oe nijery fa naka , mitsiriritra fa tsy niresaka ,minamana fa tsy mitia fa le efa an'oul tsy positive za oe hevitra tsara na mahomby ny eritreritra mo samy manana ny azy ka tsisy azo ferana iny fa za manokana de aleoko reny tokana (single) reny no atao be ambosika.. :-D
31. ainaheri
(
21/07/2008 04:46)
niry2007:
misy ve ny olona manaovavaka toy izany?
Mety ho hisy,misy ny sasany adalan'ny vadin'oul,tsy mieritreritra ny ho avin'ireto ankizy sy vadiny izy fa ny azy ihany :twisted: :twisted:
32. ari.malala
(
21/07/2008 06:47)
hay v ts misy mahadiso ny mitia na d efa an'olonkafa sy vita voady tamin'olonkafa aza e! mba hafa kely ndray zany teoriandry xxx25 zany!! zay tsy nitia taminareo no aoka hitoraka azy ireo, fa mba raiso aminareo ny toerana hoe nareo any antfano mihofy akondro vava, ny ankizy tsy misy hohanina, misy efa voaraoaka fa tsy nahaloa ekolazy, tsy manana kaihe sns, nefa ny vadinareo variana mampirevy sipa, d aza mbola torahina vato iany fa toray horoka be ssns refa miditra ny trano...
33. ni81
(
21/07/2008 06:53)
hay v ts misy mahadiso ny mitia na d efa an'olonkafa sy vita voady tamin'olonkafa aza e! mba hafa kely ndray zany teoriandry xxx25 zany!! zay tsy nitia taminareo no aoka hitoraka azy ireo, fa mba raiso aminareo ny toerana hoe nareo any antfano mihofy akondro vava, ny ankizy tsy misy hohanina, misy efa voaraoaka fa tsy nahaloa ekolazy, tsy manana kaihe sns, nefa ny vadinareo variana mampirevy sipa, d aza mbola torahina vato iany fa toray horoka be ssns refa miditra ny trano...eeeee! mahay milaza ny olona fa raha toa ny tenany, na ny havany akaiky no ianjadian'ny toy izany dia asa angamba fa mba hangoraka ihany na dia (l) vato aza.
34. Noue
(
21/07/2008 07:56)
xxx:hoy ianao ry xxx hoe "Mifankatiava hoy ny Tompo" ekeko io ! fa nilaza ve ny Tompo hoe dia tiavo koa ny vadin'olona izay efa nanao voady teo hanatrehan'Andriamanitra ?
Fitiavana no resahiny fa tsy misy resaka fangalarana io na kely aza. Ka tiany ary ko ataony ahoana, miantefa any amin'izay hiantefany any, eny fa na dia vadin'olona aza. Ataoko fa tsy anjarantsika olombelona mihitsy no hitsaratsara fahatany. Mifankatiava hoy ny tompo. Fa inona moa no tena adisoan'io olona io akoatrin'ny nitia.
Fa inona moa no tena adisoan'io olona io akoatrin'ny nitiatsy nanao hadisoana zany io olona raha nitia ny vadin'olona ary mbola sahy mivavaka @ Andriamanitra ihany mba ho tanteraka ny faniriany izay naka ny vadin'olona ? :x
35. xxx
(
21/07/2008 08:07)
Tsy mba teory ny anà ry ari.malala na kely aza. Voalohany aloha, zavatra misy io tonokalo io fa aza mody hakipina ny masonao. Faharoa, raha tena vakinao ilay tonokalo dia vavak'olona tena tia tokoa izy, ...manaiky izy ny hifangaro. Izay no mahatonga anà milaza hoe tokony tsy hisy hitora-bato azy satria mitia olona fotsiny ange izy e! Marina fa tsy hahafaly an'ilay vadin'ny izany na kely aza nefa iza moa ny milaza fa ny fitiavana dia mahafinaritra foana. Mampijaly ary no matetika mitranga.
