Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?

81. rakapy ( 15/06/2008 20:35)
Tena milay zany Rakaroka. Zaho aloha dia vonona tateraka @ ilay asa fa izaho no blem kely. Izaho aty Vangahindrano no mipetraka .ka asa raha afaka hiantoka frais taxi-brosse sy roplam ho ahy ianao dia ataoko ny bizna? ^^ ^^ ^^
82. rakaroka ( 15/06/2008 21:30)
Déjà pas mal ny fahavononana hiasa. Heu.... indrindra 'ndray moa 'zany hoe "Rakapy no iaraha-miasa! marina e! 'zaho 'ty Rakapy miara-miasa @olona eraky ny vazan-tany efatra. Tsy maninn anie ny halavirana ankehitriny fa ny hevitra sy saina no ampiadiana sy ampifanarahana tsara dia possible ny bizna.
'za io eto "Frantsa" mifandray amina "skype" any dilam-bato isan-karazany: 'Etats-Unis; Allemagne, Belgique" sns. Dia mlsy "cause" causi-na tsara! Ny tena important dia mifanaja tanteraka sy tsy mifanambaka. Atao an-tsaina tsara hoe mpirahalahy mianala... Dia indrindra indrindra alavirina ny image tsy "crédible", izany hoe ny fitapitaka madinika sy ny indro kely maro: miara-miasa @vazaha tsy mora!. Fa 'zaho io lehiben'ny entreprise-ko.Ka raha misy hevitra inreréssant exploitable any @ misy anao, hevero izay possible miala any aloha, ary tsy ilay manao projet hakana vola fotsiny dia avy eo aodina ny vola. :-D :-D :-D .
Misy piste iray possible any ity. Ianao ve afaka manomana mise en place ao Tanà "Concours de guitare" ohatra?''zaho hanomana ny loka sy différente enregistrement etc...
83. rakaroka ( 15/06/2008 21:45)
Dia raha possible dia ohatrinona no lany @ fikarakarana sy ny omena anao?
Dia inona ny antoka, sao manao ohatran'ny an'i Rossy teo hoe efa raikitra ilay
"bizna" efa lasa ny vola efa natao ny repet sns, efa tonga ilay andro sy ilay olona avy aty vao tsy possible indray hono fa ...noho ny antony tsy miankina aminay!
Dia raha tsy possible dia inn aza ny possible.
Heu...Ny Hiantoka anao ho tonga aty! Efa maro no nataoko izany, saingy
noho ny politikan'ny gasy manifika an'i Frantsa dia tsapako niha-sarotra ny fivoahana mankaty, sauf avec specialisation mifandraika tadiavindrizareo. Misy artiste tonga tsara aty ihany hafarana "Association" fa vao herinandro izao no nihahaka ny soirée satria tsy nahazo Visa ilay "artiste" nafarana!
Dia izany no hiheverana ny possible!
84. rakapy ( 15/06/2008 23:49)
Ka zavatra mitovy @ io mikarakara concours io mihintsy no naha bakiropotra ilay dadatoanay ao Befotaka izay. Efa namidy ny omby maro.Efa nandany vola niakarana tany Tana. Kay ilay olona nampanantena sy tompon'ny hevitra tsy hita! ny vola izay nolazainy fa ho raisina ao Tana tsy nisy. Ny entana efa tafakatra tao Tana daholo.Ny tompon'entana tsy manaiky fa ny volany no fantany. Dia i Radadatoa no nandoha ny rehetra. Mandrak'ity ny androany efa ho 7 taona lasa izay, tsy hita na niseho ilay olona. Avy any Frantsa koa hono i Ramatoa!!!
85. rakaroka ( 16/06/2008 05:25)
Tsy izaho aloha ilay ramatoa! Ary tsy misy entana loatra angamba akarina fa plutôt organisation de service ilay izy ! De toute façon atao hoe tsy mahatoky ahy @ io resaka io ianao dia adaboka any iny ho avelako aoriana @ partenariat afaka iarahana miasa.
Marina mihitsy ny teninao hoe tsy mifampatoky intsony ny olona ankehitriny noho ny zava-niseho maaaaaaro ary ho anay aty "risque" aza raha ny marina ny mi-investir any noho ny insecurité @ lafiny maro. 'zaho aty io koa anie efa
nanao toa izao mifampiraharaha t@ olona tany, dia miafara @ afoy ho azy fotsiny ny ezaka rehetra satria "izy aza hono sahirana!" . Izay no mahatonga ahy mi-nbauche à petit boulot aloha mba hamantarako ny fifankazahoana, mametraka aminy ny karama eken'ny sainy vao mampitombo tsikelikely avy eo.
Sady ny "blem" @ gasy, akifika ohatra ny "vazaha" dia anfa tsy mahay mitantana akory avy eo. Jereo izao ny "tapis mohair noresahiko io: tokony
"affaire mahavelona "tsara mihitsy": "250 Euros ny m2 raha amidy fa faillite tsy nisy intsony nony gasy no nitantana.Etc...Izay no mahatonga ahy hoe ilay
tsy fahatokisana koa anie avy any indrindra koa!
86. rakaroka ( 16/06/2008 05:54)
Dia ny "impossible mais vraie" . Arabo sy musulman ilay voaenjika bbbb eto ireny aza no iarahako miasa (tna marina) fa mahatoky tsy araka ny fanombanana azy akory ireo iarahako miasa. Omena azy ny laklén'ny fiara , ankinina aminy ny entana fa tsy misy mipika. Ary à chaque fois ny gasy na fifampitsimbinana aza no kasaina tonga dia :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ . Dia aleo ihany olom-pantatro ianao arahaba dia vita" araka ny hira sao manimba fihavanana koa, anefa ny "aantagn'ny ahiny maaaaaro ny fahaizana miara-miasa
satria ny tondro tokana hono tsy mahazo hao!
87. rakaroka ( 16/06/2008 05:58)
"mahatafita ny vahiny maaaaro" no tiako lazaina (azafady fa diso tndry)
88. rakaroka ( 16/06/2008 06:13)
:roll: :roll: Asa mety miditra koa ny hoe Atra sy Jesoa ihany no tokony itokisana! :roll: :roll: :wink:
89. rakapy ( 17/06/2008 05:00)
Soa fa nalaky tonga saina ianao. Saika nataoko hoe mbola hanohy ilay pub satria miheritra fa "FIVAVAHANA sy FINOANA" no loha-hevitra eto ka hoe azo itokisana daholo izay rehetra milaza sy mahay mitanisa ny baiboly eto! :-D :-D :-D hanaovany toroteny mamy sy fandresen-dahatra eo ianao nefa rehefa tratrany am-tsiapoizina tonga dia darofany @ le mampandraingiraingy raha tsy mahafaty mihintsy aza^^ ^^ ^^
90. prime ( 18/06/2008 11:56)
rakaroka> Tsara ilay finiavana hanampy, hamonjy ny hafa... andramo ao amin'Andriamanitra anie fa tena mahomby e!
91. rakaroka ( 23/06/2008 13:03)
Prime. Diso ianao raha mihevitra fa tsy ao @ Atra aho. Ary tahaka izao misy eto izao indrindra no mahasarotra ny "inoan'ny olona ny finoanareo": sahala amin'ny hoe "anareo irery ilay nahary izao tontolo izao tsy amin'avakavaka loatra. Tsy ary izao miblablabla ihany akory no voafaritra ho "Azy"
92. prime ( 23/06/2008 13:07)
Raha diso aho tsy maninona fa ilay tiako ambara dia hoe raha tsy ao amin'i Kristy ny ataonao dia ho zava-poana ihany...
93. rakaroka ( 23/06/2008 13:13)
rakapy:

Soa fa nalaky tonga saina ianao. Saika nataoko hoe mbola hanohy ilay pub satria miheritra fa "FIVAVAHANA sy FINOANA" no loha-hevitra eto ka hoe azo itokisana daholo izay rehetra milaza sy mahay mitanisa ny baiboly eto! :-D :-D :-D hanaovany toroteny mamy sy fandresen-dahatra eo ianao nefa rehefa tratrany am-tsiapoizina tonga dia darofany @ le mampandraingiraingy raha tsy mahafaty mihintsy aza^^ ^^ ^^


Ianao no mandray ny resako ho "Pub": Oh mon Dieu.
:roll: :roll: :roll: Tena misaina loatra ny malagasy hany ka mivaona @ tsy noeritreretina marina. Ny finoana sy fivahana anie tsy voafetran'ny any am-piangonana ihany na ny ao anaty baiboly koa fa @ "atao" indrindra koa.
Sokafy ny fo @ panahy sy fisaina fa i Jesoa izay aza anie mba nilafika tany @ pamory hetra sns. 'Nareo toa boriborin-kevitra tsy mba liana hafa tsy ny
manenjika ny hafa! Dia lazao fa tsy misy ifandraisana @ ity lohahevitra ny resako lazainao ho "Pub". u contraire. Concrétisation-piheverana fa sao ny asa tsy misy no mampihalangalana, ary prouvé izao fa "FOTO-PISAINA" no
mahatonga ny "bandy" à l'écartn'ny fiainana!
94. rakaroka ( 23/06/2008 13:17)
prime:

Raha diso aho tsy maninona fa ilay tiako ambara dia hoe raha tsy ao amin'i Kristy ny ataonao dia ho zava-poana ihany...



