Aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy,

21. fahamarinana ( 31/05/2008 11:10)
niryna:

Amiko manokana aloha raha resaka fivavahana dia tsy tokony
andeha an'ny amin'ireny olona mamaky tanana,mijery vady,na manontanitany zavatra ireny .


:arrow: Misaotra any niryna namaly :ka eto indrindra isika anie akia e,tsy hoe olon-kafa ireo lazaiko antonon'olona sy hametrahany fanontaniana ireo fa ireo RAR lehibe izay afarana amin'ny Toby any M/car mba hizara ny fijoroany vavolombelona,hitondra ny hafatra,sns.....izay mankaty andafy.Dia ny nahatalanjona ahy moa dia filaharam-be tokoa manantona azy ary dia fanontaniana tsy hita popoka no napetraka.Izaho moa dia ny mahafinaritra ahy rehefa miresaka amindry zareo dia ilay miheno ny fiainany,ny partage ataony amin'ny Toby ,ny hafatra henony,izay hitany tamin'izy ireo nantsonin'ny Jesoa,sns sns..dia tenenin'ny mpiandry namana sasany hoe ianao angaha tsy mba hanontany zvtr aminy.Dia za moa milaza fa efa fantany ny momba ahy ka tsy mila manontany akory aho fa hilaza ahy izy fa tokony hamaky tenin'Andriamanitra.
Marihiko fa tsy ny rehetra akory no manao toa io fa tsy azo lavina mihintsy hoe misy tokoa olona diso eritreritra ve sa hoe inona marina.Ny tena moa aty antany lavitra fa asa raha toa izay ny any dago.Isan'ny tsy nanafarana RAR justement amin'ity taona ity noho ireo antony voalaza ireo.Mangotrakotraka mandritra ny fotoam-pifohazana herinandro iny dia rehefa lasa ilay RAR dia miverina amin'ny toetrany daholo fa tsy mandray izay lesona sy fampianarana voaray teo.
Araka ny voalazan'ny Prime tery ambony hoe tsy vita fotoana fohy fa fianarana à vie ny fiainan'ny mpiandry :mila miambin-tena foana no miambina ny ondriny.Ahoana tokoa moa no hiandrasanao ny ondry raha ny tenanao aza tsy voatandrinao na am teny,na am asa na am fihetsika na am fiainanao manontolo ? Tsy mora izany fa mitaky zvtr lehibe :tsy hoe finoana fontsiny ihany sy fahaizana tenin'ny Soratra Masina (na dia tena ilaina koa aza ).
Dia miandry fanampim-panazavana aho izay afaka manome ary misaotra ireo afaka mizara izany ihany koa e.Ho tahian'ny Tompo. (l)
22. fahamarinana ( 31/05/2008 11:12)
:arrow: niryna :ialako tsiny fa lasa tsy nifandray tamin'ilay dinika intsony ny fanontaniako an,sinon raha misy afaka mamaly dia alefaso hafatra manokana mba tsy hanimba ny dinika napetraky niryna.Misaotra e (l)
23. ikaretsaka ( 31/05/2008 16:00)
le "mandinika" ambetin-teninareo ity mihitsy anie no tsy mazava e..
inona no tianareo lazaina @ le mandinika..
toa ahodikodinareo @ io foana ilay resaka nefa ilay izy aza tsy voavaly mazava
24. niryna ( 31/05/2008 17:49)
todisoa2:

niryna:

Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao. 1 Jaona 4:1
Ahoana izany hoe izahao toetra ny fanahy izany ?
Ahoana no ahafantarana fa Fanahin'Atra ilay mitoetra ao amin'ilay olona izay mampianatra,mitoriteny,maminany ?
misaotra mialoha
(l) niryna


ilay hoe mizaha toetra ny fanahy dia miainga voalohany indrindra aloha any @ famakiana sy fandalinana ny Baiboly. Io no base ahafantarana ny fahmarinan'ny Fanahy rehetra. Raha mandinika ny Baiboly isika dia hohitantsiaka ny fahamarinan'ny fanah, na ny mifanohitra amin'izany koa. Ny fizahan-toetry ny fanahy dia midika ho fampitahana ny tenin'Andriamanitra sy ny fanahy miasa ao aminao. Mifanaraka tsara @ dogmatika kristiana ve ny etika ara-teolojika eo @ fiainanao?

