Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy,

41. Ilo ( 02/06/2008 13:32)
Tsy lasa HS v zany resaka izany?
Fahamarinana>>fantatro anie fa fanazavana ny an'i Ika e! mba vazivazy ny ahy iny.
Fa izao kosa aloha e! mba hamarino ary hoe araka ny Baiboly tokoa io transsubstantiation io!
42. ikaretsaka ( 02/06/2008 15:18)
Ilo:

ao anaty Baiboly nga zany transubstantiation zany? to tsy mahita an zany za!!! :-D :-D :-D

1)bobaka be ny zavatra nataon'ny Tompo hono nefa tsy voalaza ao anaty baiboly...
araka ny nolazain'ny faran'ny Evanjelin'i Md joany.

ao anaty baiboly izany fa tsy haiko koa hoe ny mason'inonao no mamaky
joany 6:53
matio 26
marka 14
43. fahamarinana ( 02/06/2008 18:12)
:arrow: Ilo :désolé ary e ,dia azafady fa ianao koa anie tsy nanisy ilay sary kely :wink: hany ka ohatran'ny tena serieux be e, jereo na ika aza mba namaly hafahafa koa.
Za moa tsa mahay ity tsipona ity,mbola mianatra foana, fa dia ireo zany ny andiny hono dia hojerena ndray. (l)
44. Ilo ( 03/06/2008 08:18)
Ikaretsaka:
... fa raha tena dinihinao tsara ny ao ambadik'ilay ilay izy , sy mametra -panontaniana foana ianao hoe "fa maninona" mba hahafahanao mikaroka bebe kokoa dia izay no tena fy!

Ianao ihany anie dia efa mamaly azy e! Sa rehefa tiana raisina à la lettre ny Teny ao @ Baiboly dia raisina ?

Ary ahoana ilay hoe "Ataovy izao ho fahatsiarovana ahy"?
45. prime ( 03/06/2008 11:00)
fahamarinana:
Prime :mety ho HS kely,ialako tsiny amin'ny namana ,fa misy fanontaniana tiako hapetraka aminao ity mikasika indrindra ireo olona manana fanomezam-pahasoavana manonkana ka mahafantatra ny fanahy miasa ao amin'ny olona arabainy sy mifanena aminy.Maninona no lasa sanatria ohatran'ny Voyante na devin na zay azo iantsoana azy ny fandraisan'ny olona sasany azy? olona lazaiko eto na olona mpino na misy tsy mpino dia resy lahatra manaraka ilay Rar lehibe satria te haheno ny avenir-ny sns..eny na mpiandry koa aza dia maro milahatra mangataka dinika aminy koa manontany zvtr :avenir sy zay angatahana sns...
Amiko manko dia ilay maheno ny fijoroany vavolombelona (oh ny nifanenany tamin'ny Jesoa,ny hafatra,sns..)no tena ilaiko fa tsy hoe hanantona azy dia hanontany na hiteraka aho,na ahita vady sns..zava-misy hitako maso izany fony nandalo ilay Rar lehibe lazaiko io teto france.Tsy fantatro ny any M/car raha toa izany koa .
Ialako tsiny fa lava be lay fanontaniana
...Miala tsiny fa izao vao mba afaka nandray ajara indray...

Maro tokoa ny olona no voafitaka ka mandray ireny mpanompon'Andriamanitra ireny ho toa an'Andriamanitra na koa Andriamanitra velona mihitsy... tsy vitsy no nandray an'i Mama (Nenilava-Soatanana) ho Jesosy velona fony fahavelony... tsy vitsy no nandray an'i Dada Rakotoandry (Farihimena) ho Jesosy niteny mivantana fony fahavelony...

Amin'ny ankapobeny ny olona rehefa manatona an'Andriamanitra dia manana olana, fa rehefa milamina ny fiainana (tsy dia misy olana goavana) dia zary adino na tsy dia heverina loatra ny momba an'Andriamanitra hany ka lasa fahazarana fotsiny sisa ilay endrika "fanatonana" an'Andriamanitra fa na ny fo sy saina aa tsy mifantoka loatra Aminy...

