ô rapasy an,oka letsy
21. nofinofy
(
01/07/2008 12:20)
Ny ahy aloha ny mba zavatra tsikaritro fotsiny dia ireo fiangonana misy hoe FITIAVANA ireo matetika dia misy fankahalana daholo tato anatin'ny folo taona izay. Ohatra: nisy disadisa sy korontana be ny FJKM Ambohimandroso Filadelfia Antsirabe dia lasa nisy nisintaka nanangana FJKM Antsirabe Fitiavana, dia toa hoe misy olana indray io fiangonana io tamin'ny taona lasa. Miaraka mahatadidy koa isika fa nisy fotoana nisy olana be ny tao Isotry Fitiavana , dia tsy tadidiko ilay ny anaran'ilay fiangonana fa hoatra ny nisy koa tany Ambohimanarina. de ity koa ry Ambohiborona Fitiavana. Asa na kisendrasendra na fitsapana atao amin'ilay tompon'anarana ilay izy fa tena mampieritreritra
22. fijo
(
02/07/2008 21:15)
eo dia miverina amin'ilay voalazan'i andriamanjato richard aho hoe:'misy tsy mety ny rafitra ao anivon'ny protestanta"nahoana ny katolika no tsy misy katolika antsirabe fitiavana sy andravoahangy fitiavana katolika???satria ny azy ny rafitra efa tsara petraka ary samy manaraka an'iny daholo.
tsy misy tsy mifanolana izany indrindra any amin'ny tany mahantra satria "andriamanitra vola" koa manao ny asany ary mampisaraka io.fa ny katolika mahay mifampiresaka sy mijery ny olona ary mamaha azy miaraka,fa ny protes avy dia samy te hitana ny kil.

23. nofinofy
(
04/07/2008 06:28)
Tsy misy rafitra tonga lafatra raha mbola ety ambonin'ny tany, ary tsy voatery hanao modely ny ataon'ny hafa. Miaraka mahafantatra isika fa nisy zavatra maromaro nireconnaitreven'ny papa fa tsy mety nataon'ny fiangonana katolika ka tsy ny fanarahana be fahatany ny ataon'ny antokompinoana iray no hampandeha na tsy hampandeha azy. Ny fiangonana katolika dia tsy mizarazara nefa mba mandinika ihany aho fa ireo hoe mpino katolika no betsaka lasa any aminireny secte ireny satria rigide loatra ilay rafitra ka katsaka anaty lapaoaly io izay tsy mahatanty miala. Ary lojika koa anie raha misy korontana indraindray anaty fiangonana e!(savorovoron-kilatoana), tamin'ny mpianatry ny Tompo aza nisy Jodasy, ka tsy midika izany fa hanangana papa ny protestant, sanatria izany! Mahita zavatra maro aho azo tsikeraina ao amin'ny fiangonana katolika fa tsy toerana fanaovana izany eto fa toerana ifanakalozana hevitra ary hanatsarana zavatra. Ka raha mety dia aleo borkena io ady hevitra io, fa tsy manaja ny fitsipika amin'ny resaka fifandraisana. Misaotra tompoko.
24. ikaretsaka
(
04/07/2008 12:32)
nofinofy:

ka nilamina ve aza ary nandamina azy le "savorovoron'kilantoana" soit disant lazaina eto sa vao mainka nanakorotana sy nampisaraka?
25. fijo
(
04/07/2008 19:53)
tsy misy milaza hoe tongalafatra ny rafitra katolika,fa efa tsara rafitra kokoa ny azy rah ahoarina amin'ny an'ny protes.tsy katolika aho no miteny izany.
laviko koa ny filazanao,fa ny mpiangona katolika no betsaka lasa sekta,tsia,ny mpino protestanta no be mivarina any.mba jereo daholo ireo maromaro ao ireo.
ary io fanontanian'ika io,nanova zavatra ve le savorovoronkilantoana?

26. nofinofy
(
05/07/2008 10:51)
fijo:

Mety samy manana ny toerana hipetrahany sy ny masony mijery ary saina mandinika, ka mety ho samy hafa ny pérception amin'ny hoe firy no mivadika secte, avelako eo iny; Fa ny tiako ambara fotsiny raha ety ambonin'ny tany, izany tsy afaka hamosaka hevitra fa fefifefena amin'ny hoe izao no tenin'i papa (andrizalahy io), na zao no tenin'ni damopre sy ry ma sera dia ohatry ny fiainampirenena tsy misy opposant fa mandeha irery de manao izay tiany hatao eo, ny mahasamihafa azy koa anie ka ny vatican firenena e! manao bizna mitady vola sns... fa ny fiangonana protestant miankina amin'ny kristianina, ka manao ny kristianina de mande io tsy mano ny kristianina de eo mikatso eo; safidy ny manaraka ny antokompinoana ary ny mahagaga ahy i fijo dia mbola tsy mivadika katolika ihany nefa io no hitany hoe mety aminy! mivadiha amizay sao tara eo! raha misy fanakianana tianao hatao @ finoana protestanta dia mety ho kofoka diso ihany ny fandefasana izany eto, fa katolika tena betsaka mitsidika an'ity site ity (Toa an-dry père ikaretsaka akaman'i Rev père B S he! he! avy eny antanana io an! fa tsy miaraka aminy any Etazonia ). Misy synoda lehibe aminity taona ity ny an'ny FJKM (fiangonan'ny mahantra fa tsy manana sponsor avy any ivelany!) raha manana sosokevitra ianao dia alefaso any, fa mino aho fa mba mety hihaino ihany izy, raha tsy mihaino moa izy akory atao! afaka adidy ianao.
27. ikaretsaka
(
05/07/2008 15:30)

ny tsy azoko koa ange de hoe fiangonan'ny mahantra ny fjkm e.. nefa kata be ny olona mankao, be spons ny kato e.. nefa ny maha be spons azy dia hita hoe nankaia ny vola
ary tadidio fa tsy misy vola mivoaka any vatican mihitsy raha misy fanendrena olona iray hitandrina fiangonana mankary sy mankaty iny
28. fijo
(
05/07/2008 19:21)
ekeko fa firenena ny vatican,ary izay no mahatsara kokoa ny rafitra katolika,tsy lavina izany,fa izao.ny FIFA(federasionina erantany momba ny baolin akitra io) tsy firenena nefa hafaka manana rafitra tsara koa?????ka maninona raha mba hangalana hevitra????
ny hoe hivadika katolika,za tsy mino an 'andriamanitra ,ka na andriamanitra katolika na protestanta dia tsy misy hinoako,ka tsy haiko hoe hivadika inona aho.fa milaza ny itako aho,ary noho izaho tsy mpino dia malalaka ny fomba fijeriko.
i ndremanjato izany nilaza io fisian'ny tsy fetezan'ny rafitra protes io,tokony hivoa katolika koa sa??????

29. nofinofy
(
07/07/2008 16:06)

Anjarany ny mivadika na tsia! safidy io, fa le rangahy iny koa anie savony vava e! mivoaka ny vavany daholo io rehetrarehetra io rehefa mahazo micro izy, nefa tsy hita hoe inona no ataony, fa mbola mifikitra ao Ambohitantely ao foana izy.
30. nofinofy
(
07/07/2008 16:23)
Hoy Ikaretsaka:
Aiza no misy fiangonana tsy misy mikata e! Ratsiraka sy ny fianakaviana ve ohatra mahantra( ary ahoana no fomba nampanankarena azy)?sns....
Niasa tamin'ny misiona katolika aho taloha ary nahita zavatra maro izay tsy ho tantaraiko eto mihintsy. Ny conclusion-ko fotsiny dia hoe" l'habille ne fait pas le moine". naleoko niala fa nanimba ny saiko sy ny eritreritro ny mandinika azy. Volany io na avy aiza na avy aiza ka izay tiany hanaovany azy. De gaga koa aho hoa tsy avela manambady ny mompera sy ny masera, nefa olombelona manana ny mahaolombelona azy (ny mahalahy sy ny mahavavy azy io) , izay voajanahary. Nalaza tany etazonia hoe nisy Mompera pédophile sns... pédophile aza moa vita ka ny ladatsakizany ve tsy ho ataony? manana namana katolika aho, ary le zalahy io dia tsy mety mandray kominio ny alahady, fa tsy azony antoka hono hoe tanana avy aiza tamin'ny sabotsy alina no manome ny kominio ho azy, ka aleony tsy mandray. Dikan'izany dia izao: Aza miteny ny finoan'ny hafa, fa ny ao amin'ny valanao no ambeno tsara fa misy efa mandrongatra be dia be ao.
ny tsy azoko koa ange de hoe fiangonan'ny mahantra ny fjkm e.. nefa kata be ny olona mankao, be spons ny kato e.. nefa ny maha be spons azy dia hita hoe nankaia ny vola
ary tadidio fa tsy misy vola mivoaka any vatican mihitsy raha misy fanendrena olona iray hitandrina fiangonana mankary sy mankaty iny
Aiza no misy fiangonana tsy misy mikata e! Ratsiraka sy ny fianakaviana ve ohatra mahantra( ary ahoana no fomba nampanankarena azy)?sns....
Niasa tamin'ny misiona katolika aho taloha ary nahita zavatra maro izay tsy ho tantaraiko eto mihintsy. Ny conclusion-ko fotsiny dia hoe" l'habille ne fait pas le moine". naleoko niala fa nanimba ny saiko sy ny eritreritro ny mandinika azy. Volany io na avy aiza na avy aiza ka izay tiany hanaovany azy. De gaga koa aho hoa tsy avela manambady ny mompera sy ny masera, nefa olombelona manana ny mahaolombelona azy (ny mahalahy sy ny mahavavy azy io) , izay voajanahary. Nalaza tany etazonia hoe nisy Mompera pédophile sns... pédophile aza moa vita ka ny ladatsakizany ve tsy ho ataony? manana namana katolika aho, ary le zalahy io dia tsy mety mandray kominio ny alahady, fa tsy azony antoka hono hoe tanana avy aiza tamin'ny sabotsy alina no manome ny kominio ho azy, ka aleony tsy mandray. Dikan'izany dia izao: Aza miteny ny finoan'ny hafa, fa ny ao amin'ny valanao no ambeno tsara fa misy efa mandrongatra be dia be ao.
31. ikaretsaka
(
07/07/2008 19:35)
nofinofy> momba ilay akanjo .....zavatra farak'izay tsotra fotsiny...
samy ao Andravoahangy ary
manaova scoubidou sy jeans dia mandehana ao Andravoahangy fivavahana
dia avy eo mankanesa ao Andravoahangy ao @ st Francois d'Assise, andro fandraisana sy andro fety(sampakazo ohatra)
dia jerevo ny reactions an'ny olona
dia manaova indray kata be @ fandraisana manaraka sy fety manaraka dia midira ao...
dia jerevi ny reactions an'ny olona!
mi garantir anao aho fa raha any @ Kato ianao na mikata na tsy mikata dia tsy misy olana kokoa nohon'ny any @ prot!