----------------------------------------------------

=D> =D> ^:^ ^:^ :-*
25. niryna ( 31/05/2008 17:58)
fahamarinana:

:arrow: niryna :ialako tsiny fa lasa tsy nifandray tamin'ilay dinika intsony ny fanontaniako an,sinon raha misy afaka mamaly dia alefaso hafatra manokana mba tsy hanimba ny dinika napetraky niryna.Misaotra e (l)

tsy diso ny fanontanianao ka ,na satana aza dia afaka manao fahagagana,raha ireo RAR ireo indray dia tsy fantatro fa ireto no zavatra tsara ho fantantsika satria afaka miantso an'Atra daholo ny olona na hanao fanafody aza izy
Ireto no santionany omeko anao fa tsy avy amin'Atra dia ny tarrot na ireny olona mamaky tanana ireny,nykristal,ny olona miantsoantso hoe esprit es-tu la ? ny horoscope,ny dada Rabe,ny mpimasy,ny mpamosavy,ny mpanao mpisikidy,ny mpandatsa-baratra,ny mpanao sorona,ny manao alafaditra,ny miakatra eny amin'ny tendrombohitra miantso ny razana,ny olona mivavaka amin'ny razana,maro e,ireo no tadidiko ,ny olona mandeha maka fanafody famosaviana,fitadiavana vady,fanaovana tsenambarotra mba andeha,fakana odik''osy hamotehina illay odi-gasy sns, izay mbola mahita moa dia afaka miteny,ireo olona mampianatra ny mpiangona hoe mivavaka amin'ny maty
na iza izany na iza
mbola hitohy
26. ikaretsaka ( 31/05/2008 22:56)
Ireto no santionany omeko anao fa tsy avy amin'Atra dia ny tarrot na ireny olona mamaky tanana ireny,nykristal,ny olona miantsoantso hoe esprit es-tu la ? ny horoscope,ny dada Rabe,ny mpimasy,ny mpamosavy,ny mpanao mpisikidy,ny mpandatsa-baratra,ny mpanao sorona,ny manao alafaditra,ny miakatra eny amin'ny tendrombohitra miantso ny razana,ny olona mivavaka amin'ny razana,maro e,ireo no tadidiko ,ny olona mandeha maka fanafody famosaviana,fitadiavana vady,fanaovana tsenambarotra mba andeha,fakana odik''osy hamotehina illay odi-gasy sns, izay mbola mahita moa dia afaka miteny,ireo olona mampianatra ny mpiangona hoe mivavaka amin'ny maty
na iza izany na iza


le condemnation fahatany ity no tsy
27. niryna ( 01/06/2008 03:44)
ikaretsaka:

Izay koa no antony handraisana ny vatana sy ran'i Jesoa, mba ho Izy no ho ao anatinao hizahanao ny toe-panahy ao anaty.
mba afaka manazava an'izany teny tianao ho tenenina izany ve hianao azafady e handraisana ny vatana sy ny ran'i Jesoa amin'ny fomba ahoana ?
misaotra anao
28. ikaretsaka ( 01/06/2008 03:51)
mino ny transubstantion ve aloha i niryna?
http://en.wikipedia.org/wiki/Transubstantiation
29. ikaretsaka ( 01/06/2008 03:57)
raha kamo hamaky dia mino ve ianao ny tena fisian'i Jesoa ao anaty Mofo sy divay @ komonio sa resaka memorialism fotsiny ny "fanasan'ny Tompo"?
30. niryna ( 01/06/2008 04:05)
fahamarinana:

