sady lahy no vavy

21. diamondra27 ( 28/06/2008 12:21)
xxx: ay ay ay
ny ahy ndray asa na lahy ireny na vavy fa fantatra am firesany fotsiny ny ataony , dia nihevitra izy we tsy haiko fa navelako niresaka teny foana, nony farany leo za amin'ny laingany ataony amiko dia nolazaiko izy we tsy ianao ihany ve no ... e
de avy eo tsy nanoratra tamiko intsony :-D :-D
kobo le izy tsinona
22. rapala ( 28/06/2008 14:13)
xxx18/19- mandray anjara eto @ ity resaka ity ve izy izao? :-P
23. yonikafopl ( 28/06/2008 15:04)
misy fahavoazana ny sainreny oll reny???, oll efa ratsy hatrany am tsinaimaintiny hihihih de tsy afaka miova tsony fa mila mamitapitaka sy mandaingalainga foana eo amin'izay ataony :wink:
24. xxx ( 28/06/2008 16:41)
diamondra27:

xxx: ay ay ay
ny ahy ndray asa na lahy ireny na vavy fa fantatra am firesany fotsiny ny ataony , dia nihevitra izy we tsy haiko fa navelako niresaka teny foana, nony farany leo za amin'ny laingany ataony amiko dia nolazaiko izy we tsy ianao ihany ve no ... e
de avy eo tsy nanoratra tamiko intsony :-D :-D
kobo le izy tsinona




Possible ho izy zany. Mody minamana be koa izy, de avy eo izy ihany no mamoka ny fiainanao eto sy manompa na manely tsaho. De le ol tsy manapo oe izy no manao an'ile izy satria @ le ps sasany izy tsara fanahy be ;-) ;-) izy @ io mody mbola minamana be sy miresaka @ le ol ompainy fa miresaka @ ps hafa :-P :-P :-P. Mpandainga be koa satria nilaza izy fa mipetraka any lavitra be any us any ohatra ihany io fa misy azy daolo ny vazatany 4. @ izay de misy ialany sirka @ ny fihaonana de indraindray any dago no mipetraka, kay ka eto france ihany izy no mipetraka fa kobo. Matetika izy miseho bandy kely refa te hisary adala na hikoty de mody sipa rehefa hametraka r7 na sakafo na rehefa hanao resaka vehivavy (makilazy .....:evil: :-D , miteny anglisy sy frantsay be izy de ao france no mipetraka. :-P
25. xxx ( 28/06/2008 16:50)
ié, dia diamondra27 koa le teraka 1990 :-D :-D :-D
26. kelly13 ( 28/06/2008 20:57)
iza zany e? :-w
27. tslem ( 29/06/2008 06:43)
zah koa mba liana, iza tokoa izany? :-w
28. yonikafopl ( 29/06/2008 08:23)
:roll:
29. methode ( 02/07/2008 13:41)
Ka eto amin'ity samy manana ny tanjony ko! Mety anaovany fanandramana amin'ny zavatra ataony any. Mila mailo ihany amin'ny zavatra resahina, fa ny tena mpinamana aloha dia mifampilaza ihany rehefa miova ps izy hoe izaho ihany no izao ao. Ohatra zao hoe mbola tsy nahita an'i anona tezitra aho dia mody mandrangitra azy ahitana azy hoe manahoana rehefa tezitra izy, fa avy eo lazaina ihany hoe izaho ange ilay nandrangitra teo e! Fa zah aloha mbola tsy nanandrana e!
30. ari.malala ( 03/07/2008 13:54)
methode, dai, ratsy b kosa izany ko! rangitinao v ny oul d refa nrangitra d mody we za iany no ian! ra za klou no atao anzany d efa ts namako tsony mints e!
31. methode ( 14/07/2008 13:33)
ari.malala: Milaza ny zava-misy fotsiny aho, fa efa nisy maromaro hitako, indrindra tao amin'ny karajia.
32. cutie ( 15/07/2008 18:51)
methode
sali sali an :wink: :*
33. methode ( 29/07/2008 08:02)
cutie: Sali sali :* :*
34. RATOVOARY ( 29/07/2008 12:15)
xxx18 & 19> Zah angamba anisan'ny saika hojonoin'zany mpisandoka zany fa efa maromaro zay no nadefa hftra taty amiko sady zay ps vhv daholo le izy. De milaza fa ho avy aty Jangil @ vacance serasera fa novaliako tsotra hoe: hifanena andalana isika fa hamonjy lanonampianakaviana aho amin'io date-n'ny vacance io. Le anakiray zay aza de tena hein, nitsoraka be fa tena tapaka ny tsinaiko.( rah mba fantany mantsy hoy aho am-poko tany .....) :-D :-D :-D
35. aloalo ( 01/08/2008 04:51)
D misy oul tsy misy atao marina ka ! raha ny anaovana ps maro anakorotana v tsy hitadiavana arenti-po sy pb tension eo lol

