"Elite" Gasy hono tsy mahatafavoaka ka vizana ny firenena

1. kanota ( 06/07/2008 05:08)
Hoy le vazahabe hoe samy manana ny manampahaizany ny firenena rehetra fa ny tena mahasahirana an'i Madagasikara dia nohon'ny "Elite"-Gasy tsy mahatafavoaka. :roll: :roll:
novalian'i kanota ny 09/07/2008 12:44
2. tsimati ( 06/07/2008 06:39)
karakory eee???? Antsoy ry badboy sy ry kidoro fa ireny sy ny tariny no be toeria sady mahay pilitiky no hay hatrany amin'ny fivavahana:-D :-D :-D
3. xxx ( 06/07/2008 08:39)
Mora ho an'i vazaha aty ao aoriana ny mitsikera ny malagasy, adinony angaha fa mpanjanaka sy mpamono olona ny razam-beany. Ary tsy vitan'izay fa na taloha na hatramin'izao dia izy ireo no mangalatra ny zavatra tsara any amintsika. Ka na manampahaizana tahaka ny inona aza ny elite gasy, rehefa tsy misy moyen, tsy misy zavatra afaka ho ataony eo e!! Sa tiany ho rohana ohatry ny any zimbabwe izy.
4. kanota ( 06/07/2008 13:55)
tsy vazahabe any Madagasikara no nilaza izany aloha ary ny vazaha any angaha moa tsy nafarana hanao asa sa mitovy amin'ny gasy mandeha andafy misomokotra mitady ravinahitra ? Ny Zimbabwe angamba tsy modely fa tokony hisaina ihany satria ireo avy zanatany maro no nahita fandrosoana na tsy mbola mivainganabe aza ka nohon'ny vahoakany ve izany no nampandroso ireo sa nanana andraikitra ny "Elite"n-dreo ? Tsy hanonona tany hafa isiaka fa sao mihitatra ary aza marary fo fa rehefa tsy tafavoaka dia tsy tafavoaka fa tsisy izany "moyen, moyen" izany :-D :-D :-D
5. tsimati ( 06/07/2008 14:38)
Tena mahatafavoaka fingampingana isakarazany reo ka. :-D :-D :-D
6. kidoropamba ( 06/07/2008 15:38)
Tsy misy ilAna elita gasy izany rangahy a. Hanohitra fitondrAna foana no mba hain'ny elita gasy izany. Aleo ry zareo mijanona any ivelany any.

Hisaorana aloha ny filoha hajaina miantso vozongo, vazaha mena sofina avy any ivelany any, manana traikefa @ fampandrosoana hitantana an'ity nosy mena Madagasiakra ity. Tonga ny kanadiAna any morondava, any antsohihy, ao ireo zamerikAna, injeniera hiompy omby any @ "ranch", aleo soloina teny anglisy ny teny gasy fa vendrana loatra, 12 arivo ireo filipiana hampiroborobo ny fiterahana zanaka sinoa fa maro mainty loatra isika malagasy, ho tonga koa ireo indiana.....Tena fandrosoana e!!!!!

Raha elita gasy no resahina dia tenda kanina, kamo be tenda, mpanohitra ary mpialona fotsiny ka manapotika ny firenena.
Raha ny hevitro manokana dia aleoko mihitsy ho soloina ity nasionalitE h=gasy io dia miditra AmerikAna daholo ny gasy amin'izay mba haingakaingana kokoa ny Fandrosoana satria miala tampoka @ fahantrAna ny firenena malagasy amin'izay.

Tsy misy CEPE dia efa ahafahana mitondra firenena. Tsy ilAna elita io.

God save Ravalomanana ^:^
7. nanas ( 07/07/2008 02:30)
kidoropamba:

ieeh! aleo ataon ny vazaha doly any mintsy fa ny mpitondra vao mahita oe E-L-I-T-E dia ny ao antsainy de oe hanongana fanjakana njay reo. Ka na olona te-hanao zavatra hoan ny firenenana aza ve tonga dia tsenainao @ fomba fijery negative.
Ny Elite manko maharaka ny fomba masison-dry zalahy ao ka manahirana, aleo izy ho any andafy any ihany hisy hamenoan-dry R8 paosy aloha e! Rehefa feno sy voky izy rehetra dia lasa mipetraka any finda koa fa ny vahoaka mifezaka kibo moa mba hoaiza?
8. kidoropamba ( 07/07/2008 08:06)
Tsy misy "fomba masiso" izany fa bizna hoan'ny fampandrosoana io. Nareo manko nozarina nomempotsiny fa tsy mba manana ireny esprit d'initiative ireny.
Tehirizo tsara any anaty kitapo any ireny diplaoma be nareo ireny fa tsy misy ilAna azy. Raha resaka fampandrosoana dia tsotra ny an'i filoha hajaina ravalomanana ary miombonkevitra aminy aho: Antsoina ny vazaha mena sofina mitantana ny raharahampanjakAna dia ny ministra sy ny mpitondra malagasy dia mitantana ny serasera sy ny famoretana an'ireo izay mitady hanohitra ny fandrosoana.

