Ny ombiasy sy ny mpisikidy sy ny Kaldeana ary ny mpanandro;
21. niryna
(
01/07/2008 03:19)
rijadolly:
Eto am-piandohana aho dia manamarika fa tsy contre ny Kristianina,averiko tsy contre ny Kristianina na ny Baiboly izay tenin'Andriamanitra ny ao anatiny
Tsika Malagasy dia efa nahalala an' Andriamanitra(Andriamanitra Andriananahary Izay Nahary izao rehetra izao) talohan'nidiran'Baiboly,ary ny fanompona an'Andriamanitra tamin'izany dia tsy mifakaiza ny Testameta Taloha,ny fiobiana amin'zava-maneno,amponga,valihy,lamako,...;Fanaovana sorona,famafazana ràn'ilay sorona amin'alitara,...;fiakarana eny amin'tendrombohitra avo miresaka an'Andriamanitra sns,sns...Niditra ny Baiboly Nanaiky mora ny Malagasy satria mifandray ny tadin-dokanga.Nisy noraisina ny teny fampiasan-tsika eo am-pisoronana ary nisy kosa anefa ny navela tamin'fandikan-teny ny Baiboly.Mialatsiny aho miteny ity fa izay no nahatsapako azy:Ny tao an-dohan'izay nitondra ny Baiboly dia mahafantatra izireo fa Marina ny ao anatin'ny Baiboly fa kosa tsy nahafantatra izireo hoe tena Andriamanitra Ilay Nahary izao rehetra izao marina ve no topoin'ireto Malagasy ireto.Ary akaotra izay nahita ny fanompoan-tsapy ny malagasy sasany izireo(ohtra ao anaty Baiboly ihany)dia nanamafy tanteraka fa tsy izy ny fisoronatsika:cry:.Nanomboka teo ny fizarana,ary napetraka ho any amin'fandikan-teny manompo zavatr'afa ny Mpitaiza,Ombiasy,..izay nanana ny Heriny tokoa sy Fahendrena ary Fahalalana izay katsahantsika Kristianina ankehitriny.Etsy andanin'izay anefa nisy ny toetra tsy nety nataon'andaniny sy ny ankilany dia ny fifanaratsiana sy ny mi-contre be fahatany.Izany rehetra izany no nitarika fikorotanana tsy am-piheverana.
Tsy ambanin'izany koa anefa ny fahatakaran'Mpitondra fanjakana ny hevitra am-badika,izay niafina taorian'Famafazana ny Filazantsaran'Kristy izay tamin'fo feno fitiavana tokoa,ka nahatonga ny mpitondra nandray fepetra sy nampitodika ny vahoaka hanompo zavatr'hafa.Izany ihany koa anisany nahavery tanteraka Ilay Fanopoana,izay sahiko milaza fa Fanopoana an'Andriamanitra tokoa ka nahatonga ny Malagasy ho maivana ny heriny noho ny fizarazarana ara-pinoana,tafiditra ny baolin'Mpanjanaka.Namafisina ny maha fanompoan-tsapy ny Fivavahana Malagasy.Nanamafy ny tia tanindrazana mafana fo fa Andriamanitr'vazaha Jesoa Kristy :cry:.
FEHINY: Any aminao.Izay ny lalana.Efa nandresy ireo Malagasy tsy nanaiky sy ireo vahiny mpanararaotra Jesoa Kristy. (l) (l) =D> =D> =D>
misaotra betsaka e
22. ikaretsaka
(
01/07/2008 15:11)
[quote=niryna]Voalaza teo :
raha mampiasa fitaovana azo tsapain-tanana izy: tsaramaso e, astres e, herin'ny sainy sy ny concentration e
iza no nahary an'ireny?
-Inona ny fitaovana ampiasain'ilay olona hanaovany ny ataony : zava-boaharin'Atra ve?[quote]
ahoana izany?
raha mampiasa fitaovana azo tsapain-tanana izy: tsaramaso e, astres e, herin'ny sainy sy ny concentration e
iza no nahary an'ireny?
23. niryna
(
01/07/2008 18:25)
ikaretsaka:
-Inona ny fitaovana ampiasain'ilay olona hanaovany ny ataony : zava-boaharin'Atra ve?
niryna:
ahoana izany?
karetsaka:
raha mampiasa fitaovana azo tsapain-tanana izy: tsaramaso e, astres e, herin'ny sainy sy ny concentration e
iza no nahary an'ireny?
hay ve dia manokotoko tsaramaso izany ?
ikaretsaka:ho an'ny rehetra na tsy mpino aza izy,ny tsy finoany tsy midika fa tsy nanao ny lanitra Atra.
izao ary ry niryna...tsy Andriamanitra no nahary ny volana sy kintana sy ny zavatra rehetra eny @ lanitra ho an'ny mpino?
ikaretsaka:naninona tokoa no lasa natao hinoana ireo kintana ,volana ,masoandro atao lehibe no Nahary azy?
dia anao @ izay ary? naninona ireny no nohariana??? satria natao ho ampiasaina mazava ho azy!
Maninona no hivavahan'ny olona ilay izy kanefa ny Nahary azy aza tsy hivavahany hmmm.
Eo no mipetraka ny fanontaniana fa tsy ny fampiasana azy.
ikaretsaka:ny tsy mpino fa tsy ny olona mino an'Atra io akory hay moa hianao mino an'io tokoa e ?..
raha mampiasa cristal ny olona
manao inona io olona mitazona crystal io ry ika ?