32. nofinofy
(
08/07/2008 09:58)
ikaretsaka:

Ny ahy manokana aloha ry Ikaretsaka raha andeha hivavaka dia tsy mivaky loha izay vavan'ny olona any, raha manana akanjo tsara aho maninona moa aaho no tsy hanao izany?(mamonjy bal aza ny olona manao akanjo mihaja, vao amika fa hihaona amin'Andriamanitra?), raha tsy manana aho dia izay misy eo no hanaovako fa tsy complexé aminizany aho, tsy ireo olona ireo akory no anton-diako ao. Sady tsy Andravoahangy fivavahana irery akory no fiangonana, misy be de be ao Tanà; Mety ho marina io teneninao io, fa izao koa anefa nisy fotoana aho nivavaka taoa amin'ny katolika Antanimena sy teny ECAR Faravohitra, ary nanao akanjo tsotsotra sady nandeha tongotra fa tsy manana fiara dia ohatry ny jerijervan'ny olona fa tsy mitovy amindrizareo, tsy haiko aloha izay any aneritreriny any e! Za tsy mametraka olana aminizany fa hivavaka no alehako ao fa tsy hijery lamaody!!!!!!!
33. fijo
(
08/07/2008 20:40)
enao izay,fa tsy mpiray finoana rehetra.eto marseille fotsiny ohatra ao amin'ny foangonan aprotes ao ,dia efa ahitana hoe ireto le ekipa milay ary iretsy dia mahazo miangona,fa tsy mahazo mandray andraikitra amin'izay atao.misy eto izany.
34. Rasiligaoma
(
08/07/2008 21:02)
ary ilay ""hoe miesora kely ianao ramose eo fa toeran-dRa.... "" eo a!
aoka marina
aoka marina
35. prime
(
09/07/2008 12:26)
Samy manana ny fahalemeny ny fiangonana rehetra fa tsy misy tanteraka na dia iray aza...
36. Ilo
(
09/07/2008 13:30)
Tsy tokony hitsara olona na fiangonana isika.
Ny tokony ataontsika dia ny mitandrin-tena sao mahatafitohina ny hafa ka mampihemotra azy ny fihetsika na fitenintsika, mananatra raha misy kristianina hita fa lavo ary mijery izay azontsika entina hampandroso sy hanatsara ny fiangonantsika. :wink:

37. Rasiligaoma
(
09/07/2008 16:41)
tsy mitsara izany fa milaza ny zava-misy
hijereny akaiky ny vahaolana misy sy handravonana izany dieny tsy mbola mihombo

38. fijo
(
09/07/2008 21:28)
izay,filazana ny zavatra misy izany.ary manelingelina be rah any fiangonanan no manoa izany nefa ny zavatra toriana hafa.
39. Rasiligaoma
(
09/07/2008 23:56)
mila hay koa izany ny manavaka ny filazana ny "la verite qui blesse" sy ny hoe "mitsara"
40. prime
(
10/07/2008 11:28)
Rasily> non... la vérité ne blesse pas, elle fait réfléchir...
Samy hafa ny fijerinareo sy fijo, na dia ireo ambony ireo fotsiny aza... :wink: