NEKEN`NY TRIBONALY NY NANAFOANA NY MARIAZY FA ...

21. kelly13 ( 30/05/2008 09:28)
oay, iekany, o ry reto, i kiadi reto puceau a! :-D :-D :-D
22. kiadi ( 30/05/2008 09:30)
zah ry reto bola virja annnnnn!! iza ny sipa te hidévirja anah? :-D :-D
23. kelly13 ( 30/05/2008 09:34)
=)) =)) =))
24. ratonga ( 30/05/2008 09:34)
:-D :-D :-D
25. kiadi ( 30/05/2008 09:36)
zah koa aloh tsy manaiky raha tsy virja ny sipa vô manambady eh!! farafahalikamatiny ilay ray aorina ba virja =)) =)) =))
26. kelly13 ( 30/05/2008 09:37)
hahaha
27. kiadi ( 30/05/2008 09:38)
ka zah viraja ko!!
28. ratonga ( 30/05/2008 09:43)
kiadi:

zah koa aloh tsy manaiky raha tsy virja ny sipa vô manambady eh!! farafahalikamatiny ilay ray aorina ba virja =)) =)) =))

:-D :-D :-D ko iny ilay ray aorina iny indrindra no ampiasainy vôloany zao ko, fa draindray mibolisatra :°) =)) =)) =))
29. kiadi ( 30/05/2008 09:51)
de taraiky be zany zah ko! =)) =)) =))
30. ratonga ( 30/05/2008 09:59)
:-D :-D :-D tena marina io fa betsaka ny namako tavany no miteny anizany :-D :°)
31. kiadi ( 30/05/2008 10:30)
izaho zany de mapilaza entoina fa zah de bola virja ary mitady tovovavy bola firja hotran'ah! ka raha misy moa zany de alefaso ny mombamombanareo miraka certificat dokotera (certificat de virginité) sy ny sary ahitana fa tena mbola virja!!
misôtra mialoha ohh!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. ratonga ( 30/05/2008 10:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
33. kiadi ( 30/05/2008 10:42)
mety ve sa tsy mety ilay annonce de keurako ry ratonga an?
34. badboy ( 30/05/2008 11:18)
xxx:

Jereo ange ny fihodin'ilay resaka e. Ity izao lohatenina article vao hitako teo :
Colère après l'annulation d'un mariage pour non virginité

Tsy pour non virginité mihitsy no izy fa pour fitaka


Adinonao anga fa eto frantsa ilay resaka. Ilay "virginité tsy izy" no nolazaina hoe fahadisoanmpijery na "erreur sur la qualité substantielle de la personne". Izany hoe ilay "non virginité" no "élément d'appreciation" an'ilay juge. Tsy maintsy miditra zany ilay "non virginité" fa tsy hoe "erreur" fotsiny.
De raha dinihina ny didimpitsarana rehetra nisy teto frantsa dia ny atao hoe "erreur sur la qualité substantielle de la personne" dia ireo hoe voafitaka satria tsy vehivavy ilay vady fa "travlo", na koa hoe nandainga ny "identité"-ny (art 180 code civil)... fa tsy mbola nisy hoe tsy virjiny tsony de mitranga ilay fahadisoampijery.
Noho izany dia eo @ ilay fandraisana ilay "non virginité" ho "élément déterminent du consentement" no olana satria FAMPIDIRANA NY LALANA SOSIALY MIFEHY NY SILAMO @ MARIAZY NATAO ETO FRANTSA.
Inona zany no dikany : fampidirana ny lalàna silamo ao anatin'ilay didimpitsarana, na izany hoe lasa nampidiraina ao @ fitsarana ny momba ilay mariazy ny lalana ivelan'ny lafrantsa. DIP (droit privé international) izany no tena fondement an'ilay resaka; De tena misy tokony hampidiranan ny lalana silamo ve ao anatin'ilay mariazy vita teto frantsa????
DISO IO FITSARANA IO ary raha ohatra ka mandalo "appel" dia ho "rejetté" ny "demanden"'ilay mpangataka ny fanafoanana ilay mariazy.
35. ainaheri ( 30/05/2008 13:08)
Lasa resabe ao @ radio sy tele izy zao hihihi
36. Samoana ( 30/05/2008 14:24)
badboy/ Raha izany marina no izy dia lasa niditra resaka "moral" ve izany ireo juges fa tsy nionona t@ "droit" tokony sahaniny ?
Ary ahoana tokoa moa raha jiosy sy silamo nifankatia ohatra; tsy niteny lery hoe jiosy fa mandainga ho arabo ohatra ary dia tanterahina ny mariazy. Mety ahazo rariny ve izany ilay kala raha mangataka annulation raha toa ka lasa jurisprudence ilay didim-pitsarana frantsay etsy ambony ?

