bonjour

1. mila ( 04/06/2008 12:21)
bonjour, mahafinaritra ve ny ato e! za mantsy vao2 be!
novalian'i kiadi ny 11/06/2008 17:31
2. kiadi ( 04/06/2008 12:45)
omeo sôsy zah de lazaiko
3. mbaliana ( 04/06/2008 13:01)
sauce-na voatabia sa sauce fotsy ?
4. kiadi ( 04/06/2008 13:02)
sauce billet vert
5. mila ( 04/06/2008 13:03)
otrinona no tadiavinao fa za ko anie sôsy be e!
6. mbaliana ( 04/06/2008 13:07)
billet vert no tsy ananana .. maka taratasy fotsifotsy dia lokoy vert .... :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. kiadi ( 04/06/2008 13:09)
mila> sôsy dôlaka enao sa sôsy euro sa sôsy ariary be? :-D
8. mila ( 04/06/2008 13:11)
ariary ihany fa tsika anie gasy e! za anie sipa e! tandremo ary enao io?
9. RATOVOARY ( 04/06/2008 13:25)
Tonga de mitoraka nen'lah ry kiadi
10. cbd ( 04/06/2008 13:31)
mila:

za anie sipa e! tandremo ary enao io?
ay ve eeeeeee ! de fenoy kalou lé momba aza eee


:)
11. mila ( 04/06/2008 13:37)
cbd: inona no tianao ho ataoko?
12. kiadi ( 04/06/2008 19:45)
sô de ariary be zany ry mila an!
ratovoary>nitoraka de nihodrehako de elah no voa :-D :-D :-D
13. RATOVOARY ( 05/06/2008 13:00)
Ntss, Tsy nahavou fa mpikendry voan'ny mpitifitra reny! Sady elah nge no tena ampitandremany mafy.
14. mila ( 05/06/2008 14:18)
odoye!!!!
15. kiadi ( 05/06/2008 14:23)
odoye anga betsakany!!! :-D
16. mila ( 05/06/2008 14:37)
hita e! miseho milay nefa tsy milay :roll:
17. kiadi ( 05/06/2008 16:18)
zany an!! anga mahita oe miseho milay hono zah?=)) =))
18. mbaliana ( 05/06/2008 16:24)
asehoy ry kiadi hoe milay nareo sa menatra??? 8O
19. kiadi ( 05/06/2008 20:41)
mbaliana>zah moa milay ohhhhh! :-D :-D :-D :-D
20. Belami ( 05/06/2008 20:44)
kiadi:

mbaliana>zah moa milay ohhhhh! :-D :-D :-D :-D



maka toky an! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0619