:arrow: miombon-kevitra amin'ny prime koa aho eto mikasika ilay Fanahy ao anaty io.
Prime :mety ho HS kely,ialako tsiny amin'ny namana ,fa misy fanontaniana tiako hapetraka aminao ity mikasika indrindra ireo olona manana fanomezam-pahasoavana manonkana ka mahafantatra ny fanahy miasa ao amin'ny olona arabainy sy mifanena aminy.Maninona no lasa sanatria ohatran'ny Voyante na devin na zay azo iantsoana azy ny fandraisan'ny olona sasany azy? olona lazaiko eto na olona mpino na misy tsy mpino dia resy lahatra[

Toy ny rehetra ihany io fahamarinana a,resy lahatra ny olona iray rehefa maheno ny toritenin'ny olona iray ohatra,tonga ao aminy ny fanahy mandresy lahatra azy.ary misy na toriana in-jato polo kely aza d,tia tsy fantany,mety tsy azony,ary tsy mety resy lahatra izy fa izay saim-patany no hi
tondrany sy iresahany ary hanoherany ny tenin'Atra ,dia ireny olona manoro voana ny ankizy ireny ohatra,ny baiboly miteny hoe mila mamaky
tenin'Atra isika,mila manao meditation,mila ato ao am-po sy ao am-bava mandrakariva ny tenin'Atra kanefa izy manao hoe tsy mila mamaky baiboly fa tsy ampy ny baiboly,tsy mila mametraka ny tenin'Atra ao ambava na ao am-po dia avadiny hoe pli-vava ...dia anjarantsika no mandray ,anjarantsika no mijery ny tenin'Atra ,ahoana no ahalalana ny tantara raha tsy vakiana sy alalinina ?

manamaraka ila y Rar lehibe satria te haheno ny avenir-ny sns..
fahamarinana raha tsy mahadiso fa tsy azoko,olona tsotra no milaza fa mahalala avenir dia mandeha hatramin'ny mpiandry ?
eny na mpiandry koa aza dia maro milahatra mangataka dinika aminy koa manontany zvtr :avenir sy zay angatahana sns...

Asa aloha e fa raha ny henoko tamin'ity rangahy iray izay dia hoy izy hoe nandeha tamin'ireny olona antsoina mpisikidy ireny hono izy ary fantatr'ilay olona daholo ny zavatra nataony, saingy tsy mahafantatra ny ho aviny izy..
Tadidio fa satana miaraka amin'ny olona eny rehetra eny,izy no mampahatsiahy ny zavatra nataontsika rehetra ,toy ny mijery film,pihany fotsiny ny bokotra dia miverina daholo ny zavatra nataontsika,ka raha misy ny tokony hanan-karena dia ireny olona ireny no lasa mpanan-karena voalohany indrindra.Misy aza izy ireny tena mikopakopan-tanana mihitsy mitady kil
Misy aza moa fivavahana eo akaikiny eo ny fanazavana ny baiboly dia eo amin'ny sisiny ny fijerena horoscope,gaga aho
31. ikaretsaka ( 01/06/2008 04:10)
Tadidio fa satana miaraka amin'ny olona eny rehetra eny,izy no mampahatsiahy ny zavatra nataontsika rehetra ,toy ny mijery film,pihany fotsiny ny bokotra dia miverina daholo ny zavatra nataontsika

affirmation gratuite!
angano angano arira arira! bokin'iza toko fahafiry indray izany?
32. niryna ( 01/06/2008 04:15)
fahamarinana:

Amiko manko dia ilay maheno ny fijoroany vavolombelona (oh ny nifanenany tamin'ny Jesoa,ny hafatra,sns..)no tena ilaiko fa tsy hoe hanantona azy dia hanontany na hiteraka aho,na ahita vady sns..zava-misy hitako maso izany fony nandalo ilay Rar lehibe lazaiko io teto france.Tsy fantatro ny any M/car raha toa izany koa .
Ialako tsiny fa lava be lay fanontaniana