Ka rehefa manatona an'Andriamanitra ny olona ka mitady vahaolana dia matetika mila valim-panontaniana hentitra na mivantana na azo raisina mivaingana... tsy mahagaga raha misy olona nilaza fa nihaona tamin'i Jesosy ka nahazo fanomezam-pahasoavana manokana ohatra no ihazakazahan'ny olona satria heverina ho afaka hamaha ny olana haingana na farafaharatsiny ahazoana fanazavàna momba ny fototr'ilay olana...

Na iza na iza manana olana, na kely na lehibe dia samy mikatsaka ny hamahàna izany faingana ka tsy mahagaga loatra ilay fihazakazahana mankany amin'ireny olona manana fanomezam-pahasoavana ireny... iza kosa indray tokoa moa no aleha, tsy any amin'izay ahafahana mihaona amin'Andriamanitra va? amiko manokana tsy dia olana loatra ilay fanatonana ireny fa ny tena goavana raha ny fahitako azy dia ilay fanoloana an'Andriamanitra amin'ilay olona mihitsy... Izany indrindra no antony lehibe niantsoan'Andriamanitra an'i Dada Rakotozandry satria "notakonanao Aho" hoy Kristy taminy... lasa izy mihtsy aza no nivavahan'ny mpino sasany sy ireo olona nifandray taminy vitsy2.

Ary ny olana goavana faharoa dia ilay finoana ao anatin'ny tsirairay... fa rehefa voavahan'Andriamanitra matetika ilay olana dia vitsy ny tena miverina amin'Andriamanitra ka mihaino sy mankato Azy (raha tsy misy olana vaovao indray)... maro ny fanoharana nataon'i Kristy mikasika an'io, toa an'ilay narary fololahy nositranina dia iray ihany no niverina, toa an'i Kristy nanao fahagagàna dia nahatonga Azy nanontany tany am-parany hoe "Raha ho avy ny Zanak'olona moa hahita finoana ety ambonin'ny tany va Izy?" satria fantany fa ilay mahatery vety2 ihany no nanatonan'ny olona Azy fa ilay finoana dia zary tsy dia misy loatra...
46. fahamarinana ( 03/06/2008 11:17)
:arrow: prime :Misaotra betsaka fa mazava be amiko,itsy misy tsiny raha zao vao afaka mamaly ianao.Isan'ny tena nampiasa loha ahy manko io resaka io,noheveriko fa za koa no misy olana tsy manantona na mety za koa no tsy ampy finoana ka diso fihevitra.
Izay fanantonana an'Andriamanitra par reconnaissance na redevance izay ndraindray no hitako mampihazohazo ny olona (hevitro manokana io an.) hany ka rehefa metimety ilay fiainana na azo izay nangatahana dia variana eny ndray.Tsy ny rehetra akory no manao toa io fa misy tokoa,tsy azo lavina (l).
47. prime ( 03/06/2008 11:53)
fahamarinana> tsy misy fisaorana... :)

Mandefitra:
3/Ho an\'ny protestanta hafa (calvin oh), dia symbole io.
... Marina tokoa io fa ilay fahatsiarovana no anisan\'ny fototra iorenan\'ny fanatonana ny latabatry ny Tompo, fa ilay firaisana amin\'i Kristy dia tena fototra ihany koa iorenan\'ny fandraisana ny fanasan\'ny Tompo ho an\'ny \"calviniste\" sy ny \"reformée\".

Ny fandraisana ny fanasàn\'ny Tompo no endrika fanafahana feno ao amin\'i Kristy satria maneho ny firaisana Aminy (raha ny foto-pinoana kalvinista) amin\'ny alalan\'ny fandraisana ny Fanahy Masina, ny fanatrehan\'i Kristy ny fanasàna entina hanamasinana izany ary ny hevitra fototra iorenan\'ny mofo vakina sy ny divay, sotroina sy hohanina... nefa ny mofo sy divay dia mofo sy divay ihany saingy manambara ny Teny sy fiainana ao anatiny rehefa avy hamasinina...
http://fr.wikipedia.org/wiki/Sainte-C%C3%A8ne
48. Mandefitra ( 03/06/2008 12:25)
Prime> fizarana moa no atao, dia indro atolotro ho vakianao, ny fijerin ny Loterana ny fanasan'ny Tompo
http://www.egliselutherienne.org/bibliotheque/doctrine/sacrementstecene/
49. fahamarinana ( 03/06/2008 14:17)
:arrow: misaotra any prime sy mandefitra amin'ny fizarana e.. :) (l)
50. ikaretsaka ( 03/06/2008 15:07)
Ilo: misy teny sy acte bedebe alohan'ilay hoe 'ataovy izao ho fahatsiarovana ahy' fa tsy io fotsiny... "izao" inona? ilay fakamasinana rehetra nataony t@ alakamisy masina.ny nitranga zoma sabotsy masina ary alahadin'ny paka!

momba ilay fizahana ny fanahy rehetra:: nisy tenin'ny Tompo izay nanao hoe "moa va tsy hiteny ianareo hoe efa nandroaka Demony sy nanao fahagagana t@ anaranao ve zahay? dia hoy aho aminareo hoe miala any ry mpanao ratsy fa tsy fantatro akory ianareo".... jereoakaiky ihany tokoa ny momba an'io
51. Ilo ( 04/06/2008 07:29)
Ikaretsaka>> Marina tokoa fa nisy teny sy acte be dia be alohan'io teny io fa Kristy anie matetika rehefa miteny dia manao fanoharana na sarin-teny ka mila halalinina tsara fa tsy hoe raisina littéralement ny zavatra teneniny e!
Ohatra izao raha miteny Izy hoe, "Izaho no voaloboka, ianareo no fakany" dia misy lesona tiany ambara ao.
Io koa moa samy manana ny maha-resy lahatra azy e :wink: !
Fa ny tsy azoko @ ilay hoe tena mandray ny vatan'ny Tompo sy ny Rany isaky ny alahady, ka raha any @ toerana tsy misy mopera na pasitera manamasina zany de aona? sady lasa toy ny hoe atao fanatitra mandray ny fanasan'ny Tompo na Kominio i Kristy...

Ikaretsaka:
nisy tenin'ny Tompo izay nanao hoe "moa va tsy hiteny ianareo hoe efa nandroaka Demony sy nanao fahagagana t@ anaranao ve zahay? dia hoy aho aminareo hoe miala any ry mpanao ratsy fa tsy fantatro akory ianareo"....

Raha ny fahazoako an'io andininy io dia tsy ny asa tsara izay nataontsika no mahavonjy antsika fa ny asam-pamonjena izay nataon'i Kristy. Fa rehefa manana an'i Kristy ho Tompo sy Mpamonjy isika izay vao natao hanao asa tsara.
Efesiana 2:8-10 : "Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra; tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha. Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo, mba handehanantsika eo aminy."
Izany hoe misy ny olona izay manao asa, mitory @ anaran'ny Tompo kanefa tsy manana Azy ao am-pony akory ary hita eny @ "voany" eny ihany izany.
Ohatra : Ny fitoriana ny filazantsaran'i Kristy no tokony ho zava-dehibe indrindra rehefa mampianatra na mitori-teny fa tsy any @ zavatry ny tany toy ny fanasitranana sns
Izay ilay hoe trano miorina eo ambony vatolampy : I Kristy no fototra iorenany.
52. prime ( 04/06/2008 09:09)
Ilo> Mazava tsara... =D>
53. niryna ( 04/06/2008 17:31)
fahamarinana:

:arrow: fa inona no tena probleme-niryna aloha fa tsy azoko intsony :ilay hoe manaiky ny tenin'ny ika hoe mino ny transbustantion ve sa kosa tsy azonao ilay resaka.

