ilaina ve aminao ny alikôla ra manao sport?

1. AINA77 ( 29/05/2008 10:23)
Amiko aloa de tsy mitombona mitsy ny we mila alikôla ny vatana ra ùmanao sport , eny fa na dia we kely aza satria tsapako aminy vatako izany ,
2. milaibe ( 29/05/2008 11:34)
ny spotif tsy tokony handray alcool mintsiny fa mampihena ny pérformance io ,mampalefaka ny ozatra sy ny muscle AINA
3. simplex ( 29/05/2008 20:30)

za isak'alahady mahita razoky sady mifoka sora ihany nefa mihazakazaka :lol: :lol:

misy raha la terra :)
4. AINA77 ( 30/05/2008 06:59)
ka mety le sôra nge tsy koi lotra nohony pi e,
fa le manao kira nefa mi pi no afa mitsy
5. Bazily ( 30/05/2008 07:19)
AINA77:

ka mety le sôra nge tsy koi lotra nohony pi e,
fa le manao kira nefa mi pi no afa mitsy


De ahoana zany le bôl tavoahangy?

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. ikaretsaka ( 04/06/2008 02:46)
ahoana koa izany ?
toaka non.. fa alikaola oui..
raha maratra iznay dia hosorana inona... feno microbes eo fa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3739