Asa aloha ry fahamarinana fa mbola tsy naheno mihitsy ahy hatramin'izao hoe ny olona mpiandry dia afaka ilaza ny ho avy.Atra irery no mahalala ny ho avintsika,eny fa na dia ny ao anantintsika aza dia efa fantany.Sady mahafantatra ny eritreritsika Izy.Misy Azy daholo izay alehantsika.
Na i Nenilava aza tsy mbola naheno aho hoe niteny tamin'ny olona ny avenir-ny izy.
Ka dia anjarantsika izany no mino na avy amin'Atra ireo olona ireo na tsia.
Ny soratra masina manamba fa haminany ny zanaka,ahita nofy,hanasitrana,androaka demonia,mivavaka ny marary sy ny mila izany

33. niryna ( 01/06/2008 04:18)
ikaretsaka:

mino ny transubstantion ve aloha i niryna?
http://en.wikipedia.org/wiki/Transubstantiation


hianao manazava azy no mba ilaiko azafady e fa tsy tsimpotsimponina etsy sy eroa fotsiny kanefa ny tenin'Atra omena anao aza lazaina fa pli-vava foana

:wink:
34. fahamarinana ( 01/06/2008 09:03)
:arrow: niryna :tsy Mpiandry akory no lazaiko etoana kah na olon-tsotra na mpisikidy lazainao io...,olona nahazo fahasoavana manokana,tsy hanononona anarana aho fa olona toy ry nenilava,misy betsaka izy ireo :dada rasolofo, dadasamy,mama rabea harilala sns sns...An an an tsy izy ireo akory no niteny sanatria fa mahay avenir,tsy azon'ny niryna ny fanontaniana napetrako tam prime ve ?, tsy izy ireo velively fa ny fanontaniako tery ambony dia hoe :Maninona ny olona mpino sasany,na tsy mpino fa lasa resy lahatra na Mpiandry ihany koa no lasa manantona manontany ireo olona ireo ny avenir-ny sns...Mananfangaro zvtr sa ny fandraisany ny fahasoavana azon'ireo Rar ireo no lasa voa-interpreter ho zvtr hafa ndray ?hitako maso fa tsy noforoniko io ary nahalasa saina ahy aza fa tsy nahazoako valiny moa ilay fanontaniana satria tsy hiverina ny Rar aminity taona ity dia tsy ahita tava azy aho ka tsy afaka hanontany akory. (l)
35. ikaretsaka ( 01/06/2008 17:19)
niryna:


mino ny transubstantion ve aloha i niryna?
http://en.wikipedia.org/wiki/Transubstantiation


hianao manazava azy no mba ilaiko azafady e fa tsy tsimpotsimponina etsy sy eroa fotsiny kanefa ny tenin'Atra omena anao aza lazaina fa pli-vava foana

:wink:

ok tsy maninona ary
rehefa @ fotoanan'ny fankamasinana, dia mino ve i niryna fa lasa vatana sy ran'i Kristy ny mofo sy divay? par transubstantiation? io manko tahakan'y hoe sarotra be amin'ilay olona hazavaina manko ny manazava azy heo 2 ny masonao raha tsy fantatrao akory hoe inona ny maso dia inona no atao hoe 2 voalohany indrindra!
36. niryna ( 02/06/2008 05:29)
ikaretsaka:

niryna:


mino ny transubstantion ve aloha i niryna?
http://en.wikipedia.org/wiki/Transubstantiation


hianao manazava azy no mba ilaiko azafady e fa tsy tsimpotsimponina etsy sy eroa fotsiny kanefa ny tenin'Atra omena anao aza lazaina fa pli-vava foana

