divorce any am-piangonana????????????
21. fijo
(
17/06/2008 22:55)
ahoana tokoa letsy no hanaporofoana izany le????????
tsy ekeko koa ilay fomba fiteny hoe "izay natambatr andriamanitra dia tsy azo sarahan'olombelona"aza hadino,fa olombelona anie no "nanamasina" le fitambarana e,ka nahoan ano tsy azon'ilay olombelona sarahana rehefa hita fa tsy hety??????na dia efa voadaroka isan'andro izao aza ve ny vavy ,de mbola hoe hiareto ao retsy fa efa izay no tian'andriamanitra an.oka nama.

23. manidina
(
18/06/2008 18:39)
maro angeh le olama zay tsy azo ihoarana ankoatran'ny daroka,oh fotsiny raha mitondra kil ny anakiray ao antrano ary tratranao ambodiomby de aona? mandefitra ve?odiana tsy hita v fa vita mariazy any ampiangonana???
24. fijo
(
18/06/2008 21:35)
ka izay letsy no sitrak'andriamanitra fa mba hiareto kely ao an,tsy azo sarahan'ny olombelona anie satria efa natambatr'andriamanitra e.
ari an,hoatry ny hety amiko io zavatra io izany ka.

25. ari.malala
(
19/06/2008 06:36)
:-D :-D :-D :-D ilay mijangajanga kosa anie efa voalaza fa afaka misaraka e! raha flagrant be otrizany kosa efa minia mikipy kosa raha mbola hampandefitra amizany ka!
fijo a, d atovy izay mampety aminao aza e! hihiih :-D :-D :-D

26. prime
(
19/06/2008 12:03)
Mazava ilay fijery katolika... fa na ny foto-pinoana protestanta koa aza dia manorina ny mariazy ho zava-masina... tsy maintsy vita batisa sy mpandray ny fanasan'ny Tompo ireo mpanambady ary efa vita soratra ara-dalàna ara-panjakàna vao azo hamasinina...
Raha ny lohahevitra no idirana dia mazava ny foto-kevitra kristiana... io ambaran'i Hery io no mahalaza azy tsara... raha vao voamasina teo amin'Andriamanitra dia mandrapahafaty ny fanambadiana... mety hisy ny fisarahana ara-toerana, ara-disadisa, ara-panjakàna, fa ny fiangonana (protestanta aloha no tena fantatro) dia tsy mamaha fanambadiana na inona antony na inona antony fa fijangajangàna ny mihoatra izay...
Misy tenin'ny Apostoly Paoly izay ao amin'ny epistily ho an'ny korintiana namaritra fa mety azo atao ihany ny misao-bady "noho ny fijangajangàna" ary misy ihany koa fanazavàna nomeny ho an'ny mpino manambady tsy mino ka raha miala ity farany dia avela hiala izy... saingy mazava ny tohiny fa tsy mahazo manam-bady intsony ilay mpino raha tsy maty ilay vady voalohany fa raha tsy izany dia mijangajanga izy...

27. xxx
(
19/06/2008 16:27)
manidina:
maro angeh le olama zay tsy azo ihoarana ankoatran'ny daroka,oh fotsiny raha mitondra kil ny anakiray ao antrano ary tratranao ambodiomby de aona? mandefitra ve?odiana tsy hita v fa vita mariazy any ampiangonana???
Ny excuses rehefa ho tadiavina dia ho hita foana mba handaminana ny saina na hialana ny henatr'olona. Fa ilay mitady excuses ve no tena tokony atao ?
Matoa koa tonga hatramin'izany hoe mitondra olona ao an-trano izany ny iray dia na tena %$^#% mihitsy ilay novadiana na nisy zavatra tena tsy nandeha tao an-tokatrano tao.
ari.malala:
:-D :-D :-D :-D ilay mijangajanga kosa anie efa voalaza fa afaka misaraka e! raha flagrant be otrizany kosa efa minia mikipy kosa raha mbola hampandefitra amizany ka!
Raha tsy diso aho ... raha tsy diso hoy aho, dia tsy ilay mpivady vita mariazy no mijangajanga ka tokony hisaraka eto fa ilay nangala-pihinana sy ilay mpangala-badin'olona ka. :)
28. xxx
(
19/06/2008 16:33)
fijo:
ahoana tokoa letsy no hanaporofoana izany le????????
tsy ekeko koa ilay fomba fiteny hoe "izay natambatr andriamanitra dia tsy azo sarahan'olombelona"aza hadino,fa olombelona anie no "nanamasina" le fitambarana e,ka nahoan ano tsy azon'ilay olombelona sarahana rehefa hita fa tsy hety??????na dia efa voadaroka isan'andro izao aza ve ny vavy ,de mbola hoe hiareto ao retsy fa efa izay no tian'andriamanitra an.oka nama.
Raha tsy diso aho dia tsy olombelona no manamasina fa Andriamanitra ka.
30. nikah
(
20/06/2008 17:03)
3- Mety misy olona 2 nanao mariage ka nefa mbola tsy vita Batemy, aty aoriana mangataka atao batemy ny anakiray te-hanambady olona Vita batemy dia azo ravana ny mariazin'izy roa ( Io no ataon'ny katolika hoe privilège Paulin)
4- Mety misy koa olona vita mariage fa ny iray iany vita Batemy, ny anakiray tsy vita Batemy. Azon'ny anakiray vita Batemy mangataka ny handravana ny mariage n'izy ireo raha ohatra ka te-hanambady olona hafa Vita batemy izy, misy fepetra maro tsy maintsy ara-hina iany izany.
Ny batemy ve moa tsy toy ny batisa ihany @ protestant e???
Ary raha ny fahalalako na @ katolika na protestant dia tsy azo atao ny fanamasinana ny mariage any ampiangonana raha tsy vita batisa sy confirmation ilay olona.Na batemy sns...
Ka hoana no ilazanao fa afaka misaraka @ lay olona tsy vita batemy izy??
Ohatra ,raha katolika manambady protestant ohatra,dia afaka misaraka @ lay protestant zany fa handeha hanambady katoloka???Dia aiza ny adidindry mopera @ zany???Sy ty fampianarana any @ laretirety mandritry ny heriandro????
31. xxx
(
20/06/2008 17:52)
Efa nisy nanitsy ireo ambony ireo ny Nikah hoe tsy marina ireo voalaza ireo :)