vision

21. fahamarinana ( 08/06/2008 08:21)
:arrow: ny any ika vao amika pire,cataract ahoana ndray, :-D :-D (l)
22. ikaretsaka ( 08/06/2008 18:56)
fahamarinana:

:arrow: ny any ika vao amika pire,cataract ahoana ndray, :-D :-D (l)


jka ny vision ana olona misy cataract ve hitovy @ vision ana olona mahita be
23. diamondra27 ( 09/06/2008 07:46)
niryna manomboka mazava ilay izy fa zany we tena ny fomba hamantarako azy mihintsy no tsy haiko hoe amin ny fomba manao ahoana


de raha olonkafa indray no milaza fa nahita vision izy de za manokana aloha tena mihaino fotsiny de mandinika hoe marina sa tsia ilay vision lazainy, dia tsy mety resy lahatra aho satria tsy takatro ilay lazainy.

ika: ilay vision eto dia tsy projet akory fa ohatra 1 hoe misy olona milaza mihintsy fa nomen i TOMPO vision izy, dia hoe: hitaona olona ho an i Tompo ary hiroborobo be izany, handia ady izy fa tsy maintsy vitany izany asa izany.
Ny mpino manodidina azy moa dia misy ny mino misy mihaino misy tsy mino
Dia eo izany no mipetraka ny fanontaniako hoe: vision ve zany sa desire sa fantasme sa envie sa tsy haiko.Ahoana no hahalalana fa marina ny voalazan io olona io?
24. deric ( 09/06/2008 08:00)
heveriko ry Diamondra fa mianga avy amin'ny projet ihany ny Vision, ka na omen'ny Tompo Vision ilay olona na ianao na izaho, dia nisy projen' ny Tompo amin'izany talohan'izay.
Ka raha manana projet indray ianao ka tena latsaka am-ponao sy efa masaka an-tsainao ilay izy dia tonga vision ihany ny farany.
Raha ny Tompo no nanome ilay vision, na hoe vision avy amin'ny Tompo, dia tsy maintsy misy fiaraha-miasan'ilay nahazo vision amin'Ilay nanome ny vison.
Raha ianao kosa no namorona ilay projet ka tonga vision ilay izy dia tsaratsara kokoa ny iarahanao miasa amin' ny Tompo mba hahafahany manampy anao hahatanteraka ilay vison.
Amin'ny manaraka indray !
25. diamondra27 ( 11/06/2008 11:55)
deric marina mihintsy io voalazanao io
ny mampiasa saina ahy kely zany dia izao e raha misy olona miteny hoe za manan vision de mba ilainy za am fanatanterahana izany de eo no mipetraka ny fanontaniko we ahoana ny fomba hamatarana we tena vision ve sa tsia le izy

marina fa we mila mivavaka hamantarana izany fa ilaina koa anefa am mahaolombelona mba manao analyse we eny sa tsia fa tsy miadry tolorana avy amin Atra fotsiny
26. niryna ( 11/06/2008 15:10)
diamondra27:

deric marina mihintsy io voalazanao io
ny mampiasa saina ahy kely zany dia izao e raha misy olona miteny hoe za manan vision de mba ilainy za am fanatanterahana izany de eo no mipetraka ny fanontaniko we ahoana ny fomba hamatarana we tena vision ve sa tsia le izy

marina fa we mila mivavaka hamantarana izany fa ilaina koa anefa am mahaolombelona mba manao analyse we eny sa tsia fa tsy miadry tolorana avy amin Atra fotsiny

Raha ny hevitro ry diamondra dia izao.Tsy ny rehetra no omen'Atra an'io ary toy ny don rehetra io ka tonga ho azy ao.Mila mivavaka isaky ny mipoitra ilay izy(ohatra hoe ao anaty nofy no omeny anao ),tena ilaina ilay izy a ary tena manampy anao aloha voalohany indrindra ary manampy ny hafa avy eo.
Ny ahalalana azy? Toy ny hoe tia mitendry zava-maneno hianao dia nitendry,tsy nila naoty akory,vao mikimpy fotsiny aza ny maso dia fantatrao hoe diso izany misy ny tanako izany ,dia io hianao fa tia mitendry piano foana ohatra,dia lasa tonga mitendry any am-piangonana na toerana misy fanentanana ohatra.Toy izany ihany koa ilay izy.Vision izay asehony amin'ny nofy indray no teneniko eto.Matory hianao ,dia manofy,dia mivavaka hoe inona no dikan'iny ? Tsy indray mandeha fa maromaro dia fantatrao amin'izay izay mitranga aty aoriana.
Ao koa ny eo am-pivavahana dia misy feo miteny anaran'olona marobe dia mivavaka amin'ireny olona ireny hianao na asehony ao anaty vavaka ny tarehin'ilay olona dia mivavaka ilay olona i diamondra.Inona no mitranga avy eo ,ireny olona nomeny ireny miantso na mitantara zavatra aminao dia mbola mitohy hatrany ny vavaka ataonao azy ireny na tonga dia efa voatendrin'Atra ny vavan'i diamondra hanampy na hihaino ny olana mahazo ilay olona.
lavabe fa mety tsy ho voazavako tsara daholo ilay izy.

