Ny ahafaty an-draiko no tadiaviko.Inona tsara hoe ?
1. niryna
(
11/06/2008 15:51)
Miarahaba ny ray rehetra aho ary enga anie ireo ray izay tsy mba nandray anjara tamin'ny fiainan'ny ankizy mba hitodi-doha hanampy azy ireo,mijaly ny ankizy tena mitarika fanimban-tsaina amin'ny fiainany iray manontolo mihitsy izany ray nandositra adidy izany.Ho an'ny rehetra kosa dia isaorako Atra nanome hery azy ireo ,tsy mora ny mitondra ankohonana kanefa rehefa mino an'Atra isika dia hainy foana ny manova ny zavatra rehetra.
Roa polo taona nobebeny no nitaiza azy ary noheveriny fa reniny foana.Indray andro anefa dia niseho ny tantara,Nandositra ilay tovovavy,nifoka rongony,nisotro toaka,nataony daholo ny ditra rehetra ary nanalavitra ny fianakaviana izy,izy anefa efa chorale amin'io an.Kanjo dia nahita fiangonana izy ary dia niditra nanao chorale indray.Notantarainy tamin'ny mpitondra fivavahana ny fiainany ary dia niova izy,rehefa tena resy lahatra fa poizina mifono ny tsy famelana heloka .
Maty novonoin-drainy ny reniny raha vao roa taona fotsiny izy ary ny tongony sisa no nahalalana azy tao an-trano ary ilay rangahy dia lasa nandositra.Tratra izy ary dia nigadra mandra-pahafatiny.
Te-hamono ny rainy ity tovovavy rehefa tsy nanaiky fa lazaina amin'ny daholo ny tantara.Ny ahafaty azy no tena mibahana ao an-tsainy hoy izy ..Te ahalala ny marina nivoaka ny vavan'ilay rainy izy.
Noho ny famelana nataon-janany azy dia nanolotra ny fiainany ho tantanan'i kristy ilay ray.Na dia tsy afaka mivoaka any am-ponja aza izy.
Mahavita mamela heloka toa izany ve hianao? Tsy mora kanefa raha mijery ny fahoriana nahazo an'i kristy teo ambony hazofijaliana isika nanavotra ny aintsika angamba mety ho mora ihany raha mangataka fanampiana aminy e
(l) niryna

novalian'i niryna ny 19/06/2008 17:41
2. fahamarinana
(
11/06/2008 17:51)
niryna:
Mahavita mamela heloka toa izany ve hianao?
:arrow: sarotra amiko ny hitoky tena fatratra hoe ahavita hamela heloka toa ilay vehivavy satria tena sarotra be lay tranga.Amiko manokana,raha ny mikasika ahy dia misy voavelako ny heloka fa misy dia na nihezahako aza dia mbola misy tavela kely,lay atao hoe tsy fanadinoana indrindra no tena tiako lazaina rehefa mahita ilay olona :toa misy mitsefoka kely ao am-poko ao...
niryna:
Tsy mora kanefa raha mijery ny fahoriana nahazo an'i kristy teo ambony hazofijaliana isika nanavotra ny aintsika angamba mety ho mora ihany raha mangataka fanampiana aminy e
:arrow: Marina tanteraka nefa izay koa ilay mbola tsy maha-tanteraka antsika.Eritrereto hoe na eto amin'ny dinika fontsiny aza no tsy itovizana hevitra dia efa mampisafoaka sy mampiakatra afo ndraindray ary mampiteniteny foana aza ,hany ka na tokony hamela heloka lay namana aza dia mila rappeller-na kely amin'ilay nifandonana foana hoe ianao aza zatsy,ianao aza tary...sns ..sns..
Ny tiako ambara :Tsy vitan'ny fangatahana Aminy fontsiny fa ny fiainana manontolo mihintsy no atao lafatra..vitantsika ve izay ? Za manokana aloha dia mbola mihezaka nefa dia mahatsapa fa tsy mbola ao tokoa...Rahoviana re.... Lasa lava be fa ialana tsiny :( (l)
3. ikaretsaka
(
11/06/2008 20:58)
Ny tiako ambara :Tsy vitan'ny fangatahana Aminy fontsiny fa ny fiainana manontolo mihintsy no atao lafatra..vitantsika ve izay ? Za manokana aloha dia mbola mihezaka nefa dia mahatsapa fa tsy mbola ao tokoa...
