Tsy zakan'ny saina ny tsy hody an-tanindrazana

21. fahamarinana ( 16/07/2008 11:04)
:arrow: xxx 19,ka zay anie no hiomanana oah e satria efa fantatra fa tsy hisy mihintsy ilay fanana hamerenana ny razana rahatoa tsy preparer-na aloha,am fanaovana mutuelle fontsiny ihany na mada io na vazaha sao lasa manao pub ndray hoy ny sasany..Ho an'izay manana moa dia mazava ho azy fa tsy hipetraka ny olana fa mandeha ho azy e.. (l)
22. ni81 ( 16/07/2008 11:13)
raha misy ilay fananana hamerenana any tsy quoi fa raha tsy misy, tany mena ve hirehitra, hidi-trosa @ vatana mangatsiaka ve ?

Aleoko laniana dieny izao ny vola hamangiana an-drizareo any toy izay efa faty sisa vao hody ka
Ka izay ilay lazain'i sipagasy ery ambony e! Ny vonona ny hody dia tokony mba hiditra @ ilay mutuelle zany! Mba tsy hidiran-trosa ny fianakaviany.
23. fahamarinana ( 16/07/2008 11:22)
:arrow: ni81 :miombon-kevitra tanteraka fa mijaly ihany koa ny sisa tavela,ilay lasana moa efa any zany... (l)
24. ari.malala ( 17/07/2008 06:53)
diamondra27:

dia izao koa : asa ohatry ny ahoana ny any amin'ny fasandrazanareo fa ny anay dia hoe: mila manao adidy any dago na dia aty an-tany lavitra aza, raha tsy zany de tsy manaiky ry zareo valala mpiandry fasana hanokatra ilay fasana



cas nitranga teny ambanivohitray io tenenin'i diamondra io! le olona zany tany andafy fona no nipetraka, tonga iany mamangy aty Mada fa tsy mba midina eny ambanivohitra mintsy, de efa tenenina fona iz we mba mandehana re mitsidika na d in 1 ihany aza fa otran'ny mahita ialana foana izy am resaka fotoana e, lavitra e sns, maty aza izy, teto Madagascar no maty d tonga ny fianakaviana hoe handevina fa vava be no nitsena andry zareo hoe tsy fantatray akory io olona entinareo aty io, fa efa maimbo ve vao aterina aty, fanga aty fanaterana maimbo, tena zany natao dool ny fifanarahana rehetra fa tena tsy nety nandray ny fokonolona! ny andro moa ririnina d le maizina aloha ireny d nentina niverina ny razana d ts haiko tsony ze nanaovandry zareo ilay havany! mampalaelo iany aloha e!
25. fahamarinana ( 17/07/2008 07:57)
ari.:
ny andro moa ririnina d le maizina aloha ireny d nentina niverina ny razana

:arrow: Mazana be koa zany...ny fahoriana efa mafy ,ny razana tsy voalevina any am tokony hisy azy...Tsara ihany tokoa ny manao ny fomba fataon'ny olona rahatoa mieritreritra hoe hody sy hilevina ao raha izay no tokony hatao zany dia atao e...Za manokana moa dia faran'izay tiako ny midina any ambanivohitra fa izay koa no naleha any am km maromaro any..Fa samy manana ny tiany koa moa ka tsy hita hifampitenenana e . (l)
26. ni81 ( 17/07/2008 08:36)
cas nitranga teny ambanivohitray io tenenin'i diamondra io! le olona zany tany andafy fona no nipetraka, tonga iany mamangy aty Mada fa tsy mba midina eny ambanivohitra mintsy, de efa tenenina fona iz we mba mandehana re mitsidika na d in 1 ihany aza fa otran'ny mahita ialana foana izy am resaka fotoana e, lavitra e sns, maty aza izy, teto Madagascar no maty d tonga ny fianakaviana hoe handevina fa vava be no nitsena andry zareo hoe tsy fantatray akory io olona entinareo aty io, fa efa maimbo ve vao aterina aty, fanga aty fanaterana maimbo, tena zany natao dool ny fifanarahana rehetra fa tena tsy nety nandray ny fokonolona! ny andro moa ririnina d le maizina aloha ireny d nentina niverina ny razana d ts haiko tsony ze nanaovandry zareo ilay havany! mampalaelo iany aloha e!
Ka tsy mba nanao adidy teny @ tanindrazany mihitsy izany io olona io ka izany no nahatezitra ny teny ambanivohitra.
27. aloalo ( 17/07/2008 09:10)
Ny fasanay any dago dia ao @ fokotany hiainanay ihany fa tsy lavitra b d mba milamina koa iny fa ny adidy dia manao ny reniko any. Ny fianakavian'ny vadiko koa alou dia tena manao adidy ny reniny. Zay no mahamalagasy, efa "maimbo" kosa ve d arina any toa ilay voalaza etsy ambony.

