misy karazany e !
1. isalo
(
24/05/2008 14:58)
Mba mandalo ndray d mba hametraka lohahevitra.
Mora adino ve ary raha ianao ilay nametraka hevitra teto hoe iza @ lehilahy no tsy adinony @'ny vehivavy niaraka taminy fa mba avadiko ny ahy hoe :
Iza no tsy adinoina vehivavy ny bandy namaky azy saingy tsy nahavita h@'ny farany fa narary azy ka tsy naheno plaisir izy sa ny bandy tena nanao rapport taminy (nisy mouvement va-et-vient) tanteraka tao aorinan'io ka natsapany izany premier experience sexuelle zany sy orgasme zany ?

novalian'i ainaheri ny 30/05/2008 11:44
3. xxx
(
24/05/2008 15:10)
isalo:
Iza no tsy adinoina vehivavy ny bandy namaky azy saingy tsy nahavita h@'ny farany fa narary azy ka tsy naheno plaisir izy sa ny bandy tena nanao rapport taminy (nisy mouvement va-et-vient) tanteraka tao aorinan'io ka natsapany izany premier experience sexuelle zany sy orgasme zany ?
fa angaha tsy maintsy bandy roa samihafa no nanao an'ireo ?
sa kely veta daholo ny vehivavy ve ?
4. tess
(
24/05/2008 15:53)
ze tsy te hamaly kosa aza mamaly fa natolotra ho anzé te hamaly ny dinika
5. orona
(
24/05/2008 16:35)
valio zany ry tess fa ianao no vevavy eo a. Ilay nanapasaka anao sa ilay mpanao va-et-vient aminao?
6. evasoa
(
24/05/2008 21:04)
tsy aleo ve alefa ambon'ny fehikibo ny eritreritra :?:
tsy noho ny firaisampandriana taminy no antony tsy anadinoana olona iray fa arakaraky ny hamafisan'ny fihetsehampo t@ zavatra niarahaniaina na koa ny fihetsehamponao irery tsy voatery ho nisy fifandraisana arabatana
mety ohatra na ilay voalohampitiavana namohafoha tao amponao izany atao hoe fitiavana izany, fony mbola "zaza", mety hoe eritreritra niantefa fotsiny tamin'olontokana nefa fitiavana mamy dia mamy na dia tsy nandramana fa nijanona tao aneritreritra fotsiny
na mety ho ilay olona norohanao voalohany, raha ny amiko manokana dia izay mantsy. Hatramin'izao dia mbola ampientana ny foko foana ny fahatsiarovako izay oroka voalohany izay. Tadidiko ny andro, ora, ny ankanjo nanaovanay...
Mbola mahery lavitra ny fahatsiarovako ny rehetra taty aorina rehetra satria tsapako hoe hainy tsara ny nampisy lanjany iny fotoana iny (l) (l)
de oka izay le resaka fa mampatsiaro ny taloha :-P

7. tess
(
24/05/2008 22:52)
orona:
valio zany ry tess fa ianao no vevavy eo a. Ilay nanapasaka anao sa ilay mpanao va-et-vient aminao?
ny valiteniko ve??? ny ahy tsy misy hadinoko na ny iraika aza lol! na ny nanapasaka na ny tsy nanapasaka
:wink:
10. ainaheri
(
30/05/2008 11:44)
orona> ary nahay nanisa nareo an,sao d tao anatiny kosa nahitanareo an'zany ee lol