EURO'08
62. sakaizakely
(
13/06/2008 21:02)
kiadi> aiza ny nems vao mafana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
63. rebeccaF
(
13/06/2008 21:33)
Tamin'ny 11 Jiona dia efa nolazaiko fa: 1 sy 1 i Italy sy Roumanie.
Ary hisantatra ny fahareseny kosa i Frantsa.
Ny hany sisa azon'i Frantsa atao dia ny miady ny laharana farany amin'i Italy. Hiady ny lalao amin'io, ary izay vao tena hiseho ny fahafaham-baraka tanteraka ho an'ny Ekipa frantsay. Ho resin'i Italy amin'ny isa 4 sy 1 indray mantsy izy amin'izay.
Vita hatreo ny an'i Frantsa, aza manofy ratsy rajoelina a!

65. RATOVOARY
(
14/06/2008 06:55)
minan'ny nem vô mafana wa fa 4/1
De mbola niampy t.......alika sy vômadilo koa ny an-drajou :-D :-D :-D :-D :-D Efa tsy mamely hoah fa ezahana lancer-na fotsiny.