13 tantsaha analavory: Condamné à Mort! Ok Ravalomanana!
21. tsimati
(
02/07/2008 23:28)
Dia aiza amin'io izao ny resaka Analavory, milalaovoangory sa masop....
22. kidoropamba
(
03/07/2008 13:28)
Hitako tao @ gazetin'ny mpanohitra la gazette de la grande ile androany fa nisy vazaha nandefa taratasy tany @ filoha hajaina Ravalomanana @ ity resaka gadra ao analavory io.
Efa tsy ao amin'ny prezidansa mantsy ilay konsalliE mpamaky taratasy, Moxe, fa raha tsy izany dia efa nalefany tany anjoridiry io taratasy io.
Izao no hafatra tiako lazaina amin'ireo farantsay ireo: Kirakirao i sarkozianareo fa ny anay dia ravalomanana ihany. Ka na maty, migadra, noana na inona na inona ny loza mahazo ny vahoaka malagasy dia tsy olanareo izany fa anay malagasy.
segolena rouaialy sy ry sarikozi no ataovinareo fiasandoha fa tsy ny filohanay hajaina Ravalomanana.
Deradera, lazalaza hoan'i filoha hajaina Ravalomanana
Tafita isika Malagasy ^:^

23. tsimati
(
03/07/2008 14:40)
Ntsooo, ontsa anie aho e!!! dia misosa tanteraka ilay olona ty =)) =)) =)) ^:^
24. kidoropamba
(
04/07/2008 11:24)
Fangatahana: Mba havereno ao ambohitsirohitra ny namanay Moxe fa toa tsy misy olona afaka mamaky taratasy hoan'i filoha hajaina Ravalomanana ao amin'izao.
Fisaorana mialoha.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Fisaorana mialoha.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
25. tsimati
(
05/07/2008 01:09)
mifamaly ilay resaka (contradictoire) kidoropamba zisitoara be ???? =)) =)) =)) rainitapy mitapitapy =)) =))