Io anie no nahataonga ny filoha hajaina tsy handraharaha mihitsy izany oniversitE izany fa tonga dia ny Institu of leadership ao Iavoloha dia efa ampy hikarakarAna malagasy hitondra miaraka aminy e.

Fanontaniana tsotra: Manino ireo elita ireo no miondrika daholo eo anatrehan'ny mpivarodronoa tsy manana CEPE akory? Izany ihany dia efa manambara fa tsy ilaina ny elita.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
9. nanas ( 08/07/2008 01:03)

Vo nisy poste nalefako mihitsy t@ ty herinandro ty mikasika io hoe zavatra nolazainao farany io :Manino ireo elita ireo no miondrika daholo eo anatrehan'ny mpivarodronoa tsy manana CEPE akory? Izany ihany dia efa manambara fa tsy ilaina ny elita. . Jereo any ho any fa tsy ary tadidiko intsony ny nanasiavako comment mikasika an io valiny.
Zao fotsiny e! tsy nandroso ny menasofina raha tsy nisy ny elita, isika malagasy miazakazaka mafy ery hitovy aminy nefa le fomba fisainana hoe CEPE de mahavita azy io tsy mampandroso mihintsy, olona mikirakira internet aza mbola manao vali-teny boribory hoatran izany. Tsy adalan-dry bekitana sy ny europeanina ny hamoaka vola miliara miliara hanaova recherches fa raha CEPE no nahavita azy dia ny afrikanina no 1er place mondiale hatramin zay. Ny olana misy @ zao fotoana na misy aza ny elite, te-hanao zavatra hoan ny firenena rehefa halan-drafanja sy tsy tiany bika ianao dia efa tsy afaka makaiza.
Info hoanao ra-kidoro, mba efa manana opportunite hijerevana net ihany fa angadio @ google ao faraharatsiny ny mahasamy hafa ny nandalina sy ny CEPE, indrindra indrindra mikasika io leadership-nao io mihitsy no tokony hojerevanao voalohany, ento eto ny valiny.
10. kidoropamba ( 08/07/2008 11:29)
Natao fito taona ny fepotoana hianarana any @ ambaratonga ambany: izany hoe mila mahay man'isa, mamaky teny sy manoratra fotsiny ny gasy dia efa ampy satria afaka miasa, miasa tsara ary miasa mafy.
Tsy ilAna diplaoma io. Lany fotoana ary lany vola isika raha mianakenry hampianatra ny ankizy gasy ka hatrany @ universite. Leadership fotsiny ao iavoloha, 2 taona, dia efa ampy. Raha tsy izany dia asaina manaraka ny baikompitolomana lazain'ny filoha hajaina isaky ny alahady dia efa ampy.

Ny zavatra sarotsarotra atao dia hiantsoina ireo mena sofina na ireo sinoa, mitovitovy amintsika, tantAnana. Akoatr'izazy dia manao gardien, mamboly ovy sy mitery ronono, io no mba spesialitE an'i gasy. Fa raha zavatra hafa dia tsy lasa mihitsy.
Ekeko fa misy malagasy sasantsasany nahazo vatsimpianarana t@ androndRadidy ka mianatra any ivelany any ary mahafehy ny teknolojia moderna. Amiko manokana dia tokony mijanona any ivelany any ry zareo ireny fa tsy misy karama azo omena azy ireny aty madagasikara. Ny tena loza dia matetika mitaky seza @ fitondrAna foana ry zareo ireny na koa manatevindaharana fotsiny ireo mpanohitra. Tsy misy ilAna azy e.

Ka izao: Tairo CEPE fotsiny dia alefa miasa ny ankizy fa sao lasa kamo be tenda. Avy eo izay mba fetsifetsy saina dia alefa any @ Institut of leadership ao iavoloha mifona volana vitsivitsy. Amin'izay no sady tsy lany vola ny fitondrAna no miasa tsara ny ankizy.

Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
11. tsimati ( 09/07/2008 11:57)
Mbola manamafy ve ry nanas fa tsy mahatafavoaka tokoa nareo Elita gasy ?? Ny efa tsy nianatra ve resahana ??? Elita vizana =)) =)) =))
12. kidoropamba ( 09/07/2008 12:33)
5 taona izao ny bandy kely ampianarina @ teny malagasy rano fotsiny. Raha tonga @ faha enintaonany indray dia lasa teny vazaha ranofotsiny indray. ka @ faha fitotaonany dia miatrika CEPE. Milay kosa ny maligasizasion an'i filoha hajaina Ravalomanana izany an!

Ny tena mazana (eto dia ikoizako ny filoha hajaina Ravalomanana) dia amin'ny andron'ny vankasa sy roa volana monja dia voafehin'ireo mpampianatra any amin'ny ambaratonga fototra ny matiera @ teny gasy rehetra satria efa miditra antsehatra ny maligasizasion @ fidirana izao septambra izao. Dray dray dray! tena maro kranina be mihitsy ireto mpampianatra gasy ireto le aza.

Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy ^:^
13. kanota ( 09/07/2008 12:44)
Fantatro fa sarinadala any Maharo Tsimbazaza io ampiasain'i kidoro io. Hilaza amin'ny havany aho ka ho hitan-drakidoro eo ny vokatr'io fanimbazimbana io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1329