[/quote] tsy misy ny probleme ka ilay zavatra tsy hay sy tsy fantatra no mba mila fanazavana

:D
54. niryna ( 04/06/2008 17:34)
Ilo:

Tsy lasa HS v zany resaka izany?
Fahamarinana>>fantatro anie fa fanazavana ny an'i Ika e! mba vazivazy ny ahy iny.
Fa izao kosa aloha e! mba hamarino ary hoe araka ny Baiboly tokoa io transsubstantiation io!

izay no mba ilaiza fanazavana fa tsipona na pli vava fotsiny tokoa :D ahoana io ika fa liana aho amin'ny fanazavanao azy e please :cry: :wink:
55. ikaretsaka ( 05/06/2008 02:56)
Ilo:

Ikaretsaka>> Marina tokoa fa nisy teny sy acte be dia be alohan'io teny io fa Kristy anie matetika rehefa miteny dia manao fanoharana na sarin-teny ka mila halalinina tsara fa tsy hoe raisina littéralement ny zavatra teneniny e!

io ange efa zavatra mazava be no ataony fa tsy misy sarinteny iintsony e.. noraisiny ny mofo de nataony hhoe vatany..
Ianao no Vato eo amboniNAO vato sns...
ka aza forcena ho sarin-teny ny efa mazava

56. niryna ( 06/06/2008 04:27)
Ilo:

Ikaretsaka>> Marina tokoa fa nisy teny sy acte be dia be alohan'io teny io fa Kristy anie matetika rehefa miteny dia manao fanoharana na sarin-teny ka mila halalinina tsara fa tsy hoe raisina littéralement ny zavatra teneniny e!
Ohatra izao raha miteny Izy hoe, "Izaho no voaloboka, ianareo no fakany" dia misy lesona tiany ambara ao.
Io koa moa samy manana ny maha-resy lahatra azy e :wink: !
Fa ny tsy azoko @ ilay hoe tena mandray ny vatan'ny Tompo sy ny Rany isaky ny alahady, ka raha any @ toerana tsy misy mopera na pasitera manamasina zany de aona? sady lasa toy ny hoe atao fanatitra mandray ny fanasan'ny Tompo na Kominio i Kristy...

Ikaretsaka:
nisy tenin'ny Tompo izay nanao hoe "moa va tsy hiteny ianareo hoe efa nandroaka Demony sy nanao fahagagana t@ anaranao ve zahay? dia hoy aho aminareo hoe miala any ry mpanao ratsy fa tsy fantatro akory ianareo"....

Raha ny fahazoako an'io andininy io dia tsy ny asa tsara izay nataontsika no mahavonjy antsika fa ny asam-pamonjena izay nataon'i Kristy. Fa rehefa manana an'i Kristy ho Tompo sy Mpamonjy isika izay vao natao hanao asa tsara.
Efesiana 2:8-10 : "Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra; tsy avy amin'ny asa, fandrao hisy hirehareha. Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesosy mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo, mba handehanantsika eo aminy."
Izany hoe misy ny olona izay manao asa, mitory @ anaran'ny Tompo kanefa tsy manana Azy ao am-pony akory ary hita eny @ "voany" eny ihany izany.
Ohatra : Ny fitoriana ny filazantsaran'i Kristy no tokony ho zava-dehibe indrindra rehefa mampianatra na mitori-teny fa tsy any @ zavatry ny tany toy ny fanasitranana sns
Izay ilay hoe trano miorina eo ambony vatolampy : I Kristy no fototra iorenany.

----------------------------------------------------
misaotra tamin'ny fanazavana

:-*
57. prime ( 06/06/2008 10:12)
ikaretsaka:
momba ilay fizahana ny fanahy rehetra:: nisy tenin'ny Tompo izay nanao hoe "moa va tsy hiteny ianareo hoe efa nandroaka Demony sy nanao fahagagana t@ anaranao ve zahay? dia hoy aho aminareo hoe miala any ry mpanao ratsy fa tsy fantatro akory ianareo".... jereoakaiky ihany tokoa ny momba an'io
... tsy dia mazava ny tianao ahatongavana satria zavatra hafa mihitsy no tian'i Kisty ambara tamin'io tranga iray ambaranao io... (HS: perikopa FJKM amin'izao fotoana io notsongain'i Ika io)
58. niryna ( 06/06/2008 18:24)
prime:

izaho koa aza mba gaga

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0439