marina
4. Nanoo
(
12/06/2008 05:13)
Tena azoko tanteraka ny adim-panahy manjo an\'ity tovovavy. Soa fa nahay nitodika tany amin\'ilay Ray Tsitoha izy. Misy manko olona azon\'ny fakam-panahy manome tsiny ka izay no mahatonga azy mivary lavo. Sarotra be satria izy koa sady \"juge\" no \"partie\" (ialàna tsiny fa tsy hitako izay mahalaza azy!). Efa tena dingana lehibe ny nahavitany niatrika ity ray ary namela azy ka nahatonga ity ray nanolotra ny fiainany ho tantanan\'i Kristy! Ezaka angamba no tena fototra iaingan\'ny famelan-keloka eto... Mety tsy tena feno t@ fotoana nanomezany azy, nefa kosa manankina tanteraka izany finiavana izany @ Kristy mba ho tena tanteraka sy feno tokoa ity famelan-keloka nomeny ity. Hevitro izay fa izay no mety ho nitranga raha izaho no teo @ toerany! Tsy mora ny manonona ilay hoe: \"Mamelà ny helokay, tahaka ny hamelanay izay meloka taminay\"
5. Nanoo
(
12/06/2008 05:15)
Tena azoko tanteraka ny adim-panahy manjo an'ity tovovavy. Soa fa nahay nitodika tany amin'ilay Ray Tsitoha izy. Misy manko olona azon'ny fakam-panahy manome tsiny ka izay no mahatonga azy mivary lavo. Sarotra be satria izy koa sady "juge" no "partie" (ialàna tsiny fa tsy hitako izay mahalaza azy!). Efa tena dingana lehibe ny nahavitany niatrika ity ray ary namela azy ka nahatonga ity ray nanolotra ny fiainany ho tantanan'i Kristy! Ezaka angamba no tena fototra iaingan'ny famelan-keloka eto... Mety tsy tena feno t@ fotoana nanomezany azy, nefa kosa manankina tanteraka izany finiavana izany @ Kristy mba ho tena tanteraka sy feno tokoa ity famelan-keloka nomeny ity. Hevitro izay fa izay no mety ho nitranga raha izaho no teo @ toerany! Tsy mora ny manonona ilay hoe: "Mamelà ny helokay, tahaka ny hamelanay izay meloka taminay"
6. Koditra
(
12/06/2008 16:10)
fahamarinana:
sarotra amiko ny hitoky tena fatratra hoe ahavita hamela heloka toa ilay vehivavy satria tena sarotra be lay tranga.Amiko manokana,raha ny mikasika ahy dia misy voavelako ny heloka fa misy dia na nihezahako aza dia mbola misy tavela kely,lay atao hoe tsy fanadinoana indrindra no tena tiako lazaina rehefa mahita ilay olona :toa misy mitsefoka kely ao am-poko ao...
Te iombo-kevitra be aminao aho @io voalazanao io.
Ny tsy voalaza tao anatin'ilay tantaran'ny niryna fotsiny ihany koa dia ny hoe inona marina no antony namonoana ilay olona? Mety miankina @ zay koa mantsy ny mety hahamora ilay famelan-keloka na tsia, izany hoe mety ho vita ihany fa mety haharitra fotoana ela araka2 ny fahatonian'ny fo (@maha olombelona].
7. niryna
(
13/06/2008 04:58)
niryna:
Mahavita mamela heloka toa izany ve hianao?
fahamarinana:
:arrow: sarotra amiko ny hitoky tena fatratra hoe ahavita hamela heloka toa ilay vehivavy satria tena sarotra be lay tranga.Amiko manokana,raha ny mikasika ahy dia misy voavelako ny heloka fa misy dia na nihezahako aza dia mbola misy tavela kely,lay atao hoe tsy fanadinoana indrindra no tena tiako lazaina rehefa mahita ilay olona :toa misy mitsefoka kely ao am-poko ao...
marina tokoa izany aky fahamarinana ,saingy nitsangana nijoro vavolombelona izy ho voninahitr'Atra fa tsy mora ny mamela heloka ary izany aky no ilaina an'i kristy hanampy antsika a
Satana dia "accuser",mpanendrikendrika,mpiampanga , no anarany ary izy ihany koa dia mamerimberina antsika ny zavatra nahazo antsika fahiny saingy rehefa mianatra mino isika hoe na inona na inona ny fahotana nataontsika ka mangataka famelan-keloka amin'i kristy isika dia avelany tokoa .
