Ampanaraho ahy ny volako rehetra
21. Koditra
(
29/05/2008 14:20)
Dia misaotra an niryna. Efa voaray note aby eh!
Itako daolo ireo toerana nolazainao ireo fa lé fiara sisa :lol: :lol:
Tsika sy niryna aza efa niaôna teny @bodofotsy t@ ririnina 2006, samy nividy bodofotsy fa nangatsika :-D :-D
Misaotra eh.
Itako daolo ireo toerana nolazainao ireo fa lé fiara sisa :lol: :lol:
Tsika sy niryna aza efa niaôna teny @bodofotsy t@ ririnina 2006, samy nividy bodofotsy fa nangatsika :-D :-D
Misaotra eh.
23. niryna
(
30/05/2008 22:15)
Koditra:
Dia misaotra an niryna. Efa voaray note aby eh!
Itako daolo ireo toerana nolazainao ireo fa lé fiara sisa :lol: :lol:
Tsika sy niryna aza efa niaôna teny @bodofotsy t@ ririnina 2006, samy nividy bodofotsy fa nangatsika :-D :-D
Misaotra eh.
nataoko tsara ny famotorana dia ireo noteneniko anao ireo ihany ny toerana fa ny anaran'ilay olona dia hoe Ra-Pierre double na Ra-Pierre-Ra Pierre .
Olona mpanan-karena be hono ilay rangahy,nanana fiara,villa mifefy tamboho
ary fiara ,izay mbola vitsikely mihitsy ny olona no nanana an'izany fiara izany.Rehefa maty hono izy dia navelan'ny zanany teo an-tanana ihany ny fiara ary niha-ratsy ilay izy.Indray andro hono nanofy ny zanany ka niteny azy hoe hoento eo am-pasana ila fiarako ary dia notanterahan'ny zanany tokoa ny hafany.Tsy nisy pneu intsony ilay izy fa vatana fiara sisa ary efa harefesina be ..
24. niryna
(
30/05/2008 22:31)
milaibe:
ainaheri> zay voan`ny cancer ihany anie oz i yonika ,nyrina>le ramatoa iny mintsy no efa mafy tanàna dia nilaozan`ny fianakaviany zay ndray no henoko t@ iny ko
nigadra izy fa tsy nandoa tax ,ary rehefa niady izy fa hoe manana vady antitra ka mila mikarakara azy izy dia nandoa vola na honitra hono izy ,ka rehefa nivoaka izy maty ilay vadiny taty aoriana ary fantany fa raha maty izy satria samy mpanan-karena be izy mivady ,dia tsy maintsy alain'ny fanjakana ny fanany kanefa izy mbola leon'ny be tamin'ny fanjakana nanagadra azy koa dia ireo olona mpikarakara ny alikany noheveriny fa tia ny alikany no nomeny 12 millions hikarakarana ny alika (ny isan'ny alikany na ny sakany aloha
dia tsy tadidiko indray)
:D :D
