EURO'08
23. Mandefitra
(
10/06/2008 08:42)
Tsyh itako zay hitiavan ny olona an le frantsay kah ... raha ny vava aloha de hananany, saingy ny tranompody hono no vitan ny vava.
Ra mandresy roumanie zao italie @ vendredi 13, sady tsy haharesy pays bas rahateo lafrantsa, de mooody.
Ra mandresy roumanie zao italie @ vendredi 13, sady tsy haharesy pays bas rahateo lafrantsa, de mooody.
24. kiadi
(
10/06/2008 08:54)
mandefitra>iza no be vava? ny resaka mpialalao no jerena fa iza moa no tsy be vava @ ekipany?aza henoina ny commentaire ny journaliste frantsay fa naizanaiza be vava @ ekipany doly!! raha ny joueur no be vava de marina nenao fa ny joueur aza tsy miteny mintsy!
zah maka frantsay satria misy joueur milay ao:toulalan,makélélé,anelka,abidal,... reo anisany mahay!! aza henoina ny coms ny commentateur fa io normal io !!
zany tsy midika fa ny frantsay ihany no tohanako @ ty mondial ty!!portugal amiko no favori

25. Ralay
(
10/06/2008 08:59)
Sao dia lasa aloha loatra elà zany ry kiady fa mbola tsy mondial zao fa mbola euro :-P ny ahy barea no alaiko raha mondial :lol:
26. kiadi
(
10/06/2008 09:06)
oups!! diso zah fa euro fa tsy mondial marina!! :-D :-D :-D
ahintsio io ralay an!
ahintsio io ralay an!
27. Mandefitra
(
10/06/2008 09:09)
Kiadi> @ zoma isika mahita izy ... hehehe france#pays bas , italie#roumanie
28. rajoelina
(
10/06/2008 09:15)
Amzao alou tafakatra i France satry nahazo ny laharana faharoa, na dia sahala t@ Roumanie aza, ary nozaraina ny isa Ray sy Ray... raha nikaotina ny karatra mavo azony Roumanie, zay betsaka no ambany. Noho izany, Holande no voalohany, France faha2, Romanie faha3 ary Italie farany gisitra.
Allez les bleus!!
;-)
Allez les bleus!!
;-)
29. xxx
(
10/06/2008 12:15)
rajoelina:
Allez les bleus!!
Allez mody les bleus fa tsisy ilàna azy. Efa tsy mamely fa ezahana lancer-na fotsiny sitrany ahay hahavoa ny môralin'ny adv.
30. rebeccaF
(
10/06/2008 12:16)
misaotra amin'ilay fanazava ery ambony ery.
Raha ny fandinihako azy dia tsy ho lasa halavitra i France. Amin'ity dinga voalohany ity dia efa hangoron'entana miaraka amin'i Italy. Samy ekipa roa miaina amin'ny tantara mantsy ireo: ny italiana milaza fa champion du monde, ny frantsay kosa miambo ho champion du monde no sady champion d'europe.
Nefa izao no zava-misy: samy malahelo ireo ekipa roa ireo satria samy tsy misy afa-milalao ny Kapiteniny. Mitovy aretina izy roa ireo izany. Ho hitantsika eo ny tohiny
Fa zao koa hanao fety be kosa i Roumanie hotafakatra amin'ny dingana manaraka.
Holande kosa no hibata ny Euro amin'ity !

31. rajoelina
(
10/06/2008 14:12)
rebeccaf:
Holande kosa no hibata ny Euro amin'ity !
:p :p
efa we allez les bleus!! kou mbola Holande ah! Holande!!! ^:^ ^:^ ouaine eo tena! :-w :-w
32. onjah
(
10/06/2008 18:36)
Mbola vao manomboka ny fifaninanana ry zareo ka mbola sarotra ny manao pronostika be amin'izao. Mbola samy manana chance ho tafakatra daholo na ireo resy aza, miankina amin'ny lalao faharoa ny fizotran'ny fifaninanana.
Samia mahazo fahafiaretana amin'ny fanohanana ny ekipany e.
Samia mahazo fahafiaretana amin'ny fanohanana ny ekipany e.
34. Ralay
(
10/06/2008 19:47)
kiadi: Haiko fa diso fa mba manala kely anlà lesy ry akama a. Aleo ho eo fa tsy koi e :lol:
36. rajoelina
(
11/06/2008 07:04)
Grupo D.
ESPAÑA 4 - RUSIA 1
GRECIA 0 - SUECIA 2
Grupo C.
Mila mandresy ny Frantsay @ Zoma contre Holande ;)
Allez les bleus!!
;-)
ESPAÑA 4 - RUSIA 1
GRECIA 0 - SUECIA 2
Grupo C.
Mila mandresy ny Frantsay @ Zoma contre Holande ;)
Allez les bleus!!
;-)
37. Mandefitra
(
11/06/2008 07:54)
Nofy zany Rajou a ... raha be indrindra de ady sahala ... de efa alamino ny entana e.
38. rebeccaF
(
11/06/2008 08:06)
Hisantatra ny faharesena ny frantsay amin'ny zoma.
Holande: 2
Frantsa: 1
Ady sahala kosa ny an'i Italy sy Roumanie: 1 sy 1.
Vinavina ihany ireo, fa ho hitantsika eo.
39. rajoelina
(
11/06/2008 08:10)
Mandefitra tsy mahay baolina kitra na foot! ^:^
Ao hazavaiko tsara :lol:
1* Ra sahala i France sy Pays Bas @ zoma... kanefa mandresy ny Italiane @ Roumanie. de @ lalao final de Goupe mila mandresy ny Frantsay @ Italiane.. Tafakatra ihany izahay ;)
2* Ra mandresy Frandresy France @ Pays-Bas... de tadidio fa namndresy aza i Roumanie @ Italie mety tonga de zahay no mahazo ny laharana voalohany @ groupe... arakarakiny Roumanie sy ny baolina ihany anefa io ^:^
3* Amzao alou sarotsarotra ihany, fa ra resy tokoa i France contre Holande @ zoma ho avy izao... de veloma ny EURO'08 angamba :) :{

40. rajoelina
(
11/06/2008 08:28)
Tokony naresy mahintsy France t@ Roumanie iny fa tsy ampy an'ingahy Viera ny lalao angamba. Jereo fotsiny ingahy Ribery taiamtssss enjana be loatra ra hanafika. Mety ho lafo be lery iny angamba, satry tsy azo mahintsy rehefa mahazo baolina zany @ sisiny ankavanana. Tsy azoko koa we inona aza no nanaovana an'ledala t@ sisiny akavanana sady manafika @ Tsatokazo kanefa misy an'i Sagnol. Kanefa Anelka ôtrany matory tsy mahazo pasy ^:^ . Ny defence indray alou dia i Abidal tsy dia hitako loatra. Ingahy Sagnol sady ampovoany no makatsy no makeroa. Makelele Sahirana fa ingahy Toulalalan mbola manofy angamba, ry Thurram zany moa ôtrany matahotra izany we hampiditra baolina ry zalahy Roumaniesos ^:^ .
Iny Match iny mila Viera de nandresy. Ingahy Ribery no tena favôry sy Malouda.
;-)
Iny Match iny mila Viera de nandresy. Ingahy Ribery no tena favôry sy Malouda.
;-)