SOS pour un DÉSASTRE ÉCOLOGIQUE à MADAGASCAR

1. comptezo ( 15/06/2008 12:10)
ÉCOLOGIQUE à MADAGASCAR Bonjour à toutes et à tous, Merci d'envoyer ce mail au maximum que vous pourrez. CA CE PASSE
EN CE MOMENT A MADAGASCAR .Comme indiqué au téléphone, je
suis passé par Analalava et Antsohihy lors de ma dernière
mission,Et les gens sont très préoccupés par la mort de
nombreux dauphins ces derniers jours :les rumeurs
vont bon train.Au large c’est un site ou Exxon Mobil est
en train de faire de la recherche pétrolière en mer La
compagnie avait averti les villageois le mois dernier
qu’ils allaient faire circuler un bateau chargé de faire
(entre autre) des sondages avec un sonar a balayage
latéral, du genre : « ne vous inquiétez pas ce ne sont
pas des bâtiments de guerre ;tout ça est
inoffensif c’est juste de la recherche…..On ne sait pas
encore s’il y a une relation de cause ;à effet
,mais le2juin le bateau d ’ Exxon Mobile a quitté le port
de Mahajanga pour se rendre sur le site en mer. Mercredi 3
juin ;il y avait une 40aine de dauphins bloqués au
fond d’un bras de mer qui remonte sur 60 km jusqu’au port d’Antsohihy.Le lendemain jeudi 4 juin les dauphins
étaient plus d’une centaine et 27 étaient déjà morts
(j’ai vu 6 cadavres dans le port d’Antsohihy, dont
deux bébés….C’est assez poignant)Hier une « équipe
d’Antsohihy a recensé au total une 40 aine de
dauphins morts !.Un autre est venu s’échouer sur la digue
du port d’Analalava , ce qui ne s’etait jamais vu….Des
bras de mer comme celui d’Antsohihy il y en a des
dizaines dans la région….Je crains que ce ne soient la
que les premières victimes…..triste.Si vous avez des
copains écolo il faut peut être en parler Kind and Best
regards Jo Christian RAZANAJATOVO Administratif and Financial
Assistant Expeditors Tamatave Tél: 020 53 329 66Fax:020 53
329
Ce message est confidentiel. Son contenu ne represente en aucun
cas un engagement de la part de AXA France sous reserve de
tout accord conclu par ecrit entre vous et AXA France.
Toute publication, utilisation ou diffusion, meme
partielle, doit etre autorisee prealablement. Si vous
n'etes pas destinataire de ce message, merci d'en
avertir immediatement l'expediteur. This message is
confidential. Its contents do not constitute a commitment> by AXA France except where provided for in a written agreement between you and AXA France. Any unauthorised
disclosure, use or dissemination, either whole or partial, is prohibited. If you are not the intended recipient of the
message, please notify the sender
immediately.
a
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:28
2. comptezo ( 15/06/2008 12:16)
C'est vrai que ce message est confedentiel mais on ne peut pas toujours se permetre qu'on cache des choses aussi importantes au gens ....
signé:comptezo
3. ainaheri ( 15/06/2008 13:25)
Voaray ny hafatra fa mba hezaho atao @ teny gasy azafady
4. tslem ( 15/06/2008 18:28)
:roll: tsy misy haiko izay lazain'i comptezo fa mba azo adika am teny gasy ve ? :lol:
5. kiadi ( 15/06/2008 19:06)
sady lava lotra no tsy @ teny gasy !!
6. melody ( 15/06/2008 20:07)
mba anjarany kiadi izany no manao tradiktiô e! :wink:
7. comptezo ( 17/06/2008 12:35)
Miala tsiny fa io no voaraiko de io no azoko nalefa .Natao t@ teny français satria @zay misymisy koukoa ny mahazo azy(sady za kou àry tsy mahay mamadika azy. :x
azafady eh!
8. rakapy ( 19/06/2008 02:55)
Mba nahita io vaovao io t@ gazety koa aho ry Comptezo ary tena hita fa zavatra tsy normal mihintsy raha ho 40 be izao no indray maty!
Tsy fantatra aloha izay tena antony na porofo ilazana hoe iza na iza na inona na inona no nahatonga io faharinganana io?
Aminy heriritreritro dia tsy tokony ho iala maina @ io ny Exxon satria misy fifanandrifina @ fikarohana izay ataony any @ iny faritra iny ity tranga ity.
Tokony hijery akaiky ny fandehan-javatra ny fanjakana Malagasy satria io companie io dia efa manana tribonaly tsy vita nohony fanimbana ny tontolo ihanana any Alaska.
Zareo o! zanatany Frantsay anie i Madagasikara ka raha zavatra lehibe toy izao dia matetika dia @ teny vahiny. Zara aza mbola t@ teny Frantsay fa tsy t@ teny Potuguaise na Japonais :-D :-D :-D
9. rhina ( 15/08/2009 10:28)
teny kely fotsiny lo e!!
maha menatra reto zany hoe Gasy zany nefa tsy maha mamadika an'io ho teny Gasy a na dia any ivelany aza.
aza asina fitsikerana io fa ataovy any an-tsaina any fotsiny .
mino za fa tsy ho tezitra nareo ra tena malagasy marina.


Betsaka ny zavatra nampiasaina tsy ara-drariny, tsy ara-dalana teo amintsika tato anatiny taona maromaro zay. Mila miara manaiky na mpomban'iza na mpomban'iza na ts moba n'iza n'iza.
Ny ala, Ny arena an-kibony tany, ny biby sy ny maro afa koa.
Za lo ohatra d tsy manaiky mints an le biby isakarazany nalefa any New York reny nahoana no tsy nampandrenesina an'ireny ny gasy "fa tsy hoe iza no nandefa an'ireny" Tena tsy filoampirenena zany amiko fa amiko ny loham-pianakaviana no mpanao an'io "noheveriny ho zanany sy anazy doly mantsy i Madagasikara iray manontolo ka izy no mandidy manapaka"
tsy resaka politika io fa fomba fijery @ fomba firesaka

simba, simba i Madagasikara ka tokony ho sazina hoy aho ry zareo ireo hanadio ny ranomasina , hamboly hazo, hamerina ireo are-be ny malagasy lasa any ivelany any satria tena betsaka loatra simba i Madagasikara ary miaina @ Maloto ny taranaka malagasy .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2448