.do-you-believe-in-destiny?
Mino ny vintana sy anjara ve hianao hoy izy ? aha, Atra irery no mahafantatra ny ho aviko ,ny anjarako ka inona no hitonatonanako any aminy ?
toa io izany no nataonareo sy ilay mompera ? dia niteny ve ilay ramatoa hoe misy vovompaty ilay rindrina? dia inona no nataonareo avy eo,nitondra samplet dia nitondra la croix nandroaka devoly ?
,misaotra mialoha amin'ny fanazavana omenao ahy.Tsy dia noteneninao tamin'ny antsipirihana mantsy ilay izy.
:-*
24. niryna
(
01/07/2008 18:32)
Dia ireto koa mbola misy fa aleo aloha afindrako
io koa izao misy iray
"the power of believing" asa na inona no hinoana amin'io ...

santionany daholo itony
Ireo izy ry ika a..
attempting astrkal projection, collecting this and that kind of crystal, believing most everything any psychic told Metaphysical Man, has come in the form of healthy skepticism
.
Mampiasa ny karazana crystal a
inona avy izany? ny psychotherapy
metaphysic man

For me the Green Man is a symbol of our connection with nature, with the earth, a reminder that we are a part of the cycle of life and death of all living things on earth. He is for me a reminder of our humility and weakness against nature.
Eto aloha mba miainga amin'ny hoe zava-boary

fa ity faharoa ity dia finoana ka na alaala (forest0ity dia natao ho saropady avokoa sy hivavahana toa an'Atra ( goddesses na andriamanitra kely be dia be) miaraka amin'ny karazana fanahy maro.Io mazava io ny teny fa ireo tsy mpino no manao an'izany(pagan) ary dia io mivandravandra io koa fa dia naka tahaka na naka ilay fomba ny fiangonana taty aoriana.I wondered ,naninona no nisaraka ny fiangonana ?
In the older religions, trees were held sacred; forest groves were perceived as the dwelling place of gods, goddesses, and a wide variety of nature spirits. Some scholars now think modern May Day revels were once part of pagan spring fertility rites (complete with pole representing the phallus) since the pageants have overtly sexual elements — and yet we can never really know for certain, for the original meanings of the ceremonies have been lost through the centuries, and the Church was quick to assign lewd connotations to all pagan practices.
skepticism

25. ikaretsaka
(
01/07/2008 18:52)
aza avadika ny resaka... za tsy niteny hoe inoana sy tompoina, fa hoy aho hoe ampiasaina hanovozana fahalalana sy hanasoavana tena...
sam,ihafa be ireo
ohatran'ny fampiasaina soratra masina ihany io ..
samihafa ny manompo soratra sy nampiasa ny soratra..
ny tompon'ny soratra no tompoina fa ny soratra ampiasaina!

