Zava-baovao: sarintava
61. ikalamako
(
08/07/2008 17:09)
tsss, eto izany mijery ny sarin-tavan'i pissoa fotsiny . Ka tsy ho lany andro eto fa i kopo tsy haiko intsony miteny azy mivindavinda fotsiny (ohatran'ilay "sipakely miavonavona" ihany :? )
64. Ralay
(
08/07/2008 17:40)
Ny fitsipika momba ny sary ao@ namana dia tsy miova fa ny sary hafa rehetra sarintava na avatar miseho dia ho voafafan'ny admin raha ohatra ka adinonao ny nanala azy taorianan'ny nametrahano ny sarintava.
Misaotra :lol:
Misaotra :lol:
65. vale
(
08/07/2008 18:58)
lazounet: tssss, sodé mba minana ny sirène kelinay zany mimi be anareo izany!! :{ :{ ... :-D :-D :-D :-D :D
66. ikalamako
(
08/07/2008 21:24)
lazou mpangalatra saka !!!! :evil: omeo ny droit d'auteur-n' Duchessa azafady fa toriako amin'i sefo ianao an. :roll: (ny sakako io sefo dia misy mitondra aty amin'ny serasera, dia bedy indray aho avy eo fa izahay mianaka be izao indray mamono ny alina ato :-D :-D :-D )
vale : tandremo ny sirena-njy fa ny sakako aza nangalariny :(
vale : tandremo ny sirena-njy fa ny sakako aza nangalariny :(
68. lazounet
(
08/07/2008 22:23)
Hay i Duchessa fa tsy Negretta :-D :-D :-D
Anay élà anio ,Anay élà anio,Anay élà anio ô!
Anay élà anio ,Anay élà anio,Anay élà anio ô!
70. vale
(
09/07/2008 00:24)
ikalamako> :lol: :-D :-D :-D :-D de mizesta be ery izy amle sary sakany io! tssssss, kay saka nolaisony tany aminjy le izy!... :lol: :-D :-D :-D :°)
71. RATOVOARY
(
09/07/2008 05:26)
Lazou : saka mpangala-pihinana be io ve lesy no aetaka eo le :-D :-D :-D
73. tess
(
09/07/2008 10:07)
akamatiana: kiss njy hevitra mety lay sarintava sarin'i papooz an! :wink: :°) :-*
fa ny sarintava n'i zozokinjy kosa alou mananihany be e! lol :-D
fa ny sarintava n'i zozokinjy kosa alou mananihany be e! lol :-D
74. lazounet
(
09/07/2008 10:08)
RATOVOARY:
Lazou : saka mpangala-pihinana be io ve lesy no aetaka eo le :-D :-D :-D
Ratovo> voatery mangala-pihinana lé saka fa tsy omen'ny tompony sakafo . :^) :^) :^)
78. hery
(
09/07/2008 11:23)
Noue>
Marihina fa:
- Tsy mbola mety atao sarintava ny sary mihetsiketsika
- Sary jpg ihany no mety atao sarintava.
79. akamatiana
(
09/07/2008 11:33)
tess> kiss njy , hihhhi ka sarintava iany no mety atao sariny irery fa ra vo ary am sary tounde vofafa :)
80. RATOVOARY
(
09/07/2008 11:45)
Lazou>mety ho tsarain'ny oul amin'io hoe saka manafin-kiho elah revô miova fihetsika kely eo. Sady rehfa vandana de kary =)) =)) =))