Afaka CEPE ny filoha hajaina

1. salopard ( 26/06/2008 11:47)
Nivaly ny alatsinainy teo ny CEPE, Hita fa be fialonana ny mpilaza vaovao, ka tsy nisy niteny Ny diplâoma CEPE azon'ny filoha.
Inoana fa hangina @ izay ny vavan'ny mpanaratsy, ary ho raikitra ny debat televisé @ Herizo. samy efa manana diplaôma izao.
Tsy ampy daôzy aloha, fa sao misy any ry kidoropamba, sy kiady a!
sniFF; sniFF...
TchouFF.. Tchouff...
novalian'i dziana ny 11/07/2008 14:09
2. tsimati ( 26/06/2008 13:30)
Dia harabaina ny afaka. Ka maniry azy hiakatra avoavo. saingy inoana fa ho azon'ny mahay tsy ho ela ny fitondrana ka ampio ireo mahay re ry vahoaka fa aza variana mitanaka vava. Ary mba henoy ny hafatry ny manandoa klop klop klop
3. newyorker ( 26/06/2008 15:28)
Dia arabaina daolo zany sika rehetra. Tena zava dehibe sy voninaitra oan'ny firenena zany vaaovao mafaly zany.Satria toa mbola tsy nisy zany filoapirenena aperinasa ka afapanadinana sy nahazo diploma zany. Raha mba misy afaka manaparitaka io vaovao any amin'ny site afa ohatra gasykamanja , sobika sns... dia tena tsara satria vitsy kely sika no mahalala zany . nefa tokony hofatatry ny malagasy retra.MIsoatra an'ny pilaza vaovao.( miala tsy amin'ny tsipelina diso fa zany no tsy nahafaka ahy CEPE tamin ity taona ity
4. karinah ( 26/06/2008 15:49)
[quote=salopard]
Nivaly ny alatsinainy teo ny CEPE, Hita fa be fialonana ny mpilaza vaovao, ka tsy nisy niteny Ny diplâoma CEPE azon'ny filoha.
Inoana fa hangina @ izay ny vavan'ny mpanaratsy, ary ho raikitra ny debat televisé @ Herizo. samy efa manana diplaôma izao.
Tsy ampy daôzy aloha, fa sao misy any ry kidoropamba, sy kiady a!
sniFF; sniFF...
TchouFF.. Tchouff...
-------------------------------------------------------------------------------------
salopard: marina ve izany? mhhh..tsy ampy dose mahay mandefa dinika!! lolll


5. endrika01 ( 08/07/2008 10:19)
:-w:-w:-w
6. dziana ( 11/07/2008 14:09)
=D> =D> =D> =D> =D>
Arabaina zany e! za ko nde hanala sao sanatria afaka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1185