mba fenoy ny alatsinainy hifoha atalata
1. Xp
(
16/06/2008 22:41)
Mba fenoy ity hira ity azafady fa tsy tadidin'ny Xp, tsy ampy ny RAM :P
Ny alatsinainy e
Ny alatsinainy hifoha atalata
voazara daholo
ny akanjo tao am-bata
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny atalata o
ny atalata hifoha alarobia
voazara daholo
ny sotro sy vilia
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alarobia o
ny alarobia hifoha alakamisy
...(mba fenoy)
...(mba fenoy, ohatra ny hoe ry voahangy sy ry lisy fa tsy tadidiko)
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alakamisy o
ny alakamisy hifoha zoma
voazara daholo
ny tany tany an-tsaha
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny zoma o
ny zoma hifoha asabotsy
voazara daholo
ny fandriana bodofotsy
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny asabotsy o
ny asabotsy hofoha alahady
...(mba fenoy)
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alahady o
ny alahady hifoha alatsinainy
ny alahelo ny ankizy
no latsaka an-tsaina
nifanaraka indray e
fa tsy handeha ramatoa
nifanaraka indray
fa tsy handeha ramatoa
Ny alatsinainy e
Ny alatsinainy hifoha atalata
voazara daholo
ny akanjo tao am-bata
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny atalata o
ny atalata hifoha alarobia
voazara daholo
ny sotro sy vilia
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alarobia o
ny alarobia hifoha alakamisy
...(mba fenoy)
...(mba fenoy, ohatra ny hoe ry voahangy sy ry lisy fa tsy tadidiko)
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alakamisy o
ny alakamisy hifoha zoma
voazara daholo
ny tany tany an-tsaha
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny zoma o
ny zoma hifoha asabotsy
voazara daholo
ny fandriana bodofotsy
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny asabotsy o
ny asabotsy hofoha alahady
...(mba fenoy)
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
Ny alahady o
ny alahady hifoha alatsinainy
ny alahelo ny ankizy
no latsaka an-tsaina
nifanaraka indray e
fa tsy handeha ramatoa
nifanaraka indray
fa tsy handeha ramatoa
novalian'i Xp ny 18/06/2008 19:24
2. tslem
(
17/06/2008 11:24)
Xp:
Ny alarobia o
ny alarobia hifoha alakamisy
...(mba fenoy)
...(mba fenoy, ohatra ny hoe ry voahangy sy ry lisy fa tsy tadidiko)
fa hisaraka hono e
handeha ramatoa a
[center]voazara daholo ny akoho sy ny gisa
fa hisaraka hono e,e,e,e
fa handeha ramatoaaaaaaaa[/center]
[center]REMI[/center]
4. tslem
(
18/06/2008 09:00)
kay ve tsy nisy koa ilay asabotsy hifoha alahady e? tena tsy voadiniko.
voazara daholo ny lapelle sy angady
dia ary @ voalohany oe:
ny alahady hifoha alatsinainy
izy mivady tsy mifanaratsaina
...............................
voazara daholo ny lapelle sy angady
dia ary @ voalohany oe:
ny alahady hifoha alatsinainy
izy mivady tsy mifanaratsaina
...............................
