Ilay sary hosodoko tsy nisy vidiny
21. niryna
(
30/05/2008 23:39)
ikaretsaka:
raha tsy nolazaina hoe taiza ity no nalaina nefa hafahana olona dia zaraina...
izay no tsy mety!
voaray?
ka ny mety aminao mety tsy ho hety amin'ny olona,ny
lalanao tsy lalako ary ny fihevitrao tsy fihevitro,io koa izao dia nalaiko tao anaty baiboly kanefa dia mitombona io amin'ny fiainantsika dahy.Antsoy ny lehiben'ny fiangonana fa naka tahaka tao anaty baiboly aho
:cry: :wink: :wink:
22. niryna
(
30/05/2008 23:41)
naritsimba:
ikaretsaka> dia ahoana izany raha miditra hôtely ka rosoana ranon'apango? dia hanontany ve hoe rano avy aiza io????
=D> =D> ^:^ ^:^
ny adala hono rehefa tsy miteny dia heverina fa hendry :wink:
23. niryna
(
30/05/2008 23:57)
ikaretsaka:
naritsimba:
ikaretsaka> dia ahoana izany raha miditra hôtely ka rosoana ranon'apango? dia hanontany ve hoe rano avy aiza io????
ko he izany izy heo ranon'apango sy hotely koa
fa raha ary amin'ny dezaka be aho no mampitady an'i naritsimba rano na hoe hitan'i naritsimba hoe mangetaheta ka toloranao rano, tsy maintsy mandeha ho azy ny fanontaniana hoe "rano taia ity na ranon'inona ity " indrindra raha tsy hita ilay rano fa somaro matroka ny gourde nasianao azy ohatra!
--------------------------------------------------------------
izay mangetaheta ny tenin'Atra dia mandray azy ary satriny aza hihaino sy hianatra ary ampihatra izany amin'ny fiainana,sy mizara ny hafa ny fahasoavana nomen'i kristy azy,matoa tsy mangetaheta dia ao raha .... Andramo ka zahao fa tsara Izy... ary izay mitady dia ahita,izay mangataka dia omena ary izay mandondona dia ho vohan'i kristy ho azy tokoa ny varavaran'ny fony
Ask and it will be given to you ,seek and you will find,and keep knocking the door and the door will open for you Mt 7:7
24. ikaretsaka
(
31/05/2008 16:18)
ary maninona tokoa rehefa ao anaty baiboly dia hay ery ny mametaka ilay reference kely... fa rehefa toritenin'i St Ambrose dia adino ny nilaza hoe toritenin'i st ambrose no nalain; i niryna dia nozaraina teto.
averiko fa za tsy contre ilay mizara.. fa rehefa mizara dia mba omeo koa ny credit e!
and we didn't seek BTW, we found it already :-D

25. niryna
(
02/06/2008 05:41)

Tsy any ny olana satria na izay mitory teny dia tsy maintsy milaza tantara na zavatra niseho tamin'ny fiainana ny olana,ny fomba fiteninao azy dia tsy izay
fa na inona teneniko dia toherinao daholo, too bad... efa voasoratry ny anjely daholo izay nataontsika ka raha tsy mibebaka aminy isika dia ho dange ny ahazo ..fornicator,blasphemy,stumbling block,ary mbola mi- reject sy mi rebel ihany koa ,ny tena mampalahelo dia tsy ho azontsika mihitsy raha tsy ny fontsika no misokatra ,manaiky an'i kristy ho tompo sy mpamonjy,raha tsy Izy irery ihany no hivavahana sy hifonana,ary mbola miha pire koa aza dia
manoro vohana ny mpino rehetra, satria milaza mino kanefa mifanohitra daholo,mila mivavaka ry ika ary dia ampiasao amin'izay ny pli vava hoe "manetritena" misaotra tompoko.
hialako tsiny fa mety maharary anao ny teniko saingy raiso fa namana tsy mahafoy anao no mizara ny tenin'Atra ka anjaranao no mivavaka mangataka an'Atra mba omeny ny fanahy masina hanazava sy hameno ny fanahin'Atra ao anatin'ny fonao.
Manetritena dia asandrany amim-boninahitra satria fantany fa mangetaheta izany teny mamy sy sarobidy izany ary indrindra ny fiainana aorian'ny fahafatesana izany....izay tsy ho hita na aiza na aiza raha tsy miaraka amin'i kristy irery, :-* :-* :-*
26. ikaretsaka
(
02/06/2008 15:26)
tsy any ny olana hoy ianao nefa details kely ohatr'izany aza tsy hainao..
tsy izany ve no manoro vilana? misandoka?
milaza fa mila misoka-po e, mihaiky heloka e... nefa zavatra lapsus kely ohatran'izany aza dia tsy ekena hoe diso?
izao izany le heo tsy mitatatra tsy mivoly farihy fa faly hilaiso ny varin'olona fotsiny mba hizestiavana heo ity ny an'ny tena dia nahay namorona toriteny ? come on! mandiniha tena