Ahoana no hilazako an'izany?
avy hifandahatra amiko hoy i kristy izany hoe : (tantarao amiko,lazao amiko,maneke fa diso tanteraka tokoa hianao tamin'ny fiainanao ka dia mifona amiko...: "fa na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala ....ary tsy ho hadinoko intsony izany hoy Izy "
8. niryna
(
13/06/2008 05:29)
niryna:
Tsy mora kanefa raha mijery ny fahoriana nahazo an'i kristy teo ambony hazofijaliana isika nanavotra ny aintsika angamba mety ho mora ihany raha mangataka fanampiana aminy e
fahamarinana:miombon-kevitra amin'i fahamarinana koa aho.
[
:arrow: Marina tanteraka nefa izay koa ilay mbola tsy maha-tanteraka antsika.Eritrereto hoe na eto amin'ny dinika fontsiny aza no tsy itovizana hevitra dia efa mampisafoaka sy mampiakatra afo ndraindray ary mampiteniteny foana aza ,hany ka na tokony hamela heloka lay namana aza dia mila rappeller-na kely amin'ilay nifandonana foana hoe ianao aza zatsy,ianao aza tary...sns ..sns..
Ny tiako ambara :Tsy vitan'ny fangatahana Aminy fontsiny fa ny fiainana manontolo mihintsy no atao lafatra..vitantsika ve izay ? Za manokana aloha dia mbola mihezaka nefa dia mahatsapa fa tsy mbola ao tokoa...Rahoviana re.... Lasa lava be fa ialana tsiny :( (l)
Ny ahy koa dia izao foana no ataoko ato an-tsaiko hoe tsy ilay olona tsy mitovy hevitra amiko no miady na tsy mifanaraka ny hevitro fa izay ao ambadiny ka izany no sy mba hitazomako lolom-po ho.
an'ireny olona ireny. Misy anie tsy mahafantatra ny tenin'Atra mihitsy e,misy mahalala kanefa efa fombany ny manohitra ny tenin'ATra dia izay izy izany,ary misy ny tsy mino na tsy mety mino dia manan-korontana ny sain'ny
sasany izy ka mamadika ny tenin'Atra.
Dia izao fotsiny no ataoko ato an-tsaiko hoe,efa nomen'Atra fahasoavana aho nahalala ,nizara,niara nianatra ary nandray ny teniny ka mba anjarako koa no mizara,mamafy ny voa ary tsy maintsy misy voa maniry ary misy ny mety hoe mbola malazolazo izy saingy mbola ho tonga foana ny andro hiantson'Atra azy.
Ny dikany ,fafazo foana ny voa fa tsy maintsy misy maniry ary aza kivy ny mizara fa arakaraky ny izaranao ny olona ny tenin'Atra no hanomezan'ATra anao sy hanendreny anao ny hizara sy tsy atahotra mihitsy na inona tenenin'ny olona ,na iza mino na iza tsy mino,tsy misy miverina amiko,aminao izay nafafy fa lasa foana iny :D
9. niryna
(
13/06/2008 05:31)
Nanoo:
Tena azoko tanteraka ny adim-panahy manjo an\'ity tovovavy. Soa fa nahay nitodika tany amin\'ilay Ray Tsitoha izy. Misy manko olona azon\'ny fakam-panahy manome tsiny ka izay no mahatonga azy mivary lavo. Sarotra be satria izy koa sady \"juge\" no \"partie\" (ialàna tsiny fa tsy hitako izay mahalaza azy!). Efa tena dingana lehibe ny nahavitany niatrika ity ray ary namela azy ka nahatonga ity ray nanolotra ny fiainany ho tantanan\'i Kristy! Ezaka angamba no tena fototra iaingan\'ny famelan-keloka eto... Mety tsy tena feno t@ fotoana nanomezany azy, nefa kosa manankina tanteraka izany finiavana izany @ Kristy mba ho tena tanteraka sy feno tokoa ity famelan-keloka nomeny ity. Hevitro izay fa izay no mety ho nitranga raha izaho no teo @ toerany! Tsy mora ny manonona ilay hoe: \"Mamelà ny helokay, tahaka ny hamelanay izay meloka taminay\"
=D> =D> ^:^ ^:^
10. niryna
(
13/06/2008 05:52)
Nanoo:
Tena azoko tanteraka ny adim-panahy manjo an'ity tovovavy. Soa fa nahay nitodika tany amin'ilay Ray Tsitoha izy.