Fa azo atao koa ny mandoro ny razana d na atao anaty boîte kely na afafy any @ toerana tinao fa tsy nanaiky izany ny mamanay zay no nahatonga hoe andao anao assurance décès mba anamaivana ny velona. Tsy d lafo ilay izy, fa ny tampoka hono tsy mahalehilahy.

Ny milevina aty d tsy mety, fa manjary "very razana" lol, ny tena anie gasy foana na iodina avia na iodina avanana e !
28. fijo ( 17/07/2008 20:01)
za indray aloha dia mody e,any ihany no hiafarana
29. bichette ( 18/07/2008 12:59)
http://www.michelledastier.org/index.php/2007/01/15/131-temoignage-de-lalaina-originaire-de-madagascar
30. ari.malala ( 18/07/2008 14:31)
Le Seigneur Jésus m’a libéré aussi des puissances territoriales du pays de Madagascar qui étaient très fortes.... Je pense que ce sont ces puissances territoriales qui rendent toujours les malgaches très attachés au pays, surtout les hommes, qui ont toujours tendance à vouloir rentrer au pays et rester attachés à leur terre. Certains, même en étant chrétiens, laissent leurs femmes et enfants à l’étranger et rentrent à tout prix à Madagascar.



zany hoe raha azoko tsara zany d noho ny demony v no mahatonga ny olona te hody aty? aoka marina!!!
31. fahamarinana ( 19/07/2008 07:50)
:arrow: za koa tsy mahazo tsara ilay tian'ny bichette ho tsindrina amin'ilay lien io : hoe mikasika ny fodiana sa mikasika ny ny inona...miandry fanazavana ++ kokoa raha azo atao sao lasa mivaona ndray ilay dinika.... (l)
32. haritianah ( 21/07/2008 10:59)
NY toetsaina efa nizarana antsika malagasy mitsy ny oé "Ratsy zany ts tafody an-tanindrazana zany" raiso oh fotsiny oé na samy ao mada anie ka raha maty any @ toerana kafa enao tsy ao @ toerana misy ny fasandrazanao dia refa tena tsis moyen vao alevina any @ zay faritra nahafatesanao fa raha mbola misy moyen na hi trosana aza dia tody mody @ fasandrazana foana.Si non dia tsy maintsy alaina any iny razana nalevina iny refa aty aorina dia apodiana ary misy mandany vola bé mits.
Fomba nitaizana antsika malagasy io fa taty aorina misy mou ny milaza fa fandaniambola zany fa vitsy alou raha jerena é fa ny ankamaroany gasy mbola tsy mahazaka zany very faty zany mits.
Ary na enao aza tsy manaiky an'izany toetsaina zany ka maty enao dia ny havanao ts hanaiky hanary anao zany mits na hanafatra eo aza enao, efa raikitampisaka ao amintsika gasy zany toetsaina zany.
Zà alou lé famadiana raha atao isantaona tsy dakoro ao fa raha in1 ao anatiny 20taona ohatra dia dakoro ao satria amiko ny antony dia ao anatiny 20ans zay kosa raha ts verenanao asiana lamba ny razana dia hiparitaka ao ampasana ao doly ny razana.
Mbola vitsy na misy aza ny milaza oé zà aleveno à zay ahafatesako, olana iray koa raha alevina any ampitandrano ny maty dia misy lafo bé koa ny vola haloan'ny velona dia mitovy ihany.
Ratsy bé alou @ gasy zany tsy tafody milevina @ fasandrazana zany, any dé very faty tany zay lé fitenenenana.
33. fahamarinana ( 21/07/2008 14:57)
haritianah:
Fomba nitaizana antsika malagasy io fa taty aorina misy mou ny milaza fa fandaniambola zany fa vitsy alou raha jerena é fa ny ankamaroany gasy mbola tsy mahazaka zany very faty zany mits