27. mbaliana
(
04/06/2008 12:41)
tsy azon'i nyrina ny tian'i Ika tenenina... tsara ny mizara ny toriteny izay heno fa mahasoa .. saingy amin'ny ity fiarahamonina araky ny lalàna fifampifehezan'ny olona eto amin'ity tany ity amin'izao fotoana izao dia misy ny atao hoe droit d'auteur... ka raha tsy mahazo alalana amin'ilay tena namoaka azy dia tsy azo aparitaka amin'ny hafa na gratuit aza ny hanaovana azy ... dia tafiditra amin'izany koa ny toritenin'ny mpitarika fivavahana....
Ny itenenako an'izany dia nisy mompera zay isaky ny alahady hariva taty aminay nanazava ny fomba fampiharana ny didy folo ho an'ny tanora sy ny vatombatony eo amin'ny fiainana ankehitriny, dia nisy olona ni-enregistrer an'ilay fanazavany dia tezitra be izy satria tokony hiera aminy aloha hono vao afaka mi-enregistrer satria reproduction ny zavatra azy manokana eny fa na dia hoe ianao nihaino azy io ihany aza no hihaino azy fanindroany....

28. mbaliana
(
04/06/2008 12:48)
dia izany no mahatonga ny olona koa rehefa mamerina ny voalazan'ny hafa ao anaty boky citation na mamerina ny voalzan'ny hafa ao amin'ny toriteny dia tenenina hoe i ranona no namorona an'io volaohany... :P
30. niryna
(
06/06/2008 04:21)
ikaretsaka:azavao aza aho fa tsy aiko e
tsy any ny olana hoy ianao nefa details kely ohatr'izany aza tsy hainao..
tsy izany ve no manoro vilana? misandoka?
afaka mitsikera ,afaka mikritika afa miteny izay tianao tenenina hianao,ny tanjoko akory tsy hiverina ,dia ny fizarako ny fitiavan'ilay Kristy
milaza fa mila misoka-po e, mihaiky heloka e... nefa zavatra lapsus kely ohatran'izany aza dia tsy ekena hoe diso?
izao izany le heo tsy mitatatra tsy mivoly farihy fa faly hilaiso ny varin'olona fotsiny mba hizestiavana heo ity ny an'ny tena dia nahay namorona toriteny ? come on! mandiniha tena
antsika izany ...
31. niryna
(
06/06/2008 04:25)
[quote=mbaliana]
tsy azon'i nyrina ny tian'i Ika tenenina... tsara ny mizara ny toriteny izay heno fa mahasoa .. saingy amin'ny ity fiarahamonina araky ny lalàna fifampifehezan'ny olona eto amin'ity tany ity amin'izao fotoana izao dia misy ny atao hoe droit d'auteur... ka raha tsy mahazo alalana amin'ilay tena namoaka azy dia tsy azo aparitaka amin'ny hafa na gratuit aza ny hanaovana azy ... dia tafiditra amin'izany koa ny toritenin'ny mpitarika fivavahana....
izany indray raharaha hafa ,raha mihaino toriteny ao am-piangonana hianao ka manao tantara ny pasiteranao ary zarainao ny namanao eto amin'ny serasera ilay izy ,inona no olana amin'izany ..... :roll: ,ilay :roll: mpitory :roll: no tsy zakany ,hi;hi,