27. xxx ( 02/09/2008 11:31)
Za nanonofy ohatr'izao : nandeha tamin'ny toerana iray somary misy totohatra aho, de avy niditra t@ varavarana ihany koa ary mbola nisy totohatra lava be sady niolakolaka io! de avy eo nisy zazakely miaraka @ olona somary misangy teo alohako! De avy niditra tao amin'ny efitra iray aho ary nisy lehilahy efa antitra nipetraka teo an-kavanana ary nisy olona narary nipetraka teo ambony farafara! Natahotra aho ary nanontany an'eritreritra hoe inona ary no ataoko aty? tonga de namaly ahy le lehilahy antitra hoe Aza matahotra, ianao mihintsy no voafidin'Andriamanitra ary ny Fanahy Masina no ao anatinao" de niaraka nivavaka izahay ary nametra-tanana teo amin'ilay marary! nivoaka devoly le marary ary nivavaka foana izahay! ary farany tadidiko nanisy signe de croix indroa aho! de nicalme le marary!
Ary tadidiko hoe nivoaka taty ivelany aho nony farany!
Za aloha de kristianina ary mino an'Andriamanitra aho! Zaho aho tena lasa mivavaka foana, tsy mety mahita tory intsony na de efa tany @ pretra aza aho, efa niteny ahy izy fa tokony hivavaka aho ary tsy hangataka andro, za miasa ary mitady olona hiaraka hivavaka en ligne eto aho! Misaotra anareo izay mamaky fa nanampy betsaka ahy ny vavaka nataonao ry Niryna!
28. diamondra27 ( 02/09/2008 12:17)
xxx: za tsy hamaly eo amin'ny plasin'i niryna fa ny zavatra haiko sy miseho amiko no lazaiko anao.
Izaho dia olona nitory an'Atra tamin'ny fahatanorako nafanafo be , raha voa misy fotoana kely dia mitory ny tenin'Atra na aiza na aiza no misy ahy> Amin'izao anefa dia tsy hoe tsy mitory intsony aho fa ny frequence sisa no tsy mitovy satria hafa ny fiainanao atmin'ny mbola mpianatra ary hafa ny fiainanao rehefa manan-tokantrano.

Izaho dia matetika manonofy resaka mitovitovy amin'ny nofin'ny xxx ka rehefa sendra mangatsiaka izay aho ara-panahy no manonofy azy.
Ny conclusion-ko zany de we tena antso ho anao io ary tokony tsy hamaivaninao fa tena atsoin'i Tompo hiasa ho Azy ianao ry xxx> Mivavaha dia mangataha mafy amin'Atra hoe: hazavao amiko ny tianao atao amiko fa tena omeny famantarana momba izany ianao.

Ny fiasana ho an'Atra dia tsy voatery mitory teny ihany fa be dia be no azo atao. Atra irery ihany no mahalala hoe: inona sy amin'ny fomba manao ahoana no tiany ampiasaina anao.
Isika dia fitaovana ihany fa Atra no miasa ao anatintsika.

Dia mino aho fa hahazo valiny mahafapo.
29. diamondra27 ( 02/09/2008 12:23)
xxx: ny ahy izany tsy nofy hoe nanasitrana no niseho tamiko fa tena resaka famoahana demonia mihintsy.
hatramin'izao ny valiny nomen'i Tompo ahy dia asa fampaherezana ny manodidina ahy fa izaho koa no mbola manda ilay asa famoahana ilay demonia satria tena hitako fa asa mafy ilay izy ka mbola tsy vonona aho na dia efa voaantso amin'izany aza.Mbola mandinin-tena
Fa amin'ny cas-nao dia mirary anao mba tena ho manpompo araka ny niantsoana anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1324