Zava-baovao: sarintava

21. sipagasy ( 08/07/2008 07:38)
izay fa niova kann misaotra e!

:-*
22. ainaheri ( 08/07/2008 07:44)
Ny ahy zao ny tiko an,manao xxx le oul d mivoka ny saritavany =)))=))=))=))=)) mlay an hahahaha
Hery>manan-jo mamafa ny sari-tava ve ny admin??
23. ftma ( 08/07/2008 08:06)
Tena milay kosa ko :D misaotra @ fanatsarana :-*
24. Angie ( 08/07/2008 08:16)
ainaheri> ontsonalé @ lay kasikety mena sy solomaso aoka fotriny :D
aona kosa no tsy afaka hanala sarintava ny admin raha sary olela.

ftma> zao hahay njy mba hita tsara,kisss be nareo mitsam an
:-*
25. Angie ( 08/07/2008 08:19)
grrrr misy we tsy mety io sary nofidianao io fa mampidira nefa lay t@ zah mbola tanora no tiako ampidirina

26. Angie ( 08/07/2008 08:26)
hery > kay miaraka miova daholo llay sary na lay efa forum voasoratra taloha aza.

zah mba nanandrana niova sary raha mvoaka samy hafa daholo
ok fa millay foana kah
fa tokony tsy asia xxx tsony mihintsy e miala @zay ty lazaina fa vrtoaly lava ty d we tsy serieux foana

:D
27. xxx ( 08/07/2008 08:33)
mdrr aleo atao xxx alou fa misesy loatra mankaleo be njay

lol
andrana daholo ireo e fa mba nataoko sary samy hfa kay miaraka miova grrrr
:D
28. ravatorano ( 08/07/2008 08:57)
i angie tokoa v io :-P :-P :-P
hery < mlay e
serasera koa ange mlay foana hatramin izay niandohany e fa reraka eo foana izay...han han han :-D :-D :-D
29. yonikafopl ( 08/07/2008 09:20)
nena zao ze misy sarintava ihany no horesahako hihihihihih :wink: :-P
30. ikalamako ( 08/07/2008 09:22)
weeeh hay ve ireo daholo ireto olona iresahana eto matetika e ! lalina indray iny. Misy nataoko dia vehivavy, kay ve lehilahy e, dia ilay ps toa maskilin kay feminin ny tompony... tsss
* Angie : njy toa sérié be ? mdr
* ary ndà ho aia nareo zany razoky ravatorano toa mandeha minibus ?
* ari.malala : misehoa raha vehivavy !
:-D :-D :-D
Izao vao tena hoe mifanatri-tava izany :lol: :lol: :lol: :lol:
31. lazounet ( 08/07/2008 09:43)
Izaho angamba tsy zoviana aminareo intsony . =)) =)) =)) =))

Non , ny tena marina dia tsy mety ny ahy ny sarin-tava. Tsy mety "tapahana" ilay sary dia misy hafatra hoe :"Nisy olana ny fanamboarana sarintava Missing parameters "
Fa mahafinaritra ny ezaka ary ^:^ " ^:^ "

32. lazounet ( 08/07/2008 09:45)
Tena tsy azo faritana mihitsy ny ahy ny sary...nahoana angaha ? :{ :{ :{ :roll: :roll: , zah kou alou tsy dia tena mahay lôtra kou é :^)
33. xxx ( 08/07/2008 09:48)
de ahoana njay zany ity voalaza ity ?
"hery":
- Tsy afaka mahita ny sarin'ny namana raha tsy efa namany (izany hoe tsy hisy intsony ny resaka hoe ho an'ny namana manokana ny sary fa fantatrao daholo hoe iza no hahita ny sarinao)
d nefa raha izao no fandehany de na tsy mpikambana aza de mahita ny sary ? na de we sarintava fotsiny aza ?
34. diamondra27 ( 08/07/2008 09:52)
za zany tsy resahan 'i yonikafopla tsony fa tsy manana avatar
tsy mety hono ny ahy e fa mila manorttra am mpiandraikitra

misy dimension arahina ngah le izy?


tsy maintsy sarinao ihany ve ny atao eo sa mahazo manao sary hafa koa e
voninkazo , diamondra , maso sns
35. yonikafopl ( 08/07/2008 10:02)
diams hihihih njy njay efa fantatra ka, fa le olombaovao tsyhay tsy hay reno nge eeeeeeee :wink:

xxx ka rehefa tsy tiana ho hita ny sarintava nge zany de afaka tsy apetaka eee, choix io kou :)
36. diamondra27 ( 08/07/2008 10:07)
yonika : efa tafiditra hono ny sary fa tsy mbola niova za


hery: afaka firy minitra le sary no miova nefa efa misy msg we tafiditra le sary

aleo aloha hiandry zany
37. hery ( 08/07/2008 10:12)
xxx 32> Tsy misy ifandraisany @ sary mihitsy ny sarintava kah :-) Na tsy namana aza (izany hoe tsy miditra any @ site namana fa mi-forum fotsiny) dia afaka manana sarintava

diamondra27> Io efa nolazaiko t@ ainaheri io (jereo n. 18)

lazounet> Manandrama mampiditra sary hafa hoe. Tsy azoko koa hoe nahoana. Ny sary .gif sy .png aloha mbola tsy mandeha fa raha .jpg tsotra dia tokony mety.
38. diamondra27 ( 08/07/2008 10:30)
hery : efa natao fa tsy nety wa , de efa nakelezina dia mbola tsy nety
39. ni81 ( 08/07/2008 10:56)
D aona ra hery, Raha oh ka misy manao sary voninkazo na zay mahafinaritra azy no ataony solon'ny saritava d mety ve?? mety hisy hanao an'zay manko,sûr mitsy za
:lol: Tena izany mihitsy zao no saika hataoko!
40. ni81 ( 08/07/2008 10:56)
D aona ra hery, Raha oh ka misy manao sary voninkazo na zay mahafinaritra azy no ataony solon'ny saritava d mety ve?? mety hisy hanao an'zay manko,sûr mitsy za
:lol: Tena izany mihitsy zao no saika hataoko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3546