raha mandinika tsara angamba mety traingo ihany fa raha zatra mifanoratra aminao izy, hitanao ny fomba fanorany. Raha tsy hoe otrany reny acteurs ireny, mahay milalao ny rôle-ny ! lol. Ka raha gérer-ny tsara moa ka haninn !
36. RUZ9 ( 11/03/2012 13:18)
Porofoy ara-tsiantifika kely fa misy izany habobo tantarainao izany sa vadinao izany sa zanakao lahy anadahinao?....
rehefa lehilahy no noharian'Andriamanitra dia lehilahy izany, rehefa vehivavy dia vehivavy fa tsy misy miova tampoka izany. Mbola ho ela isika vao ho afaka @ finoanoam-poana.
37. RUZ9 ( 11/03/2012 13:21)
Porofoy ara-tsiantifika kely fa misy izany habobo tantarainao izany sa vadinao izany sa zanakao lahy anadahinao?....
rehefa lehilahy no noharian'Andriamanitra dia lehilahy izany, rehefa vehivavy dia vehivavy fa tsy misy miova tampoka izany. Mbola ho ela isika vao ho afaka @ finoanoam-poana.
Ity misy vokam-pikarohana mahasoa anao atolotro hodinihanao fa tsy rediredy sy n0fy atoandro tahaka an'izay ambaranao jereo ato
http://cyrius.unblog.fr
38. kiriah ( 11/03/2012 19:53)
manaona njy ! zah efa ela mintsy te hianatso an-njy fa tena tsy hitako aky le numero taty ah ! , zay njay njy vao hita mba antsoy mou e! , le numeron ny mamanay hiantsoana fa iny tena mbola tsy miova mintsy hatramin izay ka hatramin izao , bye ! dia MIALA TSINY ETO ZAH FA HORS SUJET BE MINTSY .
39. kiriah ( 11/03/2012 19:56)

hadinoko fa an i "" tslem ""io msg eo ambony io.
40. ruz9 ( 17/03/2012 14:00)

Porofoy ara-tsiantifika kely fa misy izany habobo tantarainao izany sa vadinao izany sa zanakao lahy anadahinao?....
rehefa lehilahy no noharian'Andriamanitra dia lehilahy izany, rehefa vehivavy dia vehivavy fa tsy misy miova tampoka izany.
Mbola ho ela isika vao ho afaka @ finoanoam-poana.
Zanaka mpivaro-tena iray izay havanana @ fampielezana lainga miampy tompon'andraikitra @ fiangonana sasantsasany izay tsy ho tononiko aloha ny anarany, mpanao politika sasany....no mpiara-miasa akaiky mamorika vahoaka @ ity taranja mamoafady ity.
Ny nofy atoandro mijanona ho nofy ihany.
Misy farany anie ny zavatra rehetra e ary tsarovy fa misy vokany ny atao rehetra ary tsy maintsy mivaly aminao na ratsy na tsara.
Ity misy vokam-pikarohana mahasoa anao atolotro hodinihanao fa tsy rediredy sy n0fy atoandro tahaka an'izay ambaranao jereo ato
http://cyrius.unblog.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2757