avy nandini-tena -- matotra

21. orona ( 23/06/2008 06:09)
:lol:
Tafita ny hafatra -- io xxx io mitsy no tiko hilaza an'io lazainy io -- orona mitifitra tonga dia mahavoa -- hehehe -- :^)
22. nambina ( 23/06/2008 13:19)
ny fahnedrena hoy aho dia ingnorer-o tanteraka izay dinika miseho endrika provok, hainareo ny suite-ny avy eo fa tsy maintsy hiafara amin'ilay cas otrani'zao....

nandinika izaho ary dia tena marina miintsy io lazainy xxx18 io..... efa nesorina moa ilay resaka nisy provokasion an'ilay namana iray izay fa tena ni-provoky azy mihintsy ity orona be ity d ilay 1 no lasa fa izy eto dia faly ery fa hoe nandresy, jereo io nolazainy io ange
orona mitifitra tonga dia mahavoa -- hehehe --

d ho rariny ve izany hoy nareo?
23. ikaretsaka ( 23/06/2008 13:41)
glacholet aourtamsachet ooooo
(mitady handeha indray iznay bizina iznay..sady za rery sisa fa tsy misy mpivaro-nem intsony)
24. RATOVOARY ( 23/06/2008 14:26)
Ikaretsaka= mbola tsara ve reo aorta sy glasy amidinao reo. Sô de efa simba. Mampanavy ange e! Sa misy sirprôdiksiô de mahazo mivarotra dôly na de tsisy patanty sy karta prôfesiônela aza. Zahay koa mba te hibizna kle! :-D :-D :-D :-D :-D
25. ikaretsaka ( 23/06/2008 15:45)
efa mahazo exclusivite aza zah zao koh!
26. orona ( 23/06/2008 21:38)
nambina> misy afatra sahaza anla koa io ambony io

re-4
27. nambina ( 24/06/2008 07:15)
miseho ho be morala indray ra orona knou, an2 toy izao ihany no nahazo an'i kiadi :( , no provokéna d faly ey refa lasa izy dia mitady hibahana toerana tena tsssssss,
28. ainaheri ( 24/06/2008 14:43)
Ny tsy azoko we fa iza orona no miseho milay hananatra ny mpidinika ato,iza marina ?? Ary sao de...... :roll:
29. diamondra27 ( 24/06/2008 18:27)
i orona de jereo eto
1. kotla : 21/06/2008 11:21:36
aoka lesy patrô a!
2. RATOVOARY : 21/06/2008 11:56:37
Faly mahafantatra e!
3. robby : 21/06/2008 13:32:44
izany ve lety tsy midaina?????
4. Aino : 21/06/2008 15:54:49
dia faly mahafatatra eh!!
5. euh : 21/06/2008 18:51:43
satria ôrera ve de aleo manao fouteur de derche ! priméko elah
6. sff : 21/06/2008 20:40:52
ampiakaro ilay setroka ...
7. xxxx1 : 22/06/2008 17:41:57
rakliora
8. diamondra27 : 22/06/2008 20:34:35
xxxxl: six lah
akaman lah ngah io bandy io lesy

9. xxxx1 : 23/06/2008 04:33:03
diams> iza koa mbakany akaman'io ratsy saina mpila vanona io ? rakliora !
10. aloalo : 23/06/2008 12:53:07
fanga rehefa tsy mitovy hevitra d hoe ratsy saina kosa e !
sao d mba tsy mety kosa e !
11. RATOVOARY : 24/06/2008 10:16:04
Arakara-tarehy vô-jvt klé .
12. diamondra27 : 24/06/2008 20:58:43
xxxl: za manko saika gaga ihany koa
fa in dikan ny we rakliora

de ze mahay ny dikan ny hoe: rakliora de mba ilazao zahay azafady oooooooo

30. melody ( 24/06/2008 19:50)
diams a, nijery sariny izaho omaly akia, dia misy tsy ampy io a, nisy commentaire nataony nambina tao fa nesorina ihany koa :°)
31. diamondra27 ( 24/06/2008 19:56)
melody hihihih we aona ozy nambina akia
32. xxx ( 24/06/2008 19:59)
ianareo ve mino fa dia sariny tokotrany ireny apetany ireny????
zà aloha tsy mino e!.....sarin'olona aby notsoponina tany ho any ireny....
minoa ahy ianareo.....
33. melody ( 24/06/2008 20:27)
diams a tsy tadidiko akia fa tena lava be a, tahak'izay nataoko copie/coller ilay izy :-D :-D
xxx13, izaho koa manana ahiahy leroy a :°)
34. yonikafopl ( 24/06/2008 20:57)
xxx itsikiana fotsiny , kou ra tsy paiso otranazy doly ny namana kouuu hihihihihi
35. orona ( 25/06/2008 09:44)
no zao fasaian'i diamondra27 -- mandika ankitsirano -- tsy misy fierana -- ny tsikera momba ny sariko -- zao moa zany dia -- arahabaina izy -- tonga soa -- http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m485a1cc1c130e

=)) =)) =))
36. diamondra27 ( 25/06/2008 10:07)
orona:ka za mamaly ny fanontaniana ze apetrak'olona sy zay hitan'ny masoko fa tsy mamorona klou e, we iza marina moa i orona? de nahita ny sarinao sy ny koms de nentina teto. Tsy azo atao ve zany

raha tsy we hisy fitsipika vaovao indray hilaza we tsy azo atao manao copier coller momba ny any amin'ny sary

Amiko matoa apetrakao io dia azon'ny rehetra jerena ary tsy misy we miera izany raha tsy we voalazanao ao amin'ny momba anao we tsy azo adika ny koms-ko, sady le izy koa ange imehezanao fotsiny fa de mila voatsihary eo enao e

asio dinika momba io ndray ry orona de aleo jerena
tsy misy ompa ao tsy misy fanambanina tsy nanova mots ze voasoratra


(Belami zao no manao copie eto de manova ny lazaiko


:wink: am le resaka mots d'amour atsy ambadika )
37. tslem ( 25/06/2008 10:35)
hoy i orona :

no zao fasaian'i diamondra27 -- mandika ankitsirano -- tsy misy fierana -- ny tsikera momba ny sariko -- zao moa zany dia -- arahabaina izy -- tonga soa -- jereo eto

=)) =)) =))



fa inona mintsy no tsy aritr'ity orona ity amin'io dinika napetrako io e? sa lazaina fa diamondra ndray no tslem sa tsy azoko intsony.
i diamondra sy tslem dia olona roa samy hafa fa sao dia diso hevitra ianao

38. diamondra27 ( 25/06/2008 11:24)
tslem : tsy azoko le nisian 'io dinika io de tsy novaliako
hay ve zany ny dikany e
:-D :-D :-D

aleo akia mba olona 1 tsika 2 fa tsy tiandry ve a :-* :-* :-* :-*
8O
39. tslem ( 25/06/2008 11:30)
tsy azoko le nisian 'io dinika io de tsy novaliako
hay ve zany ny dikany e


raha ny fahazoako ny zavatra tiany ho lazaina dia izay,tena olona mivadikondana mintsy ngamba io, marina e!

diamondra:
aleo akia mba olona 1 tsika 2 fa tsy tiandry ve a


tiako kah,zarako aza zah misy kambana koh :wink: :-* :-* :-*
40. diamondra27 ( 25/06/2008 17:08)
hiiiika sele aa ve akia efa tsy zakan olona maika fa ho kambana

za koa aloha te ho kambana amindry e


:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724