Ny SERASERA

1. rajoelina ( 31/05/2008 14:41)
Tsara sa Ratsy:?: fa ahoana:?:

;-)
novalian'i mmmhh ny 09/06/2008 08:25
2. xxx ( 31/05/2008 14:55)
bôgôsy :?: sa manja :?:
fakafakao d tsikerao ;-)
3. xxx ( 31/05/2008 16:27)
salmo :?: sa rajoelina :?:
4. xxx ( 31/05/2008 16:57)
tsara rehefa tsy eo le bandy maivandoha

salmo :?: sa rajoelina :?:


virtoaly wa an :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. Papoose ( 01/06/2008 04:15)
voasary sa paoma?
6. kiadi ( 01/06/2008 10:39)
momban'ny serasera misy an'ito dinika ito de nefa refa miditra zah de lasa hatsikana sy lalao le iz :/ :/
7. ikaretsaka ( 02/06/2008 03:49)
aourtamsachet sa glacholet? :-D
8. sytl ( 04/06/2008 14:10)
atao @ lékônssolé bé :?:
9. ari.malala ( 05/06/2008 07:53)
ikan iz rou mitambatra omena ana:-P
10. mmmhh ( 09/06/2008 08:25)
manao sondage ndray rajou an, de ato am hatsikana sy lalao ve no hanaovana an'zany? de tezitra aveo reefa mi-blague ny oul.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1688