Ilay izy Prime "Kristy" tsy étiquette akory sanatria., Izy no "avelao hiteny hoe ao aminy na tsia, fa tsy anjarantsika loatra angamba, rahateo sarotra ny hihambo hoe ao @ Kristy aho: tsara kokoa hoe ny mpiara-belona sy Izy Kristy
no hanambara
95. niryna ( 24/06/2008 03:23)
prime:

niryna:
hmm! raha tsy nibebaka izy tsy ho voavela o !
... dingana goavana io amin'ny fandraisana ny famonjena... sa tsy izany? :)

marina tanteraka.Efa nanao sujet aho hoe "tsy mamela heloka Atra satria tsy mamela heloky ny hafa izy" :arrow: memala ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay :arrow: ny dikany dia hoe raha tsy mamela heloky ny hafa aho izany dia tsy avelanao koa ny heloka vitako?
Dia eny no valiny.

Ataonao ahoana ho Izy no itia izay ATra tsy hitan'ny maso kanefa ny rahalahinao izay hitan'ny masonao aza tsy tianao ? dray,dray,dray :oops:
96. niryna ( 24/06/2008 03:35)
rakapy:

Tsetsatsetsa tsy haritra ity.
Ity karazan-dresaka ity dia efa ela no mpiseho eo @ fiaraha-monina.Efa maro no niova fa ny tany Afrikana , Azia ary Silamo no matetika mbola tena isehoan'ny tranga @ zao fotoana izao.
Fa ity dia tsara ho fantary ny vhv koa: Tokony hitsotra sy mifampidinika @ ireny karazana lhl tsy manao asa an-tokatrano ireny ny vhv.

misy fahamarinana ary araky ny nahalehibiazana azy ihany koa sy ny toetra ifandraisany ny vadiny.

Raha sendra namangy fianakaviako Gasy maro izay mipetraka any an-dafin-dranomasina ny tenako ka tonga ny fotoana fikarakarana sakafo. Niala ny salon i ramatoa ka nankany an-dakozia mba hikarakara sakafo. Nanotany azy aho raha tiany ny hanampiako azy satria izaho dia nobehazina hikarakara ny rehetra(sady lahy no vavy hoy ny teny Gasy). Nanda mafy i Ramatoa hoe tsy fomba hono ny lhl mikarakara lakozia???
hmm.
Ny aty aminay,ny lehilahy no mahandro sakafo ary raha tsy mahandro izy dia mividy sakafo any amin'ny hotely rehefa any am-piasana.Matetika ,manaja ,mahandro sakafo,ny vehivavy no rosoina ary rehefa misy fety dia misy sahy miteny an'izany mihitsy.Arakarany io fa izany akory tsy midika hoe aza mifnampy na aza miara -miasa,mifanohana.

Lany ny sakafo. Ary dia nangataka ny hanasa lovia ny tenako. Dia nanda mafy indray i ramatoa na dia ni-insiste ary aho dia tsy nety mihintsy izy.
Taty aoriana nefa dia henoko t@ rangahy fa mimenomenone foana i ramatoa hoe ny lhl hono tsy mandray andraikitra mihintsy fa mialangalana foana.
De aiza re izany e!!!
:-D
ka izay ilay lazaina hoe miaraka mifanohana ny fiainana ,ny fanasan'ny lehilahy vilia ohatra tsy manambany aza fa mampiseho ny fankasitraham-badiny izy.Eo sasako io vilany io fa potika ny hohonao ohatra .Izay ilay fitiavana mizara ary raha tsy miteny izay ao am-po ilay ramatoa dia izy no diso,mihatsara ivelantsihy
97. prime ( 24/06/2008 06:35)
rakaroka:
Ilay izy Prime "Kristy" tsy étiquette akory sanatria., I
... tsy "étiquette" tokoa Izy... fa fiainana mihitsy... raha tsy mandray Azy feno ho Tompo sy Mpamonjy dia resabe avokoa izay atao sy lazaina...
rakaroka:
Izy no "avelao hiteny hoe ao aminy na tsia, fa tsy anjarantsika loatra angamba, rahateo sarotra ny hihambo hoe ao @ Kristy aho:
... tsia ny tsirairay no mahafantatra hoe ao aminy aho na tsia... satria ny Fanahy Masina dia miasa amin'ny tsirairay... ary ny tenin'Andriamanitra dia mazava fa ny olona manana ny Fanahy Masina dia sady fantatr'izy tenany fa manna izany izy no fantatry ny manodidina ihany koa... ry tsy izany ihany fa Kristy mihitsy no manamarina azy ka manambara azy fa Azy izy...
rakaroka:
tsara kokoa hoe ny mpiara-belona sy Izy Kristy
no hanambara
... ny fanambarana efa akony sisa fa ny fibebahana sy ny famelankeloka voaray ary fandraisana Azy no manamarina ny maha-Azy na tsia...