Mbola mizara ihany koa aho fa nisy aza ramatoa (Joyce Meyer no anarany) afaka mijery azy ao amin'ny web izay te hihaino ny toriteniny
Joyce Meyer.org izy izay raha tsy diso aho
Io Ramatoa io dia novetavetain'ny rainy nandritra ny taona marobe ary efa taona marobe taty aoriana(efa kely sisa ny fotoana hiveloman'ity rainy no niantso azy mivady izy(dadany)mba angataka fifonana sy famelan-keloka.
Mafy tsy nisy toa izany koa ary izao izy nijaly nandritra ny fiainany ,fanambadiany ,na dia nanatona an'Atra aza izy ny saim-patany ihany no nataony.Isaorako Atra fa nanome azy lehilahy hendry,niaritra sy nanampy ary nanohana azy tamin'ny fiainany fa raha tsy izany mba ahoana re no niafarany e ?
Misy manko olona azon'ny fakam-panahy manome tsiny ka izay no mahatonga azy mivary lavo. Sarotra be satria izy koa sady "juge" no "partie" (ialàna tsiny fa tsy hitako izay mahalaza azy!).
tena marobe mihitsy io ka izany no ilazana hoe ny tsy famelana,ny tsy fizarana,ny tsy mamela ny lasa dia mitarika poizina mifona ao anaty ary mahatonga aretina maro toy ny ancer,aretim-bavony,fahiazana,fahatezeran-dava,fahavinirana lava,famaliana faty izay zavatra rehetra mitranga,aretim-po,depression(tsy aiko ny filaza azy fa azafady e),tosi-dra sns...
Hoy aho nanontany olona iray izay hoe ahoana tokoa re no tsy mety mamela ny olona e,kanefa anie ilay izy dia ao anatin'ny fo ary ilay fo toa tsy mihetsika akory fa na tezitra na faly dia toerana iray ihany no misy azy .
Efa tena dingana lehibe ny nahavitany niatrika ity ray ary namela azy ka nahatonga ity ray nanolotra ny fiainany ho tantanan'i Kristy! Ezaka angamba no tena fototra iaingan'ny famelan-keloka eto...
Tsy vitan'izany ihany fa nijoro vavolombelona teoz imason'ny olona firifiry izy ! nizara ny alahelony,nizara ny fitiavan'Atra azy ary nanambara fa tsy vitantsika irery izany raha tsy miaraka amin'ATra isika
Mety tsy tena feno t@ fotoana nanomezany azy,
tamin'ny fotoana nahenoiny ny nahazo azy dia saika namono tena izy,nataony daholo ny fisotrona zava-pisotro mahamamo,maha-domelina ary lasa nitsoaka nandositra lavitry ny fianakaviany izy
nefa kosa manankina tanteraka izany finiavana izany @ Kristy mba ho tena tanteraka sy feno tokoa ity famelan-keloka nomeny ity.
io fahamarinana misy miteny mitovy ilay noteneniko,tsy vitantsika irery ny fiainana kanefa sahiko ny mijoro amintsika rehetra toy ny efa nataoko hatramin'izay fa raha mametraka ny tokyi amin'i kristy isika na dia hoe aheno vaovao ratsy av y tamin'ny dokotera ny toem-pahasalamana fotsiny ihany aza dia efa mampangovitra sy mampi-pararetra taloha ,saingy ato anaty saiko ny hoe mamafy voa aho ka ampihariko amin'ny fiainako ny teny efa nomeny ahy in-dimy raha kely indrindra hoe "Aza matahotra fa homba anao mandrakariva Aho"
Hevitro izao fa izay no mety ho nitranga raha izaho no teo @ toerany! Tsy mora ny manonona ilay hoe: "Mamelà ny helokay, tahaka ny hamelanay izay meloka taminay"ary tsy vitan'ny hoe tsy mora ihany fa tsy eo am-bava fotsiny fa ao am-po manontolo.
Hoy ilay rangahy izay hoe mety manaiky eo amin'ny vavako aho saingy ny foko aloha mbola lotika
:D
11. niryna
(
13/06/2008 05:56)
Koditra:koditra a,tsy nilaza izy,ny fantatra fotsiny aloha dia efa nivady roa taona izy roa vao nanomono an'ity vadiny ity rangahy ary ny zaza roa taona irery no tao an-trano nitomany. ndry mampalahelo anie izany e.Vao tamin'ity
Ny tsy voalaza tao anatin'ilay tantaran'ny niryna fotsiny ihany koa dia ny hoe inona marina no antony namonoana ilay olona? Mety miankina @ zay koa mantsy ny mety hahamora ilay famelan-keloka na tsia, izany hoe mety ho vita ihany fa mety haharitra fotoana ela araka2 ny fahatonian'ny fo (@maha olombelona].
