Pretra lasa mpanao mazia

21. ikaretsaka ( 09/06/2008 20:55)
fantaro aloha ra deric hoa ny manavaka ny magie (fanova-maso) @ magie sy ny miracle @ miracle(mon ami) sns
22. ari.malala ( 12/06/2008 06:54)
fa ny an'i deric ve fankahalana pretra no tanjona sa inona e! ilay fanontaianay tsy valiana fa ny azy iany no asesiny! inona ilay asan'ny devoly teneninao ambarao fa tsy mazava! d efa itanao mints v le pretra nande tany anaty fasana d efa itan'i deric mitns v le losifera nanaovan'ilay pretra fifampiraharahana? mianbdry valiny indray raha hahazo:roll:
23. fijo ( 12/06/2008 21:52)
รด ra deric an,io voalazanao io ambany io"
"
Sao ka mba tsy io ihany no pretra mpanao mazia eto amintsika, fa araka ny fitantaran'i Bakajika efa be mpahalala eto dia misy pretra maro any amin-dry zareo any no miondana mazia, mankany am-pasana mihintsy ka manao izay ifampiraharahana amin'ingahy losifera hono, ary manabe kilonga ho amin'ny fifandraisana koa amin'io losifera io.
aza hitako re aza mahita ahy e!"
ireo dia efa le fampianarana diso fony mbola kely daholo.tsy mila mankany ampasana dia efa hafaka manao majika;manadala zazakely.
24. ikaretsaka ( 13/06/2008 00:19)
taiza koa ny nisy heo rehefa mankany ampasana dia mahay manao majika?
bokin'ny inona toko fahafirty izany le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084