26. niryna
(
02/07/2008 00:09)

tsy any mihitsy ny valiny r'ika a ,tsy mamokatra izy izany k'ty hi,hi
27. ikaretsaka
(
02/07/2008 01:09)
ka le izy mihitsy no tsy azonao ka inianao avadika, na ataonao fanahy iniana
izao manko : hainao tsara fa hoe ny mamaky baiboly dia tsy manompo baiboly akory
dia ny mamaky astres sy ny mandinika an'ireny tsy midika akory fa manompo an'ireny velively...
samy mampiasa ireo zavatra ireo aby (na baiboly na astres) isika mba hanasoavantsika ny tenantsika sy hanomezana voninahitra ny tompo!
raha izay no tanjona fa tsy hanaovana ankasoparana ny hafa sy ny manodidina dia aiza ny olana.. lazao!
misaotra!

28. niryna
(
02/07/2008 17:28)
niryna:
Dia ireto koa mbola misy fa aleo aloha afindrako
io koa izao misy iray
"the power of believing" asa na inona no hinoana amin'io ...
santionany daholo itony
Ireo izy ry ika a..
attempting astrkal projection, collecting this and that kind of crystal, believing most everything any psychic told Metaphysical Man, has come in the form of healthy skepticism
.
Mampiasa ny karazana crystal a
inona avy izany? ny psychotherapy
metaphysic man
For me the Green Man is a symbol of our connection with nature, with the earth, a reminder that we are a part of the cycle of life and death of all living things on earth. He is for me a reminder of our humility and weakness against nature.
Eto aloha mba miainga amin'ny hoe zava-boary
fa ity faharoa ity dia finoana ka na alaala (forest0ity dia natao ho saropady avokoa sy hivavahana toa an'Atra ( goddesses na andriamanitra kely be dia be) miaraka amin'ny karazana fanahy maro.Io mazava io ny teny fa ireo tsy mpino no manao an'izany(pagan) ary dia io mivandravandra io koa fa dia naka tahaka na naka ilay fomba ny fiangonana taty aoriana.I wondered ,naninona no nisaraka ny fiangonana ?
In the older religions, trees were held sacred; forest groves were perceived as the dwelling place of gods, goddesses, and a wide variety of nature spirits. Some scholars now think modern May Day revels were once part of pagan spring fertility rites (complete with pole representing the phallus) since the pageants have overtly sexual elements — and yet we can never really know for certain, for the original meanings of the ceremonies have been lost through the centuries, and the Church was quick to assign lewd connotations to all pagan practices.
skepticism
-------------------------------------------------------
mba afaka omenao fanazavana aza ve ireo zavatra ireo azafady e,inona no tombotsoa azon'ny olona mampiasa azy.
Ataovy tsirairay indrindra ilay crystal fa io no efa nataonao
30. bichette
(
16/07/2008 07:46)
10 Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zanani-lahy na ny zanani-vavy hamaky ny afo, na mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody,
11 na manao ho masimbava, na mpanadina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin'ny maty.
12 Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.
13 Aoka ho tanteraka amin'i Jehovah Andriamanitrao hianao
deotoronomia 18 10 - 13
hoy ika hoe
Tsy d'accord mihitsy aho. Tsy mi permettre mihitsy Andriamanitra fa ABOMINATION na FAHAVETAVETANA eo imasony izany. Tsy izaho no miteny izany fa Andriamanitra. Ary jereo ilay soratra masina eo ambony fa ampitovian'Andriamanitra toy ny mampandeha ny zanaka lahy na vavy amin'ny afo mihitsy.
Amin'ny teny frantsay ilay izy mazava kokoa :
Qu'on ne trouve chez toi personne qui fasse passer son fils ou sa fille par le feu, personne qui exerce le métier de devin, d'astrologue, d'augure, de magicien,
18.11
d'enchanteur, personne qui consulte ceux qui évoquent les esprits ou disent la bonne aventure, personne qui interroge les morts.
18.12
Car quiconque fait ces choses est en abomination à l'Éternel; et c'est à cause de ces abominations que l'Éternel, ton Dieu, va chasser ces nations devant toi.
11 na manao ho masimbava, na mpanadina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin'ny maty.
12 Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.
13 Aoka ho tanteraka amin'i Jehovah Andriamanitrao hianao
deotoronomia 18 10 - 13
hoy ika hoe
ka le izy mihitsy no tsy azonao ka inianao avadika, na ataonao fanahy iniana
izao manko : hainao tsara fa hoe ny mamaky baiboly dia tsy manompo baiboly akory
dia ny mamaky astres sy ny mandinika an'ireny tsy midika akory fa manompo an'ireny velively...
samy mampiasa ireo zavatra ireo aby (na baiboly na astres) isika mba hanasoavantsika ny tenantsika sy hanomezana voninahitra ny tompo