:wink:

ok tsy maninona ary
rehefa @ fotoanan'ny fankamasinana, dia mino ve i niryna fa lasa vatana sy ran'i Kristy ny mofo sy divay? par transubstantiation? io manko tahakan'y hoe sarotra be amin'ilay olona hazavaina manko ny manazava azy heo 2 ny masonao raha tsy fantatrao akory hoe inona ny maso dia inona no atao hoe 2 voalohany indrindra!


vao maika tsy fantako ny tianao tenenina,mandehana mijery baiboly aloha fa tena tss ,ahoana no fitorianao teny ny olona ry ika oops,sorry ,tsy izay rehetra te hiteny no omeny fa izay mangetaheta ny teniny dia omeny ny fanahy

37. Ilo ( 02/06/2008 08:14)
ao anaty Baiboly nga zany transubstantiation zany? to tsy mahita an zany za!!! :-D :-D :-D
38. fahamarinana ( 02/06/2008 08:38)
:arrow: fa inona no tena probleme-niryna aloha fa tsy azoko intsony :ilay hoe manaiky ny tenin'ny ika hoe mino ny transbustantion ve sa kosa tsy azonao ilay resaka.
F'angaha moa rehefa mandray ,ny protestanta aloha no haiko sy kato fa ny hafa tsy haiko ,tsy miteny hoe ity ny vatan'ny Kristy ,ity no ran'ny Kristy ...fa tsy hoe mody ity ny vatany sy ny rany. sanatria ny vava...
ika :inona no ifandraisany amin'ny ilay resaka fanahy ery ambony,azonao azavaina ahy ve,za somary ela zay vao mahazo resaka,mila azavaina tsara :wink: .Misaotra mialoha! Lasa tsy arako tsony ny resakareo dahy eto fa lasa lavitra be !
Ilo :tsy hoe ao anaty baiboly io io teny io fa explication nomen'ny ika,mazava kosa e,nareo dia mitady explications hafa be foana,tsy vitan'ny tsipona anaty baiboly foana tokoa anie fa sinon izay rehetra tsy voalaza ao dia tsy tokony hinoana :ohatra ireny faminanina,fanahy miteny,sns sns... (l)
39. Mandefitra ( 02/06/2008 10:45)
Ndeha handray kely le resaka Mofo sy Divay:
1/@ Katolika aloha zany dia ny transubstantiation, zany hoe niova ny substance ny mofo sy ny divay, ka lasa Tena sy Ra n 'i Kristy, ka ny Mopera zay nahazo fahefana manokana hanao izany no manova azy (ahitsio raha diso) ... ary dia zay no antony hanaovana signe na ivelan ny fiangonana aza, satria ao (ilay Mofo) ny vatan'i Kristy.
2/Ny an ny Loterianina indray, dia mofo ny mofo, divay ny divay, kanefa koa dia Tena sy Ran'i Kristy tokoa ireo, ka avy @ alalan'ny union sacrementale no mahatontosa izay. Tsy fahefana avy @ pasitora, fa ny Tenin'i Kristy nanao hoe : Ty no Tenako, Ty no Rako, no maha Tena sy Ran'i Kristy ny mofo sy ny divay, ary rehefa vita ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo, dia mofo sy divay no tavela, ka tsy hanaovana fiderana manokana intsony
3/Ho an'ny protestanta hafa (calvin oh), dia symbole io.
40. fahamarinana ( 02/06/2008 11:03)
:arrow: ka zay koa no fiheverako azy nefa moa asa ny hafa,aleo dia tsoriko koa fa tsy nandalina lalina aho ka sao hiteniteny foana eto.Misaotra ny fanazavana nentin'ny mandefitra,mazava ihany koa ilay jereo eto napetraky Ika.Ary ahoana ny hevitry niryna momba an'io ? Mbola tsy azon'ny niryna ve ny tiany tenenina sa ilay ifandraisany am fanahy ery ambony toa ahy koa.
(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0489