ô rapasy an,oka letsy

41. Rasiligaoma ( 10/07/2008 16:22)
prime> dia izay no ilazana azy sy hanehoana azy hoe he: misy zavatra tsy manjary ange ao lehiretsy e
42. prime ( 14/07/2008 12:46)
Ka tsy misy miteny koa anie hoe lavorary ny ao e... :)

Fa mitombina ny ambaran'i Ilo hoe mila mitandrina fa ndrao lasa mitsara...
43. Rasiligaoma ( 14/07/2008 16:47)
samihafa kosa ny milaza ny zava misy sy ny mitsara!
44. prime ( 15/07/2008 08:09)
Rasily> Toa tsy ianao loatra no tena iantefan\'ny fanamarihana ao ambony ao... :)
45. Rasiligaoma ( 15/07/2008 12:34)
na izany aza marina ny zavatra nolazaiko sa tsy marina
46. prime ( 15/07/2008 12:57)
Tianao amarinina ahoana moa ny nambaranao?
47. Rasiligaoma ( 15/07/2008 14:00)
zava misy ka
48. fijo ( 15/07/2008 21:11)
za aloha namoaka ny voalzan'ny gazety,ka dia samy maneho ny heviny avy eo.
49. Rasiligaoma ( 19/07/2008 05:24)
izaho koa milaza ny zavatra misy (izay hafenompenona nefa efa hita fa tsy mamely tsotra izao)
50. fijo ( 22/07/2008 21:12)
izay mantsy,aleo ho hita eo aby e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076