Manaiky ny teninao za hoe mijaly ireo zaza raha tsy misy sakafo sy ny sisa... kanefa hoy za aminao hoe raha ohatra manambady aman-janaka enao nefa raha tsy tianao intsony ilay olona miaraka aminao dia hiaritra eo izany enao satria manambady aman-janaka?? Nefa misy olona hafa tianao sy tia anao vonona ny hifangaro amin'ny zanakao.
Ka ambava homana am-po mieritreritra re tompoko, aza raisina atendrony loatra ilay tonokalo.

36. xxx
(
21/07/2008 08:14)
Ny fitiavana ange ry noue araky ny teneniko etsy ambony hoe miantefa any amin'izay hiantefany e! tia fotsiny enao, eny hoa fa na dia vadin'olona aza. Ary fa maninona izy no tsy afaka angataka amin'ny Tompo ny mba hiarahany amin'ny olona tiany, eny fa na dia vadin'olona aza.
37. Noue
(
21/07/2008 08:42)
xxx:eny e ! aleo ny Tompo zay maheno ny fivavahany hamaly azy !
Ary fa maninona izy no tsy afaka angataka amin'ny Tompo ny mba hiarahany amin'ny olona tiany, eny fa na dia vadin'olona aza.
38. booboo
(
21/07/2008 08:55)
Matetika ny oul rehefa tia ry zareo dia jamba a ! tsy te hahafantatra hafa tsy ilay " fahasambarana " iainany @ iny fotoana iny izy na miaraka @ vadin'oul io na miaraka @ vadiny na miaraka @ sipany. Ny tsapany fotsiny dia hoe " tia " izy. @ ilay tononkalo eto ilay oul sendra ilay raha fa @ efa vadin'olon-kafa... Amiko manokana, ohatra hoe mivavaka zany izy hitia " an-kalalahana " na fantany tsara aza fa bli bli bli.
39. ainaheri
(
21/07/2008 09:33)
Zay zany ry booboo le we samy mivavaka ny ho azy :roll: :-P :-D :-D
40. ari.malala
(
21/07/2008 13:50)
xxx:
Tsy mba teory ny anà ry ari.malala na kely aza. Voalohany aloha, zavatra misy io tonokalo io fa aza mody hakipina ny masonao. Faharoa, raha tena vakinao ilay tonokalo dia vavak'olona tena tia tokoa izy, ...manaiky izy ny hifangaro. Izay no mahatonga anà milaza hoe tokony tsy hisy hitora-bato azy satria mitia olona fotsiny ange izy e! Marina fa tsy hahafaly an'ilay vadin'ny izany na kely aza nefa iza moa ny milaza fa ny fitiavana dia mahafinaritra foana. Mampijaly ary no matetika mitranga.
Manaiky ny teninao za hoe mijaly ireo zaza raha tsy misy sakafo sy ny sisa... kanefa hoy za aminao hoe raha ohatra manambady aman-janaka enao nefa raha tsy tianao intsony ilay olona miaraka aminao dia hiaritra eo izany enao satria manambady aman-janaka?? Nefa misy olona hafa tianao sy tia anao vonona ny hifangaro amin'ny zanakao.
Ka ambava homana am-po mieritreritra re tompoko, aza raisina atendrony loatra ilay tonokalo.
voalohany indrindra alou d tsitako izay maha aviavy an'i xxx :) dinika no atao. Tsy miteny mintsy ah hoe tsymisy ny toy io ary tsy mody manakimpy maso ny tenako.
Faharoa, vavak'olona tena tia sa....; tia tena? :-) :-P tena manaiky hifangaro ve? ahoana ilay vavaka? oziz we
ataovy adinony fa izy anie efa niteraka fa ny hotiaviny d izaho izaho irery sns sns...k aizahoaiza amin'io soi-disant vavaka io ilay hifangaro am zanany? tsyh oe refa miantso ny anaran'Andriamanitra anie d mety dool ze atao rehetra e! mitovy amle mpangalatra mivavaka mba ts ho tratra kou zany nareo ra zany ko hihihi!