fa manino ny gasy no minomino foana

41. endrika01 ( 29/06/2008 08:25)
joace91:

endrika01 >dia aona indray ilay oé refa misy tandra mainty be ny kibo dia tsy miteraka hono hahahahaha




ka zany hono koa,refa misy tandra hono ny tongotra dia mi-voyage lavitra ,de zah tena ni-voyage lavitra,de le resaka tandra anakiray
mampatahotra ahy ,hi hi hi
:-P
42. sandman ( 29/06/2008 23:07)
Tandremo fa tsy midika akory hoe mety ho marina ny zavatra toy ny hoe : tsy azo atao ny manao voanjobory ampaosy raha bevohoka fa maha-mondry na ny koa ny hoe, aza mandaka rindrina fa mahafaty ray be...
Ireny indray dia misy contexte mazava tsara no nipoiran'ireny fitenenana ireny ary fantatsika tsara fa ny malagasy dia société miaina amin'ny repression na ny sazy. Ny fanasaziana no tena fomba nentina nanabeazana.
ka mety fampitahorana ny ankizy fahiny mba tsy handaka ny rindrina no antony nitenenana ireny fa tsy voiatery ho marina foana akory.
43. xxx ( 30/06/2008 06:58)
tsy misy maharatsy ny tenin'ny ntaolo,natao fitazaina daholo ny but an'ireny,ny mpamosavy ohatra dia hoe torahana @ voanjobory dia tsy mihetsika hono,ny ahy indray mety coco na voatavo no zerako azy raha mifanehitra amiko, mbola betsaka amintsika ihany koa rehefa manao trano dia mbola maka mpanao piskidy aloha mijery andro,ny sasany moa rehefa bevohoka dia tsy azo tenenina ny daty soa misy mamosavy hono,raha vao misy maty tanora na aretina tsy mety voatsabo dia namosavian'ny olona iny ,na hoe zavatra tsy mifanaraka amin'ny saintsika. le zavatra oahtran'izany mihitsy no mahagaga fa tsy dia hoe fanakianana ny fomba malagasy
44. sandman ( 01/07/2008 00:56)
Zavatra hafa indray ny momba an'iny, sokajiako amin'ny resaka ancrage angamba na raha hazavaina misimisy kokoa dia ahitana karazana pratika anakiroa, ny iray izay vokatry ny faharesena lahatra ary ny iray vokatry ny curiosité na ny ny hoe "andeha mba hanao koa aho satria i Rakoto nanao".
45. xxx ( 01/07/2008 09:09)
@ko aloha efa betsaka ny fomba fanao taloha efa juste hoe fomba fotsiny sisa mba ho fanajana,
46. endrika01 ( 05/07/2008 20:38)
Ha ha ha,mino na tsy mino ixxx de tsy maninona mintsy.De we tsy matahotra mpams ve?De we tsy manana namana na fianak ms mpanandro ve?Adala angah ny hafa tsy mampiseho na manolotra sary na milaza ny datinandro nahaterahany?ntsss,de lazain i xxx fa finoanoapona kou zany zao,lay fandaharana omaly hariva t@Arte T.V iny;lay zazakely lasa nifintina kely azo natao am-paosy hoatran\'ny voalavo kely?De izy tonga @rainy foana taoriany nahafatesany we,afindrao ary aho,zao zao sns...=))
47. xxx ( 06/07/2008 21:07)
Tsy misy zavatra tongatonga ho azy,fa misy antony daholo,mba dinihanao ve hoe ity hafatra alefa ity anie par connection ao antrano nefa dia mahita daholo ny olona era tany,tsy miracle izany soa dia gaga ianao,ary atao hoe coincidence misy foana.Tsy azonao no tiako hambara,le hoe tsy azo tenenina ny daty ahaterahana soa misy mamosavy no mahagaga kely ihany,ianao anie libre tsy hiteny ny daty ahaterahanao fa le hoe misy mpamosavy izany no mahagaga.Fombantsika gasy io raha vao misy tsy fahombiazana na aretina dia nasian'olona izay,ny hoe maty tanora moa dia tsy resahina,ny tsaho sy ny honohono moa dia tsy resahina intsony,hatramin'ny ravalomanana avy no namangy ny filoha an'i zambie hoe efa maty nefa mbola tsaboina,quel diplomatie ?efa tonga hatrany @ ambony iç_ndrindra ity honohono ity :-D :-D :-D :-D :-D
48. francoB ( 07/07/2008 03:39)
Fanamarihana ho an'i xxx fotsiny ny ahy, izay nilaza fa hoe ny fitazomana ny finohanoam-poana(izay mbola voafaritra ho soatoavina malagasy ihany izany) no mapahantra atsika.Disoko izany satria ohatra iray fotsiny i Japan: firenena mbola mitazona ny fomban-drazany atr@zao io firenena io nefa aiza izao @ara-toekarena? Afaka mamaky ny report nataon'i KFC t@ izy ireo nanao investment tany Japan ianao manamafy an'io zavatra teneniko io(ny firafitry ny trano, ny fitodikin'ny birao, ny loko tsy maintsy hita ao, etc).
2/ Ny amerikanina, izay firenena mandroso koa. Tsy mbola misy ary tsy ho hisy mitsy aty USA hoe trano avo be ka hisy bokitra milaza ny rihana faha13 ao anaty elevator, fa avy @12 d 14A na 12B, na fihasana izany na hotely.
Ny any tsikaritro d satria voazanakin'ny frantsay (mariako tsara mitsy) ny lohan'ny olona maro ka manaraka ny ataony. Ny frantsay anie efa almost tsisy kolotsaina intsony e, na taloha aza, d mitady namana izy d ny an'ny olona no lazainy fa ratsy sy efa nilaozan'ny toetrandro!
49. francoB ( 07/07/2008 03:50)
Ary ny finoana bibiolona tompoko dia mitovy @finohan'ny olona maro ny E.T ihany io. Koa nahoana no refa Gasy no miteny d lazaina fa tsy marina avy atrany fa refa vahiny no milaza fa misy ny E.T d mbola asiana ny ady hevitra aloha, d tsy tapaka mitsy ny hevitra!?
50. miranto81 ( 07/07/2008 07:23)
izao azy

