Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?

61. prime ( 11/06/2008 13:39)
rakaroka> :)

Ka ilay tenin'i Jesosy ho an'ny jiosy nanatrika azy teo, ho an'ny olona mihevitra ho manana ny fahamarinana... saingy ho an'ilay vehivavy tratra ihany koa efa "niaiky heloka sy nibebaka" ka nahazo famindrampo t@ i kristy ihany koa...

Fa tsy hoe izay rehetra manota sy velona ao amin'ny ota dia mahazo famelan-keloka sy famindram-po ho azy satria tratry ny hetraketraky ny fiainana... :wink:
62. rakaroka ( 11/06/2008 17:26)
Ka 'lay famelan-keloka 'gné tsy haiko hoe ho an'iza loatra :roll: :?:
'zaho nahita mpivaro-tena, nahatonina hoe "mamlà ny heloko Jesoa, tsy fidiny amiko sns, dia tahaka ireny Xtiana mihosina @ ota ireny ihany!
Ka nisy resaka koa mantsy hoe mamelà ny helony fa tsy fantany izay nataony.
Tahaka ilay ranamana ao anaty tsy fisiana ka na fantatra izao aza hoe mila mividy "ticket" dia vavaka ho'aho sisa atao hoe "Atra ô: ataovy tsy tratra aho sady ahiratra ihany ny maso @ ireo "controleur". Mora anie ny manenjika ireny olona ireny , anefa koa nisy hira hoe "fidiny azy ve ny ho tonga @ io toerana io?...
63. rakaroka ( 11/06/2008 17:55)
Ny hitsiny tiako apetraka dia ny fitambaran'ny olona monina ao @ tokan-trano no maha tokan-trano ny tokan-trano. Heveriko fa rariny sy hitsiny ny ho tompon'andraikitra miara-misalahy @ fampanjariana ny tokan-trano ny tsi1/1 ao anatiny: tsy mety ilay misy mialangalana dia mifatratra @ ilany avokoa ny "andraikitra", ary na ny ankizy aza dia tokony ampahafantarina sy "responsabilisé-na @ tokony ataony ohatra mampirina ny fandrinany.Mitandro koa ny fahadiovana. Ny tendanc @ vahana nomena fa misy mpiasa, na misy vhv mpikarakara dia nahatsapana fa "goraka" ilay fitaizana
hany ka tsy mahatsapa tena @ tokony ataony intsony ny sasany ! Ary btsaka ny mihevi-tna ho patron Bbbe zatra mandray vonona izany! Ka tsy karazana tsindrihazolena ve ilay tsy miasa akory anefa miady ny ho lohany?...Dia rariny sy hitsiny sy araka an'Atra ary ve izany ? :roll: :roll: :roll:
64. rakapy ( 11/06/2008 17:58)
Tokony hiova domaine lhl hafa izany i Rakaroka satria ny lhl mifampikasoka @nao dia irony karazany tsy mahavoa irony. :-D :-D :-D mba velabelaro ny tontolo e!
65. ikaretsaka ( 11/06/2008 23:22)
rakapy:

Ka izay mihintsy anie ilay izy ry Nyrina e! Zavatra hifanaovana ilay izy fa matetika ny vhv no mimenomenona :-D :-D :-D


hihihi
66. prime ( 12/06/2008 12:53)
rakaroka> safidy nefa ny fiainana manontolo... :)
67. niryna ( 13/06/2008 04:18)
rakapy:

Ka izay mihintsy anie ilay izy ry Nyrina e! Zavatra hifanaovana ilay izy fa matetika ny vhv no mimenomenona :-D :-D :-D


ataovy hoe tsy indraindray,satria ny vehivavy dia tena be asa lavitra noho ny lehilahy rakapy a :D
68. niryna ( 13/06/2008 04:22)
rakaroka


:lol:
69. niryna ( 13/06/2008 04:24)
Jeankely:

Izay indrindra saingy somary nahagaga ny nampidirany an'i Kristy sy ny fiangonana ? Eto moa samy mametraka izay ao antsainy na zavatra zakan'ny loha no resana na tsy zaka dia sokafana ihany.


aza gaga Jeankely satria resaka fivavahana ity ary voalaza ao ao amin'ny soratra masina fa kristy no lohan'ny fiangonana ary ny lehilahy koa no alohan'ny tokantrano na tiantsika na tsia hi,hi sa tsy manai
70. niryna ( 13/06/2008 04:25)

Jeankely:

Izay indrindra saingy somary nahagaga ny nampidirany an'i Kristy sy ny fiangonana ? Eto moa samy mametraka izay ao antsainy na zavatra zakan'ny loha no resana na tsy zaka dia sokafana ihany.


aza gaga Jeankely satria resaka fivavahana ity ary voalaza ao ao amin'ny soratra masina fa kristy no lohan'ny fiangonana ary ny lehilahy koa no alohan'ny tokantrano na tiantsika na tsia hi,hi sa tsy manaiky moa hianao dia akory atao baba



71. niryna ( 13/06/2008 04:28)
prime:

rakaroka> :)

Ka ilay tenin'i Jesosy ho an'ny jiosy nanatrika azy teo, ho an'ny olona mihevitra ho manana ny fahamarinana... saingy ho an'ilay vehivavy tratra ihany koa efa "niaiky heloka sy nibebaka" ka nahazo famindrampo t@ i kristy ihany koa...

