Makasitraka an-dRa8 Jeankely dia nesorina
21. kanota
(
19/06/2008 16:36)
Jeankely efa katsaka nipitika tsy mety lasa sesikidoron'i patrick2002 :-P :-P :-P :-P :-P :-P :-P
22. patrick2002
(
19/06/2008 21:20)
i jeankely be kanota tsy mendrika na hatao mpamafa kirarony patrick aza .
olona mpampihorohoro ianao ry kanotany jeankely
Ho lava ny lalantsika ,fa aza mamovokovoka re ah! :D
Aza adino fotsiny ny miantso ny zanakao an'i dago fa sao dia haodiny ry zalahy ,fa lany andro eto @ serasera ianao ra-kanota ,zay vao hoe hanakatona ny serasera :-D :-D
dia aza adino koa no mitady ny rainy ,fa sao dia lasa vieille dame eo toi :wink: :wink:

23. naughtyboy
(
19/06/2008 21:28)
kidorompamba ,J.K kanota ataony ra8 mamafa ny loto ataony eto fotsiny de zay mbo lazao eto oe inn no tombony azonareo taminy ty mpitondra 1 ty
24. penguin
(
20/06/2008 03:16)
Mikarama izany naughty sy patrick2002 eto ve sa ahoana ? Vola miditra ve hialana. Nanapaka tetezana aza nataon'ny sasany koa ny hiaro ny asa ho an'ny vahoaka ve ankarary ? =)) =)) =))
25. tsoraka
(
23/06/2008 06:38)
Efa hitan'i kanota ny nafenina fa kidoropamba vao tonga vao hainga dia i hery sefo hajainan'ny serasera.
26. tsimati
(
24/06/2008 04:44)
Aleo hilamina fa ny tany hindramina misy zanany eeee. Aza mifanala nify an. =)) =)) =))