Iza no filohan'ny firenena mandroso indrindra eto an-tany?
George Bush

Efa henonareo fa i Bush dia membren'ny Skull and Bones?
porofo http://www.youtube.com/watch?v=nY-0OMAqNqI

Ny dadaben'i Bush dia nangalatra ny karandohan'i Geronimo. Geronimo ilay peau rouge malaza
porofo http://www.youtube.com/watch?v=qq5CP2iFmXk

ka ahoana? minomino foana sa tsia?
51. xxx ( 10/07/2008 18:19)
tsy azonareo no tiako hazavaina na dia efa nilaza zavatra maro,tohizo fa tsara le finoanoampoana sy tsaho maro isankarazany,tsy mbola henonareo ve le teny hoe ny valala misy fa ny mpilaza koa mahay,
52. Amboara-A ( 06/12/2011 14:38)

endrika01:

xxx>zah ndray zao no mody mba asiana @resaka vato!Efa voalaza fa diamondra dia tsy mino ihany!Resaka bibilava indray tena misy.Bandy kely paka vilona no nahatapaka bibilava tsy fanahiniana,(...)nolatsahana ra na akoho teo @toerana e e � tsisy fika,ary niafara t@ fandatsahan-dra ny ombiny 1,(...)ny fokonolona nanatrika teo aby.Minomino foana?:-w



endrika01
mba mangataka torohevitra:misy lavaka maroandavaka eo antokotaniko dia matahotra B ny vady amanjanako, sao dia misy manana hevitra ny handefasana azy ireo hivoaka ny tanàna, nefa tsy hampididoza anay mianakavy!Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755