dia vao maika koa mahazo vahana izy satria tsy mahazo resaka koa i mbaliana ,torio daholo ary ny pasitera,ny mpitoriteny rehetra milaza tantara raha izany e... tsy ho azonao mihitsy
[quote]
Ny itenenako an'izany dia nisy mompera zay isaky ny alahady hariva taty aminay nanazava ny fomba fampiharana ny didy folo ho an'ny tanora sy ny vatombatony eo amin'ny fiainana ankehitriny, dia nisy olona ni-enregistrer an'ilay fanazavany dia tezitra be izy satria tokony hiera aminy aloha hono vao afaka mi-enregistrer satria reproduction ny zavatra azy manokana eny fa na dia hoe ianao nihaino azy io ihany aza no hihaino azy fanindroany....
izany indray raharaha hafa ,raha mihaino toriteny ao am-piangonana hianao ka manao tantara ny pasiteranao ary zarainao ny namanao eto amin'ny serasera ilay izy ,inona no olana amin'izany ..... :roll: ,ilay :roll: mpitory :roll: no tsy zakany ,hi;hi,
32. ikaretsaka
(
06/06/2008 15:33)
aza mitsaratsara fahatany.. fa le ianao tokony niteny hoe ranona no niteny an'io no notsipihiko hoe tokony hatao
aha tenenina hoe tao anaty Baiboly le izy no nalaina dia tsy maninona..
na hoe i Masindahy izao na i Mompera izao na Mpanoratra izao na i pasitera izao..
fa le mizara nefa tsy milaza ny fototra no tsy mety...
ohatran'ny heo ity ny ranonao: sotroy... kanjo ranon'Anosy! na samy rano izao aza!
ary maninona tokoa rehefa ao anaty baiboly dia hay ery ny mametaka ilay reference kely... fa rehefa toritenin'i St Ambrose dia adino ny nilaza hoe toritenin'i st ambrose no nalain; i niryna dia nozaraina teto.
averiko fa za tsy contre ilay mizara.. fa rehefa mizara dia mba omeo koa ny credit e!
33. niryna
(
06/06/2008 21:24)

-----------------------------------------------
hialako tsiny raha fitsarana no hilazanao azy.Na kristy aza nanao fanoharana foana no nataony satria mora amin'ny olona izany ,fony teto an-tany izy,koa raha mitantara ny mpitondra ny tenin'Atra ka mahita tantara ho zaraina ny olona inona no olanao iamin'izany? ilay fijongolohana tsy ahitana tombotsoa no mba hanitsiako anao.
Avereno aty amiko ny teniko,fa reraka aho hifandramatra aminao lava amin'ny zavatra tsy ahitana vokan-tsoa sady mampivoana ny sujet-foana Mizara koa rehefa mahita e,tsy hitory anao amin'iizany ny olona fa vao maika aza izy faly ,ahoana no hitoriko ny pasitera mizara tantara ? izany ve tsy hevitra mirefarefa amin'ny tany ....Tsss mampalahelo
aleo aloha omena ba kely na izany aza satria tsy ny olona no miady fa ny hevitra ao anaty no tsy mitovy :-* :-* :-* :-*
34. ikaretsaka
(
07/06/2008 04:00)
ka lazaina hoe taiza ilay izy no nalaina ry niryna a.. sa sarotra be ny milaza izany rehefa source tsy tao anaty baiboly no nangalana azy..
\tsotra ange ilay fiangaviana e
\tsotra ange ilay fiangaviana e
35. niryna
(
08/06/2008 04:55)
ikaretsaka:
ka lazaina hoe taiza ilay izy no nalaina ry niryna a.. sa sarotra be ny milaza izany rehefa source tsy tao anaty baiboly no nangalana azy..
tsotra ange ilay fiangaviana e
Andraso fa anontaniako ny pasiteranay rahampitso rehefa miangona izahay.Misy olona izay any,rehefa mitantara ny hoe hoy i Pedro izy na hoy Masindahy ....izy tsy misy miteny fa rehefa nitantara ny hafatrao aho dia anontaniany hoe avy aiza.Tsy any ny olana fa ny fitoriako no tsy zakanao ka dia mitady irika foana hianao.Tsy anontany indray aho fa dia manaova fikarohana. rehefa tsy faly mitomania :cry: :wink:
=)) =)) =))
ao ary fa omeko :-* e =)) =))
Bedin'i kristy aho fa tsy maintsy mitia ny fahavalo hono.
(l) ny namanao tahaka ny tenanao,izay no ahafantarana fa mpianatro hianareo
I (l) ika .
Tsy maintsy mi (l) ny fianakaviana ao amin'i Tompo Kristy isika :-*
36. ikaretsaka
(
08/06/2008 05:05)
rarahiako inona moa izay fitorianao .. ianao milaza hoe mitory nefa le zavatra torianao kay nangalarinao tany @ olona hafa no lazaiko hoe tsy mety ka ovay..
fa le toriteninao raha tsy anao manokana fa rapportena tsy interessant fa lasa film edfa nandeha...
ary aza i love miatsaravelatsihy eo ry fariseo a

