Tsy mavoa intsony ny tsikera ka mody dokafo hanitsaka???????

41. xxx ( 22/06/2008 09:47)
Tsy mavoa intsony ny tsikera ka mody dokafo hanitsaka???????

lohahevitra reglemnt de compte entre izy mitsam io, koa satri fanehoan-kevitra no eto dia ny hevitro sy ny fahitako azy no nasehoko, anjarany ny maneho hevitra mankasitraka na tsy manaiky an\'izany.

kanota:
Fa olona roa mitsamy sa iray indray sa ao anatiny koa ny manao xxx ato ary e. Na ianao manao xxx na iza na iza samy tsisy nahazo halalana avy amin\'ny vahoaka hisolo-tena azy. Taiza no nisy nifidy izany xxx izany ? Ny tenany aza miafina. Samy tsy mandoa vola na ny mpitsikera na ny mpanesoeso na koa ny mpanasoaso sy ny mpomba amin\'ny fomadio noho izany samy manambara izay lazainy. Ny sefo no manala izay tsy mifanaraka amin\'ny fepetran\'ny serasera. sa anaovy fitarainana dia miala daholo izay mahasosotra

Tsy mbola niteny ny sefo hoe tsy mahazo mamorona pseudo maro2 ny olona 1. Ny fahitako azy, Izy mitsam=olona 1. Tsy ompa izany fa hevitra.
Matoa ao anatin\'ny Option ny fanaovana xxx dia azo atao tsara izany.
Za nga mo ni-geste hoe misolo tena ny vahoaka.

marindrano:
Fanehoan-kevitra tsy misy tambiny no atao eto. Dinika sy adi-hevitra.
Raha mbola mivoha foana ny takelaka rehetra eto amin\'ny ny serasera dia azo antoka fa hitombo hatrany ny olona hamaky sy handinika ny hevitra navoaka teto. Hijery ny hadalana sy fiteny tsy voahevitra nosoratana teto.

@ ankapoben\'ny mpikambana dia ekena tantareka io ry marindrano, fa za koa mino fa possibla ny fisian\'ny olona mandray vola hanao propagandy na hanohitra eto, hitombo hatrany hoy ianao ny olona hamaky sy handinika ny hevitra navoaka, ho fantany avy hatrany koa ireo olona voalaza ireo, fantapantatra @ fomba firesany eny ihany mantsy izay voakarama :-D
(Tsy nanonona anaran\'olona aho zao a)

Hevitra daholo ireo, izay tsy mankasitraka mahazo mitsikera, lohabary an-dasy.

42. Marindrano ( 22/06/2008 17:52)
Avy ao amin'ny saina no ipoiran'ny hevitra. N'izaniza afaka maneho hevitra dia manan-tsaina izay ny dikany.
"Ny hevitra tera-bary" ka samy manana ny tiany anehoana ny heviny ny manan-tsaina tsirairay. Ao ny tia maneho hevitra mifono ompa, ao ny tia maneho hevitra feno dokadoka, ao ny tia maneho hevitra mifono zava-misy, ao ny tia maneho hevitra feno fanaratsiana ary misy ny maneho hevitra araka ny tokony ho izy sns....

Malalaka ny tsirairay ka safidiny io. Izy ihany no ho tompon'andraikitra aimin'izay ataony. "Taratry ny fisainany ny hevitra avoakany"

Tsy ny maha-TIM na tsia no zava-dehibe fa ny fandraisana anjaran'ny tsirairay amin'ny asa fampandrosoana araka izay tandrify azy sy mifanaraka amin'ny talenta hanany.
Ohatra: ny Malagazilla. Ny zavatra tahaka ireny dia misy akony lehibe amin'ny fifandraisana eran-tany sy ny fiarovana ny kolontsain'ny firenena iray tsy ho voatelin'ny fanontoloana. (fa tsy voatery ho filoha na minisitra vao afaka hampandroso firenena)

Ny ataonao koa indraindray no mety maodely na mety faka-tahaka ho an'ny manodidina anao. Raha mpiteny ratsy ianao, dia aza gaga raha maheno ompa avy any amin'ny manodidina anao. Raha mpanao soa ianao dia aza gaga raha misy olona mankasitra anao.

...ny atao no miverina.
43. kanota ( 23/06/2008 02:06)
Efa rakatra fa hery sefo hajainan'ny SERASERA no kidoropamba ra-zoky e
44. ratakktikk ( 23/06/2008 21:22)
fa inona ny blem n' i Kanota @ i hery e! Ze marina lazaina faza miolakolaka.
Miseho ho boby fa tsizy mits ty kanota ty. Kanosa!!!!!
45. penguin ( 23/06/2008 23:39)
Ary vao teraka oviana ilay rakktik ? Omaly. Hitabe :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348