Ka ny lehilahy dia lohan'ny fianakaviana foana raha ny foto-kevitra kristiana raha tsy izy mihitsy no mandà na manala tena na mivarotra izany... :)
98. rakaroka ( 24/06/2008 13:28)
prime:

[quote=rakaroka]Ilay izy Prime "Kristy" tsy étiquette akory sanatria., I
... tsy "étiquette" tokoa Izy... fa fiainana mihitsy... raha tsy mandray Azy feno ho Tompo sy Mpamonjy dia resabe avokoa izay atao sy lazaina...
Ny resaka hoe "nandray na tsia" tsy resaka fa "etat"! ka tsy afaka hivolana itompo teny fantatra ianao rahateo izay nitonina ho izany teo amin'ny tantra aza nahitsiny foana, donk tsy "affairentsika ny "hitsara olona!" ho azy sy tsy azy!
rakaroka:
Izy no "avelao hiteny hoe ao aminy na tsia, fa tsy anjarantsika loatra angamba, rahateo sarotra ny hihambo hoe ao @ Kristy aho:
... tsia ny tsirairay no mahafantatra hoe ao aminy aho na tsia... satria ny Fanahy Masina dia miasa amin'ny tsirairay...
Ka mahagaga ahy i Prime mbola mano "remarque" amiko. Efa nilaza aho etsy ambony hoe "aza manahy" ny hoe tsy ao Aminy aho. Tahaka anao mi-sentir ho manana azy koa ny "hafa" maro heverinao tsy ao ambala akory.


ny fanambarana efa akony sisa fa ny fibebahana sy ny famelankeloka voaray ary fandraisana Azy no manamarina ny maha-Azy na tsia...

Prime a: Tena ihomezan'-ny hafa finoana marina ny "torinteninareo avec refrain tahaka izao e". Sincèremment tsy hita izay handraisana azy!

Ka ny lehilahy dia lohan'ny fianakaviana foana raha ny foto-kevitra kristiana raha tsy izy mihitsy no mandà na manala tena na mivarotra izany... :)
8O 8O

Ny mahatonga ny torinteninareo tsy "efficace" ary vonoin-drizareo any "Inde" aza ny Xtiana" dia satria tsy maitrisé-nareo "MATETIKA" ny sujet hipetsompetsonana.Misy detail maro négligé-nareo tahaka tsy misy fa dia tsipona izay mahafinaritra ny saina fotsiny no atao. Eto izao doa te hanao be saina hoe lohany foana rangahy na ahoana na ahoana an, ary izany no isehoana fa mahaXtiana=>Tsoriko fa afa-baraka tanteraka ilay kristy @ izay fotoana. Sahala @ hoa nohosoram-potaka izy. Fa maninona kay raha mbô ilay toetrany miasa sy tsy miady ho lohany no mba nalaina e. Ho "efficace kokoa ny fijoroana ho vavolombelona!
99. niryna ( 25/06/2008 03:04)
rakaroka:

tsy tahaka ny an'ny sasany vao miha bobohana toaka ho vizana haingana ilay vatana: dia aia moa no tokony sy hanekeko ho lohany ny olona tsy misaina toa ireny hoe ny tavoahangy tokony hoentiny indray no mitondra azy an-tantatra: ka na baiboly , na iza no hanandratra ilay olona ho lohany. Dia lazao an-drizareo fa "rambon'olona ny toa izany!



8O
100. niryna ( 25/06/2008 03:08)
prime:

rakaroka:
Ilay izy Prime "Kristy" tsy étiquette akory sanatria., I
... tsy "étiquette" tokoa Izy... fa fiainana mihitsy... raha tsy mandray Azy feno ho Tompo sy Mpamonjy dia resabe avokoa izay atao sy lazaina...
rakaroka:
Izy no "avelao hiteny hoe ao aminy na tsia, fa tsy anjarantsika loatra angamba, rahateo sarotra ny hihambo hoe ao @ Kristy aho:
... tsia ny tsirairay no mahafantatra hoe ao aminy aho na tsia... satria ny Fanahy Masina dia miasa amin'ny tsirairay... ary ny tenin'Andriamanitra dia mazava fa ny olona manana ny Fanahy Masina dia sady fantatr'izy tenany fa manna izany izy no fantatry ny manodidina ihany koa... ry tsy izany ihany fa Kristy mihitsy no manamarina azy ka manambara azy fa Azy izy...
rakaroka:
tsara kokoa hoe ny mpiara-belona sy Izy Kristy
no hanambara
... ny fanambarana efa akony sisa fa ny fibebahana sy ny famelankeloka voaray ary fandraisana Azy no manamarina ny maha-Azy na tsia...

Ka ny lehilahy dia lohan'ny fianakaviana foana raha ny foto-kevitra kristiana raha tsy izy mihitsy no mandà na manala tena na mivarotra izany... :)


miombo-kevitra amin'i prime koa aho.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2108