37. niryna
(
13/06/2008 04:41)

:roll: :D =)) =)) =)) =)) =))
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
22 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana, fifaliana, fiadanana, fahari-po, fahamoram-panahy, fanaovan-tsoa, fahamarinana,
23 fahalemem-panahy, fahononam-po; tsy misy lalàna manohitra izany. Gal 5:22-23
39. niryna
(
14/06/2008 19:30)
ikaretsaka:
tadidio fa noraran'i jesoa mafy ny "mpiatsaravelatsihy"
marina tokoa izany ho an'izay mpihatsaravelatsihy.Aleo lavitra tsy miteny toa izay manohatra ny tenin'ATra foana ary mbola pira koa aza ny manoro vohana ny olona sy mankahala ny tenin'Atra ary mamadika azy amin'ny saim-patany
:wink:
ny tenin'Atra mantsy mampianatra antsika fa mila atao ao am-bava mandrakariva ny tenin'Atra (andro aman'alina) :arrow: ny mpihatsaravelatsihy (fariseo izay miaina ankehitriny milaza mpanaraka an'i kristy kanefa tsy manaraka ny didiny) dia milaza fa tsy mila mamaky baiboly na manao tsianjery dia tsy mahazaka ilay tenin'Atra omena ka miteny ireo olona ho mpanao pli-vava.
mila mamaky,mitadidy,mianatra,ary mametraka ny tenin'Atra ao am-pontsika isika :arrow: ireo mpihatsaravelatsihy na ry anti-christ efa mihaohao manova ny tenin'Atra ka mampianatra ny olona fa tsy ny baiboly irery ihany no ahafantarana ny tenin'Atra :arrow: mahita any an-kafa angamba izy .
ny baiboly dia tenin'Atra :arrow: ry mpihatsaravelatsihy dia mamadika indray fa baiboly=Atra no fandraisany azy ka manodina ny teny marina ary mampisavoritaka ny olona,satria ahoana? ny tenany sy ny pride ao anatiny no anehoany ny tenin'Atra :roll: too bad.
Avelao amin'izay aho hiverina any :roll: amin'ny sujet-ko fa hivoana indray ity :roll: efa hitako eto sahady :D
40. niryna
(
14/06/2008 19:43)
ikaretsaka:
tadidio fa noraran'i jesoa mafy ny "mpiatsaravelatsihy"
Ny tenin'Atra dia manambara amintsika fa Izaho no tena voaloboka (kristy io an )ny Raiko no mpamboatra.Ny sampany rehetra eo amiko izay tsy mamoa dia esoriny; fa ny sampany rehetra izay mamoa kosa dia amboarina mba hamoa bebe kokoa Jaona 15: 1-2