iza no betsaka kokoa?

1. rajoelina ( 31/05/2008 06:23)
Gasy ka manja sa Gasy ka bôgôsy:?:

;-)
novalian'i vale ny 01/06/2008 23:57
2. ainaheri ( 31/05/2008 06:40)
Tsisy betsaka zany fa manja doli refa ao aminy ny fanahy!!
3. kiadi ( 31/05/2008 08:46)
lalina ilay fanontaniana fa mila fakafakaina !araka ny hevitro mantsy de tena resaka be iz io ary tokony tsy hijery fotsiny tsika @ io fanotaniana napetrak'io ranamana io fa tokony hamakafaka! mila fantarina koa oe gasy aiza no resahina! gasy aty antanindrazana ve sa gasy aty ampita sa gasy any espagne!rah ny any espagne mantsy de tonga azko valina fa gasy ka manja fa rajou ve de ho bôgôssy!
noho izany de mila mieritreritra tsika mianakavy oe akoh sa atody no tonga aloha?io mantsy hatramizao de bola tsy nahitako valiny mintsy na de efa nikaroka hatraizatraiza aza zah! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

aleo zah ba hanao firesaka ra jeanpeti mifangaro rajou eh! :-D :-D :-D :-D
4. karinah ( 31/05/2008 11:38)
rajoelina:

Gasy ka manja sa Gasy ka bôgôsy:?:

;-)
gasy ka bôgôsy!


:-P :-D :-D :-D :wink:
5. euh ( 31/05/2008 12:48)
kiadi :-D :-D :-D :-D
hitovy hadalana amindraJK eo farany :°)
6. kiadi ( 31/05/2008 14:49)
euh> :* :* :*
7. Koditra ( 31/05/2008 16:04)
Za tsy hamaly @lé bôgôsy sy manja fa valiko tsotsotra fotsiny.
Tsika gasy mateza jerena. Ilay diso fotsy be loatra ôtran vazaha, mahamonaminaina. Ilay diso maintsy loatra ôtran ... mety hampanofy ratsy :lol: :lol:
8. kiadi ( 31/05/2008 16:34)
maha koditra ve? :-D :-D :-D
9. Koditra ( 31/05/2008 17:06)
kiady: zay mitsy
Mialatsiny @zé tsy manambady gasy fa zay no fahitako azy, ra diso dé ahitsio. :lol: :lol:
10. euh ( 31/05/2008 17:13)
JK = rajou afaka 20 taona
lasa zao rajou :-D :-D :-D


kiadi> :*
11. kiadi ( 31/05/2008 23:54)
euh> :-D :-D :-D :-D enao ty mapimé!
:* :* :wink:
12. vale ( 01/06/2008 12:32)
Koditra:

kiady: zay mitsy
Mialatsiny @zé tsy manambady gasy fa zay no fahitako azy, ra diso dé ahitsio. :lol: :lol:
rah mainty be kosa klou mampatahoatra e! izay de marina!


:lol: ...fa aleoko mainty toy izay le fotsy be otran'ny sinou ireny! :oops: , efa tafahoana tamina polonais aho fa ohatran'ny bébé ny fijeriko ny volon-kodiny, ohatry ny zazakely vao teraka zany e! :lol: leoko ihany mainty klou e! na euhhh, vazah, sinou tena tsy goût-ako! azafady rah misy sinou fa eto mou zany samy milaza izay tiny sy tsy tiny koh! de zay ny anah!...ny beizy(beige) no tsy haiko! sady tsy ho aiko mintsy fa hafa fomba be,ry alibaba isany! =)) ^:^ ^:^ ^:^ :D
13. melody ( 01/06/2008 12:57)
kiadi izany bôgôsy dia i
euh manja!!! tsy ratsy indray izany ka, sa ahona ry kiadi? :-D :-D :-D
14. ratonga ( 01/06/2008 13:02)
:-D :-D :-D kiadi > tatanta an!!!! :wink:
15. xxx ( 01/06/2008 13:58)
kiadi sao vojono an! :-D
16. yonikafopl ( 01/06/2008 15:31)
ra za kalou no anontaniana de ze tiako ihany no bogosy eeeeeeeeee, na mainty na fotsy na mena, tsy misy bogosy otran\'ilay tiako
17. Koditra ( 01/06/2008 16:29)
vale:
rah mainty be kosa klou mampatahoatra e! izay de marina!


...fa aleoko mainty toy izay le fotsy be otran'ny sinou ireny! , efa tafahoana tamina polonais aho fa ohatran'ny bébé ny fijeriko ny volon-kodiny, ohatry ny zazakely vao teraka zany e! leoko ihany mainty klou e! na euhhh, vazah, sinou tena tsy goût-ako! azafady rah misy sinou fa eto mou zany samy milaza izay tiny sy tsy tiny koh! de zay ny anah!...ny beizy(beige) no tsy haiko! sady tsy ho aiko mintsy fa hafa fomba be,ry alibaba isany!


mba andramo ndray lé beige ry vale d mba teneno anay ny résultat an! :-D :-D

yonikafopl:
ra za kalou no anontaniana de ze tiako ihany no bogosy eeeeeeeeee, na mainty na fotsy na mena, tsy misy bogosy otran'ilay tiako

yonikafopl: mazavament :-D
18. vale ( 01/06/2008 17:11)
Koditra: aza mamporisika eo nao ah! lol...goût-ako ihany koa zareo fa ny atahorako sodé asainy manao sarin-doha eo zah knohhh! :-P :-D :-D :-D :-D :-D :P
19. kiadi ( 01/06/2008 17:22)
ary in dôly ty resaka ty? manina zahay sy euh oe?
kiadi > tatanta an!!!!


tatanta in lesy? sa tatanta an'iza? :-D :-D :-D

kiadi izany bôgôsy dia i
euh manja!!! tsy ratsy indray izany ka, sa ahona ry kiadi


zany an!! :-D :-D :-D :-D
kiadi sao vojono an!


voajonon'iza hono zah?
20. melody ( 01/06/2008 17:24)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3354