DIHY 7MBENANA

1. voniala ( 31/05/2008 14:44)
Hatraiza ny fetran'ty dihy eto @tsika 'ty é? lasa sahisahy fôna mintsy !tsy misy mahalala menatra ntsony ary tsisy maha hira malagasy azy ntsony fa ny Dihy 7mbenana no hoentina hitadiavana vola ary aseho ho hitan'ny vahiny hoe mahay mandihy ny malagasy!Sa kous zan ny fandrosoana? Sa fitadiavam-bola? Dia androso ho aiza ary? Hitady vola amin'ny fihetsika tsy maotina mahasorena ny hafa;indrindra fa ny raiamandreny?
ENY HO'aho RY MALAGASY!
MALAGASY TSARA ANARANA
TSARA HAINGO TSARA SAMPY.........
novalian'i tess ny 01/06/2008 11:09
2. kiadi ( 31/05/2008 15:09)
ataovy malalaka ny saina
3. Jeankely ( 31/05/2008 15:33)
Ao amin'ilay hitiavan'ilay malalantsaina azy io. Ngah moa misy izay maha-dihy Malagasy izany intsony fa izay mahaliana ny mpijery, malaza io ary hidirambola. Tandremo marary fo fa ny Ray mampandihy 7mbenajanaka, ny anadahy mampandihy 7mbenan'anabavy rehefa malala-tsaina hoy ry lasa alavitra ary tena lasa alavitra fa tsy lainga.
4. XxxX ( 31/05/2008 15:51)
ndao hi-dance eeeee

http://www.dailymotion.com/relevance/search/danse%2Bmalgache/video/x1eewi_tsiliva-andao-hi-danse_music
5. XxxX ( 31/05/2008 15:56)
sa ito ?

http://www.dailymotion.com/relevance/search/jerry%2Bmarcos/video/x18n6h_amboara-sauce-jerry-marcos_music
6. tess ( 31/05/2008 16:23)
zà lou tia e! ireny no tena mafinaritra no mijery azy no manome ambiansy ampitoerana, manjary lasa miaraka mandihy aminy enao raha ao antrano no mijery azy am tv, raikitra ny fianarana dance!
milay ka! :°)
7. kiadi ( 31/05/2008 16:54)
ra jean ve mba malalan-tsaina? :-D ^^ :-D
8. milaibe ( 31/05/2008 18:18)
tsy hoe tsika malagasy irery no mahay an'io fa raha mahita klip afrikiana ianao dia mbola pira noho ireny ary na ireny rap ,soul amerikaina dia be mihintsy no hila miboridana na ry M.Carey sns izany hoe sexy doly ny artista no mahazo kil ka zay tsy mahavoa dia eo no raisina, zany no bizna hitany zany ko , @ maha artista azy izany fa angaha moa zany no fomba fiainany .Marina tess fa ambiansy be kosa e refa tonga zay ny fety fa mirehitra ny tany mena, aza d tery saina nama
9. xxx ( 31/05/2008 18:25)
voan' angaredona ndray voniala :^) :^) :^) :^) :^) :^)
10. xxx ( 31/05/2008 18:46)



ary ny an'io xxx tia manaraka etsy sy eroa io izay tsy fitoviankevitra dia lazaina fa tamba-be sy anagaredona....tsy mahay mirofum :^)
hanompa sisa no tsy ataony..... :^)
11. xxx ( 31/05/2008 19:24)
:wink: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. Jeankely ( 31/05/2008 23:21)
Ny fampandihizana 7mbenana dia tena avy Afrika ary samy mahalala fa ny mainty mampandihy an'io eran'ny rehetra saika avy Afrika @ tantara. Mazava fa izay tian'ny mpijery io ary izay tsy miboridana mety tsy malaza haingana saingy aza adino fa ny mpandihy 7mbenana Malagasy ireo maro ny zara homendry zalahy 25.000fmg na 50.000fmg avy manao fampisehoana fa ny tarika no mihamalaza. Efa nisy nanandrana nanao "striptease" fa nenjehin'ny mpanao gazety Malagasy. Amin'izao izy mihamiditra hatrany ka izay hiafarany any. Aza ampitoviana ny malaza adafy mandray volabe ary tsy afaka mandray na misafo azy ny rehetra sy ny ankizy vavy Malagasy.
13. xxx ( 01/06/2008 01:52)
Tandremo marary fo fa ny Ray mampandihy 7mbenajanaka, ny anadahy mampandihy 7mbenan'anabavy rehefa malala-tsaina hoy ry lasa alavitra ary tena lasa alavitra fa tsy lainga.

Marina anefa izany
Sady na gasy na tsy gasy aza dia tena misy an'izany
14. tess ( 01/06/2008 07:26)
marina io voalazan'i jeankely io...izay no tsy ao antsain'i lay mpanidhy fitombenana marina, rehefa mahazo vola na kely fotsiny aza de zay...
izaho manokana alou mpanidihy tamin'ny tarika iray malagasy taloha,
tsy mahazo na ny pitiny aza izahay mpandihy fa juste hoe fahafinaretana fotsinny ny anay mpandihy tao aminy, no fialamboly....zahay rahateo tao am club de dance-ny, rehefa manao spect dia izy no mahazo ny vola azo fa zahay mpandravaka fotsiny ny sehatra...zao vao tsapako ny fanararaotana nataony tena tsssssss.......amzany ny mpandihy no tena ankafizin'ny mpijery anie e!
zahay maro mianadahy no mpandihy taminy. Tsy lazaiko lay tarika fa manjary manao pub ratsy azy.
zahay aza mbola mandoa vola isam-bolana ao am lay club satria membre....
fa tsy naneneko fa tena ni s'amusent zahay, no mba mafinaritra lay manao spect fa ny anay zany manome spect gratos fa izy no mandray ny vola
15. Jeankely ( 01/06/2008 09:26)
Ka izay ilay tiako ambara fa fetsifetsendry zalahy ireo sipakely Malagasy ireo. Samihafa aloha ireo mpianatra na mpanao dance sy ireo avy dia vavany amin'ny dihy fitombenana. Misy zara raha nianatra ireo ankizy vavy ary zara fa voatsipy vola kely. Raha ny andafy angamba tsy hanipinipy ankanjo gratos aminao ny olona. Vola daholo ary miditra.
Raha avy mampandihy 7mbenana ny sipakely Malagasy avy eo miaraka mandeha tongotra mody @'ny mpijery. Mampalahelo fa dia faly manodikodina fotsiny.
16. tess ( 01/06/2008 11:09)
eissssssss! bien payé ny danseuse sy ny danseur aty ivelany, ary ny tanora tsy afaka midimiditra ao zany fa misy ny casting dia izay mahery no raisina...
ilaina ny performance, ny am lafin'ny tenue ny koré sns....
ny tenue sexy tsy afa-bela , ny fanidhy fitombenana na fanidhy inona ao anatiny dool izany,....tandremo koa fa ry zareo fotsy hoditra efa mahay mampietsika an'io an....mianatra ny mainty hoditra ry zareo amzao, dia melangéna eo dool fa tsara kosa alou.... fa ny mpijery marina mitsy tsy mahazo mikitika na mitondra mody na ny iray aza, mino aho fa ao anaty ny discipline n'ny danseur sy ny danseuse koa izany sinon voaroka raha ratsy fitondrantena.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4493