Tsy mavoa intsony ny tsikera ka mody dokafo hanitsaka???????
21. rakapy
(
21/06/2008 01:55)
raha hifanala amiko @ politika ianao dia arosoy, raha hifanala amiko @ resaka adala ianao dia tsy mihemotra koa ny aty :-D :-D :-D
23. rakapy
(
21/06/2008 02:06)
Efa niainga efa ela ka efa mitarika @ isa mavesatra be i Kanota :-D :-D :-D :-D
24. kanota
(
21/06/2008 02:10)
Ianao no milaza tsy mihemotra io ambony io fa tsy kanota velively. Vasoka fa voafatotra amin'ny lelany rakapy mitap
26. kanota
(
21/06/2008 02:24)
Aleo aloha andeha hitady fa resaka tsy hinanankanina ny an-drakapy mitapy voafatrotra amin'ny lelany. Veloma fa manaraka indray manao misy2. =)) =)) =))
27. rakapy
(
21/06/2008 02:27)
Fa angaha tsy nomen-dra8 sy ny TIM week end no handeha hitady??? sa ramaka sahady ny vahoakan-dra8 :-D :-D :-D
28. penguin
(
21/06/2008 05:53)
Misy fizarana sakafo moa ve no nifidianana azy teo. Io no mahatonga anareo miditra dia mivoaka satria ilay sakafo no heverina voalohany. Vao tsy azo io dia lasa ny orakoraka etsy sy aroa. Ny zavatra mba hitako aloha dia misokatra sabotsy sy alahady ny rehetra ary Alatsinainy no mikatona ny sasany aza. F'angaha tsy maintsy hitovy ny toerana sy fomba ary resaka kristianina no mivavaka sabotsy na lahady sa kristianina daholo eran'izao tontolo izao. Mba ampiasao ilay ataidoha fa manajary mampiteniteny foana rakapy.
29. rakapy
(
21/06/2008 06:02)
Ka raha sakafo izay fototra hiorenan'ny fiainan'olombelona aza ve tsy hita dia inona koa no fampandrosoana haingana sy maharitra arosonareo???
Ary na hiasa asabotsy sy alahady na andro na alina na 24h/24h ary ny akamanao tsy dia misy hivadiako atidoha @ zany mihintsy :-D :-D :-D
Ary na hiasa asabotsy sy alahady na andro na alina na 24h/24h ary ny akamanao tsy dia misy hivadiako atidoha @ zany mihintsy :-D :-D :-D
30. penguin
(
21/06/2008 06:27)
Tena mivadika mihintsy ny atidohanao satria milaza ny tsy fipitihan'ny avy any @'izay mpitondra any. Mandray sakafo mivantana any amin'ny mpitondra ve ny vahoaka eran-tany sa miasa ahafahany mamelona ny tenany sy ny ankohonany ? Nareo no zatra amin'ny fanaonareo milelaka izao 7mbenan'ny tompon'andraikitra eran'ny vazamototra izao
31. rakapy
(
21/06/2008 06:46)
Ka ny orin'asa izay mba mandroso aza toa akatonareo koa aiza ny asa ho vahoaka? sa hiasa ao @ magro daholo ny olona? nefa tsy ampy place koa ao? :-D :-D :-D
32. Annie2006
(
21/06/2008 08:38)
kidoropamba:
Tsy marina ny filazAna fa ny "atao no miverina". Tsy misy hino izao fa hiverina ho mpitaingina bisikileta ny filoha hajaina Ravalomanana ka hitety faritra hivarotra ronono. ny fahazarany mitaingina aropilany Air force one, ho azy irery dia tsy maintsy hanosika azy hanao tsaratsara kokoa amin'ny ho avy.
Matoky aho ary mirary fa mety ho aropilany moderna kokoa no hovidiny tsy ho ela raha vao lafo ny coblat sy ny solika satria mendrika azy loatra izany noho ny asany maro dia maro.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
Tena very mihitsy. tssss!
:-@
33. Marindrano
(
21/06/2008 10:03)
Fanehoan-kevitra tsy misy tambiny no atao eto. Dinika sy adi-hevitra.
Raha mbola mivoha foana ny takelaka rehetra eto amin\'ny ny serasera dia azo antoka fa hitombo hatrany ny olona hamaky sy handinika ny hevitra navoaka teto. Hijery ny hadalana sy fiteny tsy voahevitra nosoratana teto.
Tsy olona iray ihany izay mihevi-tena ho tsy fantatra noho ny solon\'anarana entiny no andrasana eto fa izay tia maneho hevitra sy mandray hevitra.
Ny malagasy dia nandala ny atao hoe \"Loa-bary an-dasy\" sy \"Dinidinika ambany tafotrano\", noho izany, tia midinidinika sy maneho hevitra. Tsy sanatria nisy nanome azy vola na karama no nanaovany izany fa efa kolontsainy hatramin\'izay.
Tsara raha mandini-tena sy mandinika ny natao aloha, izay vao mitsikera ny hafa.
...ny atao no miverina.
35. betsi2
(
21/06/2008 12:37)
kidoropamba:
Toa mampatahotra be ity ianao izany. Toa mifono menace ilay "tody sy ny atao no miverina".
Ny anay aloha dia tsotra: Ny filoha hajaina Marc Ravalomanana dia tsy mbola nanao zavatra ratsy vahoaka izany mihitsiny satria ny hampandroso, miasa, miasa tsara miasa mafy, ny vahoaka ihany no nataony hatramin'izao. Ka heveriko fa ny tody mikasika azy manokana aloha tsy ho hisy zavatra ratsy mihitsy. tena siora aho amin'izay.
Raha nomeny ny mpandraharaha vahiny ange ny fitrandrahana ny harempirenena dia satria tian'y filoha hajaina ary mamim-bahoaka Ravalomanana loatra ny malagasy ka ny vahiny ihany no manana traikefa mazava ary tsy azo iadian-kevitra amin'ny fitantAnana e.
Raha nataony ny fomba rehetra nangorona ny fahefana dia mba hialAna amin'ireo izay mpanao politika mangalatra sy manao tsinontsinona ny fampandrosoana ny firenena.
Raha mitrosa ange izy satria hanamboarana lalana e.
Raha mitaingina raopilany izy dia satria maro ny asa miandry azy any ivelany any.
Raha arak'io teneinao io dia mirary aho ka mirary mba hiverina aminy io zavatra ataony amin'ny vahoaka io. Mirary aho, mba miverina aminy ireo soa ataony amin'ny mpandraharaha vahiny mba ho fampandrosoana an'i Madagasikara.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
toa mivoaka tsikelikely hiany ny tfinysikera vahoaka sy mpanao politika any ra8 soahiany enareo god bless ra8 hiany no namoaka ny teny ,
-azo hiadivankevitra @ fifantanana ny vahiny satria vé bado daholo ny cadre sy ny teknisianina any dago akaotra ny filoha
-manangompahefana=voamarina ny dictature sy ny monopolisation de l economie .teny filamatra ny tim tokony hovana tsy atao hoe tohizo ny lalantsika satria tsy maharaka ny lalany mpitondra ny gasy ,izy mandeha roapilanina fa ny vahoaka ampadehanany tongotra, fa avadika hoe< un pour tous tous pour moi< zay vao mazava tsara ho any rehetra
:-D :-D :-D :-D :-D
36. kidoropamba
(
21/06/2008 13:26)
Ny anay antoko TIM aloha mazava tsara: Izay kamo be tenda dia tsy mendrika mipetraka ao Madagasikara. Na izy lasa sesi-tany, migadra na izy ao anatin'ny sokajin'olona "mahantra" ka tsy te hivoatra intsony. Tsy avotra ary tsy Avotana e.
Izay miasa kosa, dia tsy maintsy mijinja ny soa nafafiny. Ary vonona foana ny filoha hajaina hiara-miasa sy hifampirasa ny vokatra azo hoan'ny rehetra.
Io ihany ny lalAnan'ny Fampandrosoana.
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

37. Marindrano
(
21/06/2008 19:01)
"Aza mandrora mitsilany, ka manao izay mahavoa tena".
Diniho aloha izay ambara fa tsy tsara ny maika sy faingana hiteniteny foana.
Izay niasa araka ny rariny sy ny hitsiny ihany no hahazo rariny ka tsy hohelohin'ny tantara.
Tsy velona ny olona iray raha tsy miasa sy mitsemboka. Tsy mitovy anefa ny endrika isehoan'izany na ny fahafahana manao izany eo amin'ny olombelona tsirairay. Misy efa natao hiasa mafy vao tafita ary misy ny tsotsotra ihany ny zavatra ataony dia mahatafita azy eo amin'ny fiainana. Miankina amin'ny vintany sy ny anjarany izany rehetra izany.
...ny atao no miverina.
Izay kamo be tenda dia tsy mendrika mipetraka ao Madagasikara.
Diniho aloha izay ambara fa tsy tsara ny maika sy faingana hiteniteny foana.
Izay niasa araka ny rariny sy ny hitsiny ihany no hahazo rariny ka tsy hohelohin'ny tantara.
Tsy velona ny olona iray raha tsy miasa sy mitsemboka. Tsy mitovy anefa ny endrika isehoan'izany na ny fahafahana manao izany eo amin'ny olombelona tsirairay. Misy efa natao hiasa mafy vao tafita ary misy ny tsotsotra ihany ny zavatra ataony dia mahatafita azy eo amin'ny fiainana. Miankina amin'ny vintany sy ny anjarany izany rehetra izany.
...ny atao no miverina.
38. kidoropamba
(
21/06/2008 21:34)
Ny tsy azoko amin'izay lazainareo dia ity fiheveranareo fa tena dondrona izahay.
Moramora ihany fa sao dia manenina eo.
God save Ravalomanana (doctor honoris causa, PDG ana orin'asa tena miroborobo maromaro, filoha lefitry ny fiangonana, akama-na vazaha mpamatsy vola...)
^:^
Moramora ihany fa sao dia manenina eo.
God save Ravalomanana (doctor honoris causa, PDG ana orin'asa tena miroborobo maromaro, filoha lefitry ny fiangonana, akama-na vazaha mpamatsy vola...)
^:^
39. kanota
(
22/06/2008 02:27)
Efa hita izao fa tsy TIM io kidorokidoro io fa manao resaka ary milaza TIM satria tsy mahavoa intsony ny manompa sy mitsikera mivantana dia ny mitonona ho TIM nefa miteniteny foana no atao hanimbana ny TIM. Ny samy mpanohatra mahafantra ilay hevitra no mody manamafy manenjika an'io fa tsy TIM mihintsy Kidoro sesika. Tsisy izany olona iray izany daholo no miresaka eto. Fa ahoana no olona iray no hivadika manga dia lasa mena dia lasa fotsy sa dia olona adala tokoa.
Ho an'i Marindrano indray dia disobe ianao amin'ilay hoe manantsaina daholo no miresaka sy manoratra eto. Be no manadala sy manimba saina no halehany eto ary tsy hay koa na ianao aza no voalohany amin'izany.

40. kidoropamba
(
22/06/2008 08:18)
Asehoy eto ny karatrao ry kanota fa aza miteniteny fahatany eto. Ary mila hamarinanay ihany koa na nandoa ny kotizasion enao na ireo mpijapy train ireny fotsiny.
Be fialonana aloatra ianao io ry kanota ka lasa mananihany fotsiny.
Azonao ompaina aho, i razoharimihaja, ry rajemison sy ny sisa fa raha vao mikasika ny singambolon'ny filoha hajaina Ravalomanana ianao dia ho hitanao fa tsy misomonga ny fitondram-panjakana.
Ny vahoaka sahirana tsy misy sakafo eto dago ireo no mahamaika ny fitondram-panjakana fa tsy ireny fialonana asesikao eto ireo.
Raha TIM marina ianao alefaso amin'ny adiresy mailaka an'i TIM ny fanamarihana ny karatrao. Fa raha mpanohana avy ato anoloana kosa, dia mivonona fa sazy no ahazo anao sy ny fianakavianao. Ary aza mianakendry manao vakansa aty mihitsy fa eto Iavto fotsiny dia efa sirika ianao.
Tena....