33. Rasiligaoma
(
17/07/2008 02:13)
taiza andriamanitra no niteny izany??
i Moizy no nanoratra izany
i Moizy no nanoratra izany
34. LazaDaddy
(
17/07/2008 02:34)
Rasiligaoma> Aminao, mety nandainga ve i Moizy nanoratra hoe Andriamanitra no niteny izany? :)
36. niryna
(
01/08/2008 19:55)
bichette:=D
10 Aoka tsy hisy eo aminao izay mampandeha ny zanani-lahy na ny zanani-vavy hamaky ny afo, na mpanao fankatovana, na mpanandro, na mpanao sikidy, na mpanana ody,
11 na manao ho masimbava, na mpanadina amin'ny manao azy ho tsindrian-javatra, na mpanao hatsarana, na mpanontany amin'ny maty.
12 Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah izay rehetra manao izany zavatra izany, ary izany fahavetavetana izany no androahan'i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao.
13 Aoka ho tanteraka amin'i Jehovah Andriamanitrao hianao
deotoronomia 18 10 - 13
hoy ika hoe
ka le izy mihitsy no tsy azonao ka inianao avadika, na ataonao fanahy iniana
izao manko : hainao tsara fa hoe ny mamaky baiboly dia tsy manompo baiboly akory
dia ny mamaky astres sy ny mandinika an'ireny tsy midika akory fa manompo an'ireny velively...
samy mampiasa ireo zavatra ireo aby (na baiboly na astres) isika mba hanasoavantsika ny tenantsika sy hanomezana voninahitra ny tompo
Tsy d'accord mihitsy aho. Tsy mi permettre mihitsy Andriamanitra fa ABOMINATION na FAHAVETAVETANA eo imasony izany. Tsy izaho no miteny izany fa Andriamanitra. Ary jereo ilay soratra masina eo ambony fa ampitovian'Andriamanitra toy ny mampandeha ny zanaka lahy na vavy amin'ny afo mihitsy.
Amin'ny teny frantsay ilay izy mazava kokoa :
Qu'on ne trouve chez toi personne qui fasse passer son fils ou sa fille par le feu, personne qui exerce le métier de devin, d'astrologue, d'augure, de magicien,
18.11
d'enchanteur, personne qui consulte ceux qui évoquent les esprits ou disent la bonne aventure, personne qui interroge les morts.
18.12
Car quiconque fait ces choses est en abomination à l'Éternel; et c'est à cause de ces abominations que l'Éternel, ton Dieu, va chasser ces nations devant toi.
marina izany bichette a abomination of desolation no ilazana an'ireo ary fahavetavetana eo anatrehan'Atra izany
37. niryna
(
01/08/2008 20:06)
Rasiligaoma:
dia ahoana ny momba ireo majy 3 lahy nojery ny Kintana kay?
mbola miandry an'ika fa izy no tena mahalala an'io .
:D
38. niryna
(
01/08/2008 20:31)
Rasiligaoma:
tsy nisy teny mihitsy hoe "vao misy hery hafahafa tsy hainareo dia avy dia sokajio ho ratsy" fa "fantaro aloha" no voalaza e : Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
prime:
Ary raha efa ambaran'ny tenin'Andriamanitra ilay tokony hofantarina?