:arrow: Ilay izy anie tsy resaka fandaniam-bola satria tsy maintsy alevina ny faty na dorana na aondrana an-tanindrazana.Any M/car aza angamba tsy ho very faty ka apetraka etsy sy eroa,maika aty antany lavitra aty...Na lany vola na ahoana dia misy vola aloha foana fa ny importance-ny no samihafa selon ny safidy-ny tsi11.
haritianah:
Zà alou lé famadiana raha atao isantaona tsy dakoro ao fa raha in1 ao anatiny 20taona ohatra dia dakoro ao satria amiko ny antony dia ao anatiny 20ans zay kosa raha ts verenanao asiana lamba ny razana dia hiparitaka ao ampasana ao doly ny razana

:arrow: F'angaha kosa ny famadiana isan-taona no atao ? Ary amizao fotoana zao anie mety tsy ho 20ans akory dia hiparitaka ny vovoka sy taolana satria oh nisy naka ny lamba..ary mazana io fa tsy honohono fontsiny... :( (l)
34. ari.malala ( 23/07/2008 07:45)
miresaka famadihana na in-1 isaky ny 20 taona na impiry isaky ny firy taona za ts tia! ny antony d mamoha ny fahatsiarovana sy ny ratra efa nandry niaraka tamin'iny havana iny ilay famadihana!
35. ni81 ( 23/07/2008 08:36)
miresaka famadihana na in-1 isaky ny 20 taona na impiry isaky ny firy taona za ts tia! ny antony d mamoha ny fahatsiarovana sy ny ratra efa nandry niaraka tamin'iny havana iny ilay famadihana
Zà koa akia tsy tia, sady hita fa fandaniana fotsiny. Ny sasany izany efa mila tsy hitafy, sahirana nefa ny famadihana tsy maintsy atao dia mahasahy mitrosa mihitsy. Hafa indray mantsy ilay hoe simba ilay fasana ka tsy maintsy afindra toerana ilay razana, na maty tany an-toeran-kafa dia izay vao afindra ao @ tena fasany.
36. fahamarinana ( 23/07/2008 10:54)
:arrow: ny anay moa ry reto tsy mamadika fa rehefa misy olon-kafa maty dia manararaotra mandrakotra lamba rahatoa ka ilaina,et encore tsy matetika be akory fa oh nisy naka ny lamaba dia voatery nasiana vaovao.Nanatrika ihany aho tam fianakaviana hafa fa mazana be tokoa aloha e...nanatrika de loin fa tsy nijery taolam-balo moa ilay filaza azy ?? (l)
37. ari.malala ( 24/07/2008 07:04)
Izay mintsy mantsy aky! ny fahatsiarovana efa nandratra efa noezahina navalona eo iany, mety afaka rehefa ela ny ela fa ilay vola mintsy no mamparary ny foko hoe misy havana efa mila tsy hihinan-kanina nefa terena tsy maintsy hahita ilay vola ilaina...

fahamarinana, manao sakalavadiso no filaza izany! ie, iny koa tsy d mandany, juste ilay vidina lamba no ilaina d zay!
38. fahamarinana ( 01/08/2008 06:33)
:arrow: fa ny olana dia tao ho ao dia misy lamba tsy hita foana dia mi-revenir lafo ihany ilay vidiny raha atambatra....sady efa lafo rahateo ireny lambamena ireny an.. :( (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2326