sady lahy no vavy

41. ruz9 ( 17/03/2012 14:01)

Porofoy ara-tsiantifika kely fa misy izany habobo tantarainao izany sa vadinao izany sa zanakao lahy anadahinao?....
rehefa lehilahy no noharian'Andriamanitra dia lehilahy izany, rehefa vehivavy dia vehivavy fa tsy misy miova tampoka izany.
Mbola ho ela isika vao ho afaka @ finoanoam-poana.
Zanaka mpivaro-tena iray (tsy tena gasy izy io ....)izay havanana @ fampielezana lainga miampy tompon'andraikitra @ fiangonana sasantsasany izay tsy ho tononiko aloha ny anarany, mpanao politika sasany....no mpiara-miasa akaiky mamorika vahoaka @ ity taranja mamoafady ity.
Ny nofy atoandro mijanona ho nofy ihany.
Misy farany anie ny zavatra rehetra e ary tsarovy fa misy vokany ny atao rehetra ary tsy maintsy mivaly aminao na ratsy na tsara.
Ity misy vokam-pikarohana mahasoa anao atolotro hodinihanao fa tsy rediredy sy n0fy atoandro tahaka an'izay ambaranao jereo ato
http://cyrius.unblog.fr
42. dadabe ( 27/08/2012 08:20)
zah aloha ny ps ko dadabe fa zah klou vehivavy e.......avy aty izay hijery fa efa maninga zipo zah an ,,,tsleuleu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507