dia ahoana tokoa ry rasily,hino sa mbola ihizingizina ny herin'ny tenantsika ihany isika ?
Rasiligaoma:tsy hoe i prime fa ilay teny mihitsy no tsy levolevon'ny vavonintsika indraindray ka
raha noterena hoe 'efa nambaran'ny soratra masina', dia teriterena izay andalan-tsoratra hifanaraka amin'ilay tranga
dia tsy mety kosa e
nefa izany no be mpanao, i prime anisany
ari.malala :izany mihitsy ,fantarina dia lalinina na marary aza indraindray ilay tenin'Atra dia ekena tokoa ary dia mahazo fifaliana sy mahazo fiadanana izay mino ny teniNy 16 Mifalia mandrakariva.17 Mivavaha, ka aza mitsahatra.18 Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo.19 Aza mamono ny Fanahy.20 Aza manao tsinontsinona ny faminaniana21 Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.22 Fadio ny fanao ratsy rehetra." I Tesaloniana 5:16-22
misy any hoe 'fantaro ny zavatra rehetra' kosa e
ikaretsaka:
mamantatra aloha vao manasokajy e..... izay no antony nanomezan'Atra antsika saina kao anie e
arimalala:
voilà hihihi! tonga soa ika
misaotra aky a ,tsy mora kanefa izay mitady Azy dia ahita tokoa17 Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy. Oha 8:17
16 Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika.17 Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa. Rom 8
39. niryna
(
01/08/2008 20:41)
prime:misaotra nanazava.
Ny amin'ny famantarana ny asan-devoly sy ny hetsiky ny devoly ary ny ataon'ny devoly dia "tokony ho fanomezam-pahasoavana" ho an'ny mpino rehetra, manana ny Fanahy Masin'Andriamanitra... fa ny Fanahin'Andriamanitra tsy afaka miray amin'ny fanahy tsy izy... ka raha manana ilay Fanahin'ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra ao anatiny tokoa ny mpino iray dia tokony mahafantatra ny tsy Azy rehetra ary afaka manavaka tsara ny avy amin'ny devoly na tsia...
io ilay hoe na isika miaraka amiNy na tsia izany e.
Ny ratsy tsy kely lalana ary izy koa tsy iteny hoe e devoly anie aho e,na hoe izao anie ny asan'ny devoly e,isika ihany dia mila mitandrina avokoa,lambolamboany,matetika mety tsy mahafantatra fa raha toa kosa ka tolorana na omena tenin'Atra kanefa toherina foana fa tsy manao fandalinana fa izay herin'ny tenantsika no itondrantsika azy na isika aza dia efa mahafantatra hoe fa maninona aza aho izany no toheriko foana ilay tenin'Atra ? maninona ? aleo hoe jereko izany teny voasoratra izany ? dia mangataka an'i kristy ny hanova ny fo mba hanana fo vaovao,ary mangataka amiNy mba omeNy ny fanahy masina anazava ny teniNy dia eo no manomboka mazava ny zavatra rehetra.
tsy mora fa mila ezaka toy ny zavatra rehetra