bonjour
24. RATOVOARY
(
06/06/2008 05:49)
kiadi:
ka aleo aloha ahnotaniana fa so tsy milay ko
Asaivo mijery le sary golamany be iny letsy izy ah! Raha ts'zany andefaso bizoroka fa tonga de poinsa io
27. RATOVOARY
(
07/06/2008 05:48)
kiadi:
ratovoary> :-D :-D :-D :-D
Hitan'lah zany. Vô maheno hoe sary tonga de tara.
Alefaso le bizoroka fa tonga de izy io
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
36. kiadi
(
08/06/2008 00:04)
raha kaly kosa aloha zah mailo eh!! raha tsy izany ve lasaina fa tsimobé :-D :-D :-D
38. kiadi
(
09/06/2008 14:45)
in eny mila kely eh!! taiza fona fa zah sy ratovo efa nalahelo anao :-D :-D
39. RATOVOARY
(
10/06/2008 06:37)
Mila=> mila anao zahay sy kiadi hanafana ny tafa. :-D :-D :-D :-D :-D
40. kiadi
(
10/06/2008 08:27)
atomboka @ tafa aloha :-D :-D :-D de avy eo dinika :-D :-D :-D de avy eo ........... :-D :-D
