Tokony hanamboatra prison maro ny fanjakana

1. rakapy ( 20/06/2008 02:14)
Raha ny fandehan-javatra eto Madagasikara dia tokony hangataka famatsia-mbola @ FMI i Madagasikara hanamboarana fonja fa tsy ho ampy izy ity atsy ho atsy.
novalian'i kanota ny 24/06/2008 06:53
2. kanota ( 20/06/2008 02:19)
rakapy no hiditra voalohany ao amin'ny fasampoana =)) =)) =))
3. rakapy ( 20/06/2008 02:22)
ka efa ato aho ka inona no mahatapa-tsinay an'ingahy :-D :-D :-D
4. kanota ( 20/06/2008 02:26)
Miandry namana ao amin'ny fasampoana ve. Tsy aleo asiana razam-be miaraka aminao fa ny velona no taritinao any =)) =)) =)) . sa ampanarahana vatan'akondro ho vadinao ao? =)) =))
5. rakapy ( 20/06/2008 02:32)
Miandry an-dra 8 eto izahay sy ny razana
6. kanota ( 20/06/2008 02:33)
Ngah tsy any Norvege indray izy no handeha hoy ianao? Sao manao resaka foka ?
7. rakapy ( 20/06/2008 02:39)
Ka ilay fasana anie aty Norvezy e! enao koa toa mpanaraka an-dra 8 fanina ko! :-D :-D :-D :-D
8. penguin ( 20/06/2008 03:03)
Ianao no tena fanina fa tsy hanitatra fasana ho anao ry zalahy fa efa misy hivalamparanao ao. Ny prison hanampiana an'Antanimora sy Tsiafahy no ambaranao. Izay mpanao politika notsaraina avy any aloha mirehatra tsara daholo fa ny mafy ady no voan'ny tazon'alika =)) =)) =))
9. rakapy ( 20/06/2008 03:28)
Ka i lery anie no hanao retraite any rehefa vita ny mandat-ny e! tsy aleon'i lery ve de amboariana milay dia n'izao. :-D :-D :-D :-D
10. kanota ( 24/06/2008 06:53)
Inona no vaovao rakapa a? =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2961