Maro tsy voatanisa ny lafitsaran'ny fipetrahaha aty an-dafy : ohatra fotsiny
Fahasalamana: misy ny sécurité sociale
Tsy an'Asa :misy ny indemnité de chomage (avec une certaine condition)
Fahanterana: misy ny indemnité de retraite( tsy miandry folo taona toy ny any dago)
Manano-tena : misy ny aide au logement sy ny RMI (revenu minimum d'insertion)
Fiankaviana maro: misy ny Allocation Familiale (avec une certaine condition)
Sakafo: maro azo isafidianana ary mandava-taona ny ankamaroany
Fialam-boly: misy ny cinéma sy ny parc d'attraction ary ny Fête foraine
Toetr'andro: mahita La neige ....................................sns
Satria moa ny lafitsara ihany no nanontaniana ,dia ireo voalaza ireo ny ambangovangony nefa ihany koa misy ny lafiratsiny saingy tsy hotanisaiko eto. N'aiza n'aiza alehanao dia misy foana ny ying et yang fa ajararanao fotsiny no miezaka mijery sy manao ny metimety dia milamina ny fiainana na aiza ianao na aiza.Tsarovy fa lanja miakatra hatrany ny fiainana ka mahereza daholo.
:-* :D