ainahery/faly indray izao sarkô fa variana @ io resaka io ny mpanao gazety :-D
37. badboy ( 30/05/2008 15:01)
Samoana:

badboy/ Raha izany marina no izy dia lasa niditra resaka "moral" ve izany ireo juges fa tsy nionona t@ "droit" tokony sahaniny ?
Ary ahoana tokoa moa raha jiosy sy silamo nifankatia ohatra; tsy niteny lery hoe jiosy fa mandainga ho arabo ohatra ary dia tanterahina ny mariazy. Mety ahazo rariny ve izany ilay kala raha mangataka annulation raha toa ka lasa jurisprudence ilay didim-pitsarana frantsay etsy ambony ?

ainahery/faly indray izao sarkô fa variana @ io resaka io ny mpanao gazety :-D


Tsy "fondement moral" ilay jugement fa "fondement social". Izay le olana na dia mody ataondreo hoe tsy ilay mahavirjiny fa ny fahadisoana vokatr'ilay fitaka.

Ohatra iray no omeko : nampiesona ty razoky hoe tena be sosy be no sady prince, nefa refa vita ny mariage dia hitandramatoa fa mpamafa lalana. Diso fiheverana izy satria tsy ilay voalaza no izy. Dia afaka ho foanana ve ilay mariage noho izay? Nefa ange efa fantatra ilay "adage juridique" hoe "dans le mariage, trompe qui peut"!!!!! Noho izany TSIA AVY HATRANY NY VALINY, TSY AFAKA FOANANA ILAY MARIAGE.

Enga fotsiny anie hanao "appel" ilay sipa fa tonga de mahazo rariny izy ka ho lasa "divorce" ilay izy dia ho voatana hanome pension ramose, fa tsy "annulation" dia manjary miala maina ramatoa nefa efa sady voaraviravy no afabaraka.
;-)
38. 147 ( 30/05/2008 16:04)
tsy fomban'ny islamo ny mandoa pension zany,ary mahavariana ange ry zareo arabo e; mitady vehivavy virijiny hampiakarina ho vady anefa ny vehivevavy tsy misy hasiny eo amin'ny fiainany,tsy manana "droit" amin'ny firenena, ny poligamie manginy fotsiny,misaron-tava mandrapaha-fatiny, na ny volo aza fady masoandro,miteraka maro zay tsy izy, tsy afaka miasa ,ny fitaizana no fanalana andro!ary lehilahy arabo ihany ange no namafa ny maha-virijiny io vehivavy io e!marina fa izahay taloha araky ny filazanareo dia mbola manantena ny zanaka vavy rehetra tonga eo amin'ny fanambadiana vao atolotra ny vady ny tena, miova ny toetr'andro ary tsy afaka miteny firy fa manaiky ny fitiavan'ny tanora amin'izao fotoana izao!
39. milaibe ( 30/05/2008 23:26)
mety hisy loi organique hanampiany an`io hoe ?erreur? @ code momban`ny fanambadiana io sady vhv tavaratra rahateo ny minisitry ny fitsarana , tsy mino aho ny hanaovan`io tovovavy io appel fa vao haingana koa nisy réportage fa ny tovovavin-dreo manao opération hamerenana ny takotra mahavirijiny fa mati-kenamaso @ havany sy ny mpiara monina sao tratra ny toe-javatra toi izao indrindra, misy fitiavan-tena be ny lehilahy ny fahitako azy manokana tsy @ eo ihany fa @ fomba fiainana @ ankapobeany
40. badboy ( 31/05/2008 08:42)
Jereo hoe aiza ho aiza ao no misy ilay loi organique??

Rachida Dati seule contre tous

Alors que toute la classe politique s’accorde pour contester le jugement du Tribunal de Lille statuant sur la nullité d’un mariage pour mensonge sur la virginité, une petite voix s’élève. La Garde des Sceaux estime que l’annulation du mariage est aussi un moyen de préserver la jeune femme. Sur un tout autre terrain, celui du débat sur la réforme des institutions, la ministre de la Justice semblait bien isolée à l'Assemblée.

Pour Elisabeth Badinter, la décision est une « honte », pour Patrick Devedjian (UMP), elle « revient à intégrer la pratique de la répudiation dans le droit positif», le PS dénonce quant à lui un jugement qui « bafoue le droit des femmes ». Quant à la Garde des Sceaux elle pense que «Le fait d’annuler un mariage est aussi un moyen de protéger la personne qui souhaite peut-être se défaire du mariage, parce que je pense que cette jeune fille […] a souhaité également, sans doute, se séparer assez rapidement».

MB

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082