herindro ity anie io fijorony vavolombelona ka zaraiko anareo e
Ilay rangahy rainy izany dia migadra mandra-pahafatiny.Enga anie ka mba hisy ny famotsoran-keloka sa ahoana ? Sarotra e tena sarotra tanteraka
12. ikaretsaka
(
13/06/2008 17:00)
dia hitranga @ niryna koa ve ny fijoroany vavolombelona sa akory?
tadidio lalandava @ ny mijoro vavolombelona fa ny mety/tsy nety t@ iny olona iny akory dia voagtery hiety na tsy mety aminao!
satria samihafa ianao sy iny olona iny
tadidio lalandava @ ny mijoro vavolombelona fa ny mety/tsy nety t@ iny olona iny akory dia voagtery hiety na tsy mety aminao!
satria samihafa ianao sy iny olona iny
13. niryna
(
13/06/2008 17:26)
ikaretsaka:
dia hitranga @ niryna koa ve ny fijoroany vavolombelona sa akory?
tadidio lalandava @ ny mijoro vavolombelona fa ny mety/tsy nety t@ iny olona iny akory dia voagtery hiety na tsy mety aminao!
satria samihafa ianao sy iny olona iny
ka inona no olana aminao amin'izany ?
6 Avy amin'Andriamanitra izahay; izay mahalala an'Andriamanitra no mihaino anay; izay tsy avy amin'Andriamanitra tsy mba mihaino anay . Izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fampiviliana 1 Jaona 4:6
:wink:
14. niryna
(
13/06/2008 18:00)
ikaretsaka:
dia hitranga @ niryna koa ve ny fijoroany vavolombelona sa akory?
tadidio lalandava @ ny mijoro vavolombelona fa ny mety/tsy nety t@ iny olona iny akory dia voagtery hiety na tsy mety aminao!
satria samihafa ianao sy iny olona iny
marina izany fa samihafa saingy raha miaraka amin'ny tompo ny olona dia mifanohina sy mifampizara satria iray ao amin'ny Tompo ihany izy ireo
5 Fa izay araka ny nofo dia mihevitra izay zavatry ny nofo; fa izay araka ny Fanahy kosa mihevitra izay zavatry ny Fanahy.
18 Fa ataoko fa ny fahoriana amin'izao andro ankehitriny izao dia tsy tokony hoharina amin'ny voninahitra izay haseho amintsika.
28 Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo
35 Iza no hahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i Kristy? Fahoriana va, sa fahantrana, sa fanenjehana, sa mosary, sa fitanjahana, sa loza, sa sabatra? Romana 8
15. ikaretsaka
(
13/06/2008 21:18)
vao mainka tsy azoko. inona no idiran'io tsimpona io sy ny fijoroana vavolombelona ary ny famonoan'ilay olona ny rainy?
aza ampifandraisana hoa ny vitsika sy ny petrole
aza ampifandraisana hoa ny vitsika sy ny petrole
16. niryna
(
14/06/2008 19:36)
ikaretsaka:mivavaha ,angataho ny fanahy masina fa raha mangetaheta sy te ahafantatra ny tian'Atra hianao dia omeny foana foana raha mino an'i kristy ho mpanelanelana antsika amin'ny Ray.
vao mainka tsy azoko. inona no idiran'io tsimpona io sy ny fijoroana vavolombelona ary ny famonoan'ilay olona ny rainy?
Ataony ahoana no fahalalana ny teniNy raha tsy nisy finoana Azy tao? tsia,ary tsy ho fantatra mihitsy na manana diploma eraky ny sobika aza ny olona iray rehefa tsy ao aminy ny finoana an'i kristy dia tsy ho fantany
ikaretsaka:
aza ampifandraisana hoa ny vitsika sy ny petrole
io fa manomboka indray ny Hors d'oeuvre hi,hi oops hors sujet e :D
17. ikaretsaka
(
15/06/2008 02:48)
ka ianao ange no nampifandray ny zavatra tsy mifandray teo e
tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ireo tsimpona ireo sy ny fijoroana vavolombelona ary ny fahafatesana ray
tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ireo tsimpona ireo sy ny fijoroana vavolombelona ary ny fahafatesana ray
18. niryna
(
19/06/2008 17:41)
ikaretsaka:
ka ianao ange no nampifandray ny zavatra tsy mifandray teo e
tsy hitako mihitsy izay hifandraisan'ireo tsimpona ireo sy ny fijoroana vavolombelona ary ny fahafatesana ray
:D