Fa tsy hoe izay rehetra manota sy velona ao amin'ny ota dia mahazo famelan-keloka sy famindram-po ho azy satria tratry ny hetraketraky ny fiainana... :wink:

hmm! raha tsy nibebaka izy tsy ho voavela o !

72. niryna ( 13/06/2008 04:35)
rakaroka:

Ny hitsiny tiako apetraka dia ny fitambaran'ny olona monina ao @ tokan-trano no maha tokan-trano ny tokan-trano. Heveriko fa rariny sy hitsiny ny ho tompon'andraikitra miara-misalahy @ fampanjariana ny tokan-trano ny tsi1/1 ao anatiny: tsy mety ilay misy mialangalana dia mifatratra @ ilany avokoa ny "andraikitra", ary na ny ankizy aza dia tokony ampahafantarina sy "responsabilisé-na @ tokony ataony ohatra mampirina ny fandrinany.Mitandro koa ny fahadiovana. Ny tendanc @ vahana nomena fa misy mpiasa, na misy vhv mpikarakara dia nahatsapana fa "goraka" ilay fitaizana
hany ka tsy mahatsapa tena @ tokony ataony intsony ny sasany ! Ary btsaka ny mihevi-tna ho patron Bbbe zatra mandray vonona izany! Ka tsy karazana tsindrihazolena ve ilay tsy miasa akory anefa miady ny ho lohany?...Dia rariny sy hitsiny sy araka an'Atra ary ve izany ? :roll: :roll: :roll:
efa reraka avy niasa koa izy rakorako a
,ilay raharaha rehetra teneninao anie dia marina sy mitombona e ary misaotra nizaran ,fa ilay hoe omenao ho lohan'ny tokan-trano ve izy na tsia no olana e ?

:wink:
73. niryna ( 13/06/2008 04:37)
ikaretsaka:

rakapy:

Ka izay mihintsy anie ilay izy ry Nyrina e! Zavatra hifanaovana ilay izy fa matetika ny vhv no mimenomenona :-D :-D :-D


hihihi


ary ikaretsaka toa tsy mba nanohana ny hevitrao ? hi,hi,hi

:wink:
74. niryna ( 13/06/2008 04:37)
rakapy:

Tokony hiova domaine lhl hafa izany i Rakaroka satria ny lhl mifampikasoka @nao dia irony karazany tsy mahavoa irony. :-D :-D :-D mba velabelaro ny tontolo e!



:roll: :D
75. prime ( 13/06/2008 09:45)
niryna:
hmm! raha tsy nibebaka izy tsy ho voavela o !
... dingana goavana io amin'ny fandraisana ny famonjena... sa tsy izany? :)
76. rakapy ( 14/06/2008 19:36)
Tsetsatsetsa tsy haritra ity.
Ity karazan-dresaka ity dia efa ela no mpiseho eo @ fiaraha-monina.Efa maro no niova fa ny tany Afrikana , Azia ary Silamo no matetika mbola tena isehoan'ny tranga @ zao fotoana izao.
Fa ity dia tsara ho fantary ny vhv koa: Tokony hitsotra sy mifampidinika @ ireny karazana lhl tsy manao asa an-tokatrano ireny ny vhv.
Raha sendra namangy fianakaviako Gasy maro izay mipetraka any an-dafin-dranomasina ny tenako ka tonga ny fotoana fikarakarana sakafo. Niala ny salon i ramatoa ka nankany an-dakozia mba hikarakara sakafo. Nanotany azy aho raha tiany ny hanampiako azy satria izaho dia nobehazina hikarakara ny rehetra(sady lahy no vavy hoy ny teny Gasy). Nanda mafy i Ramatoa hoe tsy fomba hono ny lhl mikarakara lakozia???
Lany ny sakafo. Ary dia nangataka ny hanasa lovia ny tenako. Dia nanda mafy indray i ramatoa na dia ni-insiste ary aho dia tsy nety mihintsy izy.
Taty aoriana nefa dia henoko t@ rangahy fa mimenomenone foana i ramatoa hoe ny lhl hono tsy mandray andraikitra mihintsy fa mialangalana foana.
De aiza re izany e!!!
:-D
77. rakaroka ( 14/06/2008 19:50)
rakapy:

Tokony hiova domaine lhl hafa izany i Rakaroka satria ny lhl mifampikasoka @nao dia irony karazany tsy mahavoa irony. :-D :-D :-D mba velabelaro ny tontolo e!


Justement , sady tsy niantehatra no tsy nanantena lahy izany ny aty h@zay ka hatramin'izao .. Saingy "RAVO" faly ery ny fo @ahiko rehefa tojo ny fisian'ny lhl mba mifanaraka @ay namboloina hoe : "izany ka hummmmmm
:wink: tahaka an-dry Abbé
"zahana tokoa izany "VOARA VANONA fa tsy mba lo:
"Tiana hoe ny jhj mbô tena "REHAREHA" tokoa!
Ny "blem-ko io mifamotsitra tanteraka @ fanombanana ny lhl nby fitran-drizareo matetika ( à 99%). Mbo nomena herim-batana, mirijarija , hery mihoatra noho ny vhv 'nefa tsy hain-drizareo ny mapiasa izany :?: Doa ampindramo ahy rehefa tsy hay mampiasa fa tsy tahaka ny an'ny sasany vao miha bobohana toaka ho vizana haingana ilay vatana: dia aia moa no tokony sy hanekeko ho lohany ny olona tsy misaina toa ireny hoe ny tavoahangy tokony hoentiny indray no mitondra azy an-tantatra: ka na baiboly , na iza no hanandratra ilay olona ho lohany. Dia lazao an-drizareo fa "rambon'olona ny toa izany!
78. rakaroka ( 14/06/2008 20:06)
Tsy i Abbé ihany ny lhl voasoratro fa tsy affiché fa toa an-dry Pedro;sns.Mety maro tsy re laza koa fa mendrika tokoa. Misy izy ireny tsy mitady sitraka, sns, ary misy ny lhl ilay mihevitra ho lohany indrindra, ilay mampamafa kiraro sy mibaiko izao sy izao anefa koa hoy ny tsipona hoe:"izay te ho lehibe aminareo
dia aoka hanetry tena. Donk izay manompo, miasa kokoa izany no tokony ho lehibe , ary ny lehibe no tokony mitarika!
Ny mahasarotiny loatra ahy @ ity resaka dia maha-zava-dehibe ny "antsoina hoe "sense de responsabilité" indrindra ho an'ireo ray efa niteraka. Ary raha jerena statistiquement be ny vhv mamelona zaza tsy misy ray noho ny lhl mamelona zaza tsy misy reny! Ary na samy eo aza izy roa mbô lanjalanjao lahy ny antsoina hoe rariny sy hitsiny @ saina tsy miangatra! fa ramatoa anie efa sivy volana ny tombo tsynitondranareo, fa ny nametraka dia "paisir ihany fa ny famelona dia "andraikitra tsy tokony odiana adala! ka vitavitan'ny hoe loham-pianankaviana aho ka hihaminkamina fotsiny!
79. rakaroka ( 15/06/2008 09:13)
prime:

rakaroka> safidy nefa ny fiainana manontolo... :)



:lol: ^:^ Marina izany ary izany indrindra no tokony mba hisafidianana lhl mba mamelona raha azo atao fa tsy ilay tsy haninontsy haninona sy charge Bbbe irony fotsiny! :wink:
80. rakaroka ( 15/06/2008 19:41)
Fa misy "offre" ataoko tena "sérieux" aza ity , atao hoe petit boulot" pour commencer.
Misy asa ho an'ny bandy.
:-P :-D :-D :-D . Donk ny vhv s'abstenir.
Ny toerana iasana : La defense.
Ny andro sy ora zoma de 7 à 20 heure.
Sabotsy maraina de 7 à 13 heure
Alahady maraina de 7 à 13 heure ( mbola afaka miangona tsara ny- hariva).
Ny karama dia ianareo no mi-propose: "izaho mifantina ny candidature sy ny meilleur offre par rapport @ CV sy ny motivation. Hi!hi!hi! Varotra produit "Européen" et pays occidentaux no ataoko pour l'instant, fa raha misy "circuit gasy tafapaka amiko dia afaka amidiko ny entana araka izay ifanarahana! Heu...tiako beeee raha ny marina ny hivarotra ny tapis mohair-ntsika ohatra, saingy, 'reto vazaha no hay nifampiraharahana hatramin'izao.
Tokony rubriquen'ny bizna sa tetik'asa sns izy ity, fa tsy tiako loatra 'lay lhl mivanendaka tsy mahita atao aty @ resa-pinoana dia maninn moa raha mbô sendra mahasoa na piste ho an'izay tsy haiko e . tena "offre" izy ity. Dia izaho